ndao hilalao aby

61. tslem ( 21/02/2007 08:44)
manoaka sy mikoso-maso.
ary ianao manao inona?
62. kelly13 ( 21/02/2007 09:48)
mi tapy clavier
@ firy zao?
63. tywa68 ( 21/02/2007 10:11)
@ folo sy sasany ! tslem :lol:
ary ianao manao inona ?

64. kelly13 ( 21/02/2007 11:22)
mbola mi tapy clavier hatrany

ary enao?
65. tywa68 ( 21/02/2007 11:30)
mihaino hira !
Manao ahoana ny andro any aminareo ?
66. booboo ( 21/02/2007 11:34)
feno zavona beeeee

-ary ny andro any aminareo manakory ?
67. kelly13 ( 21/02/2007 11:35)
manjombona kely

ary ny andro any aminareo manakory? :-D
68. tywa68 ( 21/02/2007 11:44)
manjombona marina !
D ahoana raha tapaka ny courant ? :lol::lol:
69. pissoa ( 21/02/2007 11:55)
dia sady tsy miasa (oeeeee :-D) no tsy miserasera (dain be :? ) no tsy mihaino radio (vao maika dain :x)

Inn no tinao, eto @ forum sa ao @ karajia ?
70. kelly13 ( 21/02/2007 11:57)
forum

ary enao?
71. lapino ( 21/02/2007 11:57)
forum

inona no tazana eo am-baravarankelinao ?
72. tywa68 ( 21/02/2007 11:58)
eto @ forum.
Misy tena mahay mandahatra hira eto ê ?
73. tywa68 ( 21/02/2007 12:00)
oadray ! koa efa eto aloha koa ! :lol: tsy mahita varavarakely :-D:-D

ary enao ?
74. lapino ( 21/02/2007 12:02)
za koa

ary enao ? :-D:-D
75. tywa68 ( 21/02/2007 12:03)
tssssss !

Inona ny efa vonona ao (sakafo io an)?
76. kelly13 ( 21/02/2007 12:15)
kôtileta sy legumes

ary nenao?
77. tywa68 ( 21/02/2007 12:18)
vary sy laoka koa k !
D inna no atao avy eo ?
78. kelly13 ( 21/02/2007 12:24)
manao la sieste mampatavy tena

firy kg ianao io zao?
79. tslem ( 21/02/2007 12:30)
kely bilitiny 45kg fotsiny

ary ianao mba firy?
80. kelly13 ( 21/02/2007 12:35)
kely bilitiny 43kg fotsiny

d inn zao no mba sport ataonao io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0742