ndao hilalao aby

101. ftma ( 21/02/2007 19:19)
io anoloana io ko :roll:
vizana ve ianao androany?
102. simplex ( 21/02/2007 19:31)
ze nanenji-boalavo no reraka zao

hijery baolina ve enao? :P
103. pissoa ( 21/02/2007 19:33)
simp : AAAAAAAAAA ! ZA tsy hijery :b:-D:-D:-D

Simp moa namako oooo ?! :-P:-D
104. simplex ( 21/02/2007 20:11)
odoie e, za tsy tia ol tsy tia bol:b:b

nga tsy mba te hahita lelah sexy :roll:;-)

105. sitlo ( 21/02/2007 20:25)
:°)

aiza no hahita?
106. simplex ( 21/02/2007 20:39)
tsy haiko :roll:

nga toi gay :°):-D
107. pissoa ( 21/02/2007 20:40)
aaa, sitlo ngamba

kony moa sitlo e ? :-D
108. sitlo ( 21/02/2007 20:45)
lavitry ny afo ny kitay

ary toi?
109. kelly13 ( 21/02/2007 20:58)
ty moi ty

iza no milay indrindra aminareo reo?
110. ftma ( 21/02/2007 21:11)
za :wink:
kelly13 ve tena kely teloambifolo?
111. kelly13 ( 21/02/2007 21:13)
an an an kelly terezy ka (dixit sitlo)
aiza ny porofo fa milay indrindra i ftma?
:-D:-D
112. sitlo ( 21/02/2007 21:15)
tsia ka,

ary ftma ve hoe "fitaovana mafimafy"?
113. ftma ( 21/02/2007 21:48)
ftma: "fitavana tsy miova atrizay"
mila porofo ve kellyterezy e ? :-D
114. sitlo ( 21/02/2007 22:06)
omeo porofo izy eh, (sary)

fa tsy tokony ftmh ve? :°)
115. ftma ( 21/02/2007 22:10)
"atrizay" sitlo an ( ankehitriny ary ny ho avy :wink:)
mbola hivoaka alina nga?
116. sitlo ( 21/02/2007 22:40)
tsy mivoaka alina izany, koa raha tsy kalamitia koa

tsy ohatra ny mankaleo ve ity lalao ity?
117. wooda ( 22/02/2007 02:52)
Tena tsy mankaleo! Vaovao tsinona ny tena:D

Inona ny laokanareo omaly? sao de zariko?
118. pissoa ( 22/02/2007 06:49)
trondro ny laoka omaly :lol:

Inn kay zany zariko ? :roll:
119. tslem ( 22/02/2007 08:28)
tsaramaso kah
any aminareo any v misy marché au puce?
120. nikopol ( 22/02/2007 09:11)
- an3, i benedikitra be parasy no manana betsaka an'io fa ny azy tsy amidy

- ianao nga mivarotra sa mividy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0858