Mihinana ry reto gidro an

321. cutie ( 15/03/2007 00:34)
hihihihhi
ie
de za koa mety ho tonga tampoka any a :lol::lol::lol:
322. melody ( 15/03/2007 21:05)
indry tonga aty amiko tampoka, izaho tonga tampoka any amindry, dia mifanena eny an-dalana isika roa izany, k'inn moa:-D:-D:-D:-D
323. cutie ( 15/03/2007 21:39)
mitapo ( tsy msiy accent ny ahy hihihi) eny an-dalana zany :-D:-D:-D:-D
324. melody ( 15/03/2007 22:07)
izay mintsiny, eo vo hoe enao v no cutie sa mouse lemur?:-D:-D:-D:-D
325. cutie ( 15/03/2007 22:14)
:-D:-D:-D:-D:-D
sa polar bear we :-D:-D:-D:-D:-D
326. melody ( 15/03/2007 22:22)
tsy ho polar bear k, io ange ka fotsy2 beuuu mintsiny e=))=))=))=))=))tsara fantarina manko so d fotsy2 be tokoa indry vo miteniteny @ tsy alehany eo:-D:-D:-D:-D
327. cutie ( 15/03/2007 22:26)
ka polar bear ange cute e :-D:-D:-D:-D
328. melody ( 15/03/2007 22:29)
ka na cute aza to ngedabe noho izaho ilay izy kou:lol::lol::lol:
329. cutie ( 15/03/2007 22:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
ohtran'ny saka aza e :-D:-D:-D:-D
330. melody ( 16/03/2007 19:25)
kely lotra indray :wink::-D:-D:-D:-D:-D:-D
331. cutie ( 16/03/2007 19:36)
ka in ihany aza no tian-jy
atao polar bear ngeza loatra
atao saka , kely loatra :-D:-D:-D
332. melody ( 17/03/2007 13:09)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img247.imageshack.us/img247/7329/prettycat2jn5.jpg[/IMG][/URL]

ity no mety ho tiandry
333. melody ( 17/03/2007 13:25)
efa ho avy izo ny paka, ireto ny ahy no tiko

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img263.imageshack.us/img263/9392/prettyrabbitssq5.jpg[/IMG][/URL]
334. melody ( 17/03/2007 13:28)
hiverina lemur indray ary isika e

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img50.imageshack.us/img50/2498/jumpinglemurseu7.jpg[/IMG][/URL]
335. melody ( 17/03/2007 13:33)
afapo amin'izay? ity ary ny voninkazondry e

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img185.imageshack.us/img185/4104/flowersyn1.jpg[/IMG][/URL]

336. cutie ( 17/03/2007 21:29)
hihihihihi
tena hain-jy no tena tiako fa le saka fotsifotsy io, sady mitovy ny sakako mitsy, fa ny sakako maintso ny masony:lol::lol::lol::lol:
337. melody ( 18/03/2007 20:09)
tsara izany, ka ilay sakandry fotsy manao foulard mena + maso maintso= saina malagasy!:lol::lol:
Zà tara fôna @ fanaovana happy b'day..........tena nisy antony mihintsy ny nandefasako io vonikazo io raha izany no izy!:)
338. cutie ( 18/03/2007 20:11)
ie saina malagasy hihihihihihi
merci akia t@ le voninkazo a
:-*:-*:-*:-*:-*
339. melody ( 19/03/2007 12:51)
nanao ahona alou ny annif e? tantarao, inn no kaly tao:D
340. cutie ( 19/03/2007 13:34)
hihihihihi
nahafinaritra
nisotro, nigoka , nisakafo ( soa ihany tsy nifoka :@:@:@:@:@ tsy niloka :-D:-D:-D:-D)
ny sakafo:ethiopian food fa misy sambos tsara be any @ le resto ethiopian mitovy le sambos any Dago :lol::lol::lol::miam::miam::miam::miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0601