ndao hilalao aby
121. booboo
(
22/02/2007 09:44)
mijerijery fotsiny kah
-enao ve tia manasa vilia ?
122. tslem
(
22/02/2007 10:13)
ie, atao be savony be d amizay madio be ny hoho fa tsy mikiky vilany an.
inona kay no tokony ho hanina refa nôna?
123. wooda
(
22/02/2007 10:37)
Vary sy laoka! :-D
Iza no anaran'i vadinao?:wink:
124. nikopol
(
22/02/2007 10:39)
- angeline
-efa ela ve ianareo no niaraka?
125. booboo
(
22/02/2007 11:00)
-tsy miaraka zahay kah
- ary nareo ve efa ela no niaraka ?
126. simplex
(
22/02/2007 11:04)
-tsy miaraka zahay kah
- ary nareo ve efa ela no niaraka ?
127. tslem
(
22/02/2007 11:14)
vô maly hariva :-D:-D:-D
ary mba taiza enao io alina e?
128. nikopol
(
22/02/2007 11:51)
- nijery sambo lalitra teny aminy la seine
- inn zao no pasy tsara ?
129. kelly13
(
22/02/2007 12:03)
dunk
mbola mangididy v i niko?
130. nikopol
(
22/02/2007 12:05)
- anontanio izy
- aiza no tsara asiana tsipindy?
131. ari.malala
(
22/02/2007 12:26)
eo am tapokandrin'i niko :-P:-D:-D:-D
Iza no anaran'ny mamanareo?
132. nikopol
(
22/02/2007 12:30)
-Mamalenina
-aiza ny dadako nanao ahy?
133. tywa68
(
22/02/2007 12:52)
anontanio an'i mama e !
Hivoaka ve enao sa hijanona eto io hariva io ?
134. tslem
(
22/02/2007 12:56)
tô tsy tafajanona fa ndeh hiodina kely
-nareo v mba manaraka an lé "destin de lisa" ?
135. kelly13
(
22/02/2007 13:00)
ié, hiarka zao i (iza lé bras droit n'i david) sy plenske @ farany hahahaha
d iza no manaraka "les feux de l'amour"? hihihi
136. tslem
(
22/02/2007 13:52)
ah oui hein
Ary ahoana indray ny @ Veronica Mars?
137. booboo
(
22/02/2007 14:22)
iza zany ?
fantrao ve zany Veronica Mars zany ?
138. Samoana
(
22/02/2007 14:42)
verotsinicax fevrier no fantatro
nareo ve mba mivanitika irery ?
139. nikopol
(
22/02/2007 14:43)
ie, tary ambany
inona no tena tianao atao zao?
140. Samoana
(
22/02/2007 14:54)
mihanik'hazo:-D
hanaraka ve enao ?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0095