ndao hilalao aby
142. xxx
(
22/02/2007 18:03)
dadabenay sy bebenay irery ihany!(miaraka @ bouée pneumatique):lol:
Fahafiry ary izaho mamaly farany ity?(angambany!:-D:-D)
Fahafiry ary izaho mamaly farany ity?(angambany!:-D:-D)
146. wooda
(
22/02/2007 19:02)
ie, anarana'ilay voiture entin'ny baia!
Firy taona ianao no nahazo tsoda voalohany? (le tena izy an!:*:*:*)
Firy taona ianao no nahazo tsoda voalohany? (le tena izy an!:*:*:*)
153. tynah
(
22/02/2007 21:27)
mbola tsy misy fa miandry ny rainy! firy ny isan'ny sipanao hatram zay ka hatram zao?8O:lol::*
155. wooda
(
22/02/2007 22:17)
8O izany ka fanontaniana! tena enquête générale mihintsiny! 8O
Ny sipako hatram zay ve ka hatram zao? maro loatra (tsy omby tanana):°)
Ianao ve malaky mamaraha?=((=((=((
Ny sipako hatram zay ve ka hatram zao? maro loatra (tsy omby tanana):°)
Ianao ve malaky mamaraha?=((=((=((
