ndao hilalao aby

21. Papoose ( 15/02/2007 19:31)
volobe io
misy v ny anao?lol
22. xxx ( 16/02/2007 14:05)
ny hanao foana no ao an-tsina

:roll:
23. booboo ( 16/02/2007 14:29)
xxx > cf fitsipika sy fandehan'ny lalao


andraso jereko lol

-inona no loko tianao indrindra ?
24. pissoa ( 16/02/2007 14:41)
manga.

manja ve ianao ?
25. xxx ( 16/02/2007 15:06)
eny

iza ny valentin'i pissoa?
26. pissoa ( 16/02/2007 17:32)
xxx lehilahy :*

Inn no pro amizao zoma efa hariva zao ?
27. kelly13 ( 16/02/2007 17:38)
hamonjy radoko! pffff :(

iza no hisolo toerana ahy any fa kamo b za io?
28. xxx ( 16/02/2007 20:19)
za andeha raha fanafody mampatavy no omeny.

iza ny valentin'i kelly13?
29. Stretch ( 17/02/2007 08:38)
xxx> voromailala mampatavy :-D :-D

zorro n valentin ny :-D :-D
30. xxx ( 17/02/2007 09:29)
tsara izany resaka ato izany

ary ny ary mba manao ahoana?
31. Papoose ( 17/02/2007 16:05)
le "anao"anie ohatran'ny hoe "ahy" "anao" "azy"e!tsipelina mazava sy marina fa tsy arak'le "manao" eritreretin'ny zay mieiritreritra!tsssss nasiko "h" raha le faharoa ny tiko tenenina:!::!::!::!::!::!::!::!::!:
32. sakaizakely ( 17/02/2007 17:12)
za koa mba te hilalao.

Iza no hiaraka hilalao amiko ?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img264.imageshack.us/img264/5710/coeurfonshj4.gif[/IMG][/URL]
33. booboo ( 18/02/2007 11:13)
***Ezaho manaraka ny fitsipika sy fandehan'ny lalao ô
(Stretch, xxx17-02-2007, Papoose ary Sakaizakely > HS nareo ô !)

Ito no tokony valian'izay hamaly manaraka dia aza adino mametraka fanontaniana avy teo


za andeha raha fanafody mampatavy no omeny.

iza ny valentin'i kelly13?
34. simplex ( 18/02/2007 12:08)
:D:D

fantako fa za tsy hiteny

ho voahombo ve ry zalah reo ? :-w:°):roll::P:P
35. Fiffi ( 18/02/2007 15:22)
tsy aiko..

inona no sakafo tao androany ?
36. Papoose ( 19/02/2007 00:05)
holatra nendasina?
efa nigadra v ianao?
37. kelly13 ( 19/02/2007 12:05)
ie, gadra-pitiavana hihii

firy cm/sec ny fitsirin'ny volonao?
38. ftma ( 19/02/2007 12:28)
0,000000000000cm/sec
misy dikany ve izany?
39. booboo ( 19/02/2007 13:23)
tsy haikoooo

-manao ahoana ny fahasalamana ?
40. xxx ( 19/02/2007 18:08)
salama fa vizaka be :?

fantatrao ve za ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0989