ndao hilalao aby
42. kala
(
20/02/2007 06:58)
tsy misy fa zà aza mbola hanohy :wink:
- iza no efa nirankahita tamin'i ari.malala? (zà te hihaona) :-$
- iza no efa nirankahita tamin'i ari.malala? (zà te hihaona) :-$
44. simplex
(
20/02/2007 10:23)
satria ari izy an, d avy eo kou .malala, otran'ny teknolojia moderna zany ny anarany :D
in kay ny dikan'zany nirankahita? :-w
in kay ny dikan'zany nirankahita? :-w
50. simplex
(
20/02/2007 13:15)
neveriko fa izy no izy nefa tsy izy tampoka. izy nefa tsy niteny hoe izy no izy. izay no maha izy azy.
mangirifiry ve ?
mangirifiry ve ?
55. Samoana
(
20/02/2007 17:05)
le metisy sinoa mihira no tiako:-D
enao ve tia tendelo-tsinoa ( raisin sec:-D) ?
enao ve tia tendelo-tsinoa ( raisin sec:-D) ?
56. cutie
(
20/02/2007 17:12)
tsy be sinoa aty aminay ka tsy haiko zany :-D
hampiteniteny foana ahy eto ve ty samoana ty :-D:-D:-D
hampiteniteny foana ahy eto ve ty samoana ty :-D:-D:-D
