Mihinana ry reto gidro an

361. melody ( 21/03/2007 22:01)



[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img267.imageshack.us/img267/5884/catinabasketew3.jpg[/IMG][/URL]
362. cutie ( 21/03/2007 22:01)
tsy mipoitra njay :cry:
363. melody ( 22/03/2007 18:41)
tiandry ve aloha ilay saka keliko e?
364. cutie ( 22/03/2007 20:27)
hihihihi
sakakelin-jy ve io
mahafatifaty :lol::}
de tiako ny mason'le bitro hihihiihi. Sady le bitro koa botrabotra be hihihihi.
de iza le mitrotro an'reo bitro reo hihihihi.,
365. melody ( 22/03/2007 21:11)
ilay saka tsy ana k, fa ny bitro ihany, zà io mitrotro io, vao avy natao bain ry zareo d mbola nofonosana servieta...........fa lasa ngezabe ilay sary de vao nanao azafady any @ hery zà, bedy aho izao:cry:
366. cutie ( 22/03/2007 21:25)
ihihihihi
tsy manin akia a
zazabe marina le bitro :lol::lol::lol::lol:
367. melody ( 22/03/2007 21:43)
ié:D:D:D:D
368. cutie ( 22/03/2007 23:04)
de in koa ny biby tezain-jy ao hihihihi
za any aoriana any te hanana husky dog :lol::lol::lol:
369. melody ( 23/03/2007 15:06)
tsy mitaiza biby aki zà a, cadeaux ireo bitro ireo d tsy maintsy nokolokoloina...........enga anie tsy hisy hanome biby ahy intsony fa tena tsy afaka mietsika:wink: ary ny andry saka kely 1 ihany..manja osa aloha ilay husky an!






[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img443.imageshack.us/img443/5416/huskypuppyii4.jpg[/IMG][/URL]
370. cutie ( 24/03/2007 19:54)
tena manja le husky koa:lol:
ny ahy saka roa ka , fa le fotsy no tena tiako hihihihi
371. melody ( 26/03/2007 22:06)
tena tsara be aloha ilay husky sady ilay lehibe manga maso, efa hitandry v?
372. cutie ( 26/03/2007 23:40)
iny maso iny ndrindra no tena hitiavako azy
crazy maso be , hita mitsy we alika sauvage be hihihihi.
I like their crazy eyes :lol::lol::lol::lol:
373. melody ( 27/03/2007 13:01)
misy karazany akia ilay izy a, ao no mampatahotra ary ao no tena manja be...


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img458.imageshack.us/img458/7258/huskywildux9.jpg[/IMG][/URL]




[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img265.imageshack.us/img265/1931/siberianhuskyyp6.jpg[/IMG][/URL]
374. melody ( 27/03/2007 13:03)
raha izaho izao no mitranga lela ohatan'io d tena ratsy be satria tsy manga ny masoko=))=))=))=))=))=))
375. cutie ( 27/03/2007 13:18)
samy tiako daholo na le mampatahotra na le manja be hihihihihi
Le maso mitsy wa :-D
376. cutie ( 27/03/2007 13:28)
Mpandefa : melody [ Valio ] 27-03-2007 15:03:21
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
raha izaho izao no mitranga lela ohatan'io d tena ratsy be satria tsy manga ny masoko

ny gasy nga misy manga maso hihihihihi
377. melody ( 27/03/2007 17:50)
driii.. rehefa vôtifitra todondro ve tsy ho manga maso=))=))=))=))
378. cutie ( 27/03/2007 18:30)
zany
njy nga efa voatifitra :-D:-D:-D:-D
379. Stretch ( 27/03/2007 19:35)


ka aôna ry antitra antitra iany a !
zany ny biby fiompiko ra tia azy,
manja be sady calin be mintry (LEONEK)
380. cutie ( 27/03/2007 20:02)
ohtran'ny mampa kely le izy:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2313