Mihinana ry reto gidro an

381. Stretch ( 28/03/2007 06:13)
mi charme io ko,
mody adala eo io fa refa mivovo nedala io
makarennn tsofina. . .
382. cutie ( 28/03/2007 16:00)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
383. melody ( 28/03/2007 17:37)
cutie: mbola tsy vôtifitra za fa efa nahita ireny efa voa ireny:lol:
stretch: tsara tarehy b akia ny alikandry io an, tô ohatra ny mampalahelo izany no mijery azy sa mitady calin:-D:-D:-D ary nga izy io tsy hampanaovindry designer clothes ny Paris Hilton:lol::lol::lol:
384. cutie ( 28/03/2007 23:05)
melody hihihih
efa halahelo an-jy sahady za hilaozan-jy :cry::cry::cry::cry::cry::cry:
385. cutie ( 29/03/2007 00:50)
melody
jereo ty :-P
http://news.bbc.co.uk/2/hi/europe/6486993.stm
386. Stretch ( 29/03/2007 12:45)
melody maty am mintsy a fa ratsy reputation be ry zareo aty amnay fa nisy ôtranazy nihinana ankizy ,
nefa ol mpandalo avy any italie no tompony.

de vanjavanjan'ny ol fôna refa mitsangatsangana zay .

fa tsss tsy olana.
387. Stretch ( 31/03/2007 08:04)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/chienchien.gif[/IMG]
388. hary1236 ( 31/03/2007 17:04)
samy tiako daholo na le mampatahotra na le manja be hihihihihi
Le maso mitsy wa


za koa e
389. cutie ( 01/04/2007 00:32)
stretch
tian-jy ve alika kely ohtran'io :-D
masiaka izy @io a :-D
390. cutie ( 01/04/2007 00:32)
Mpandefa : hary1236 [ Valio ] 31-03-2007 19:04:01
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
Voalaza teo :
samy tiako daholo na le mampatahotra na le manja be hihihihihi
Le maso mitsy wa


za koa e

de efa manana zany i hary a :lol:
391. melody ( 01/05/2007 17:15)
tohizana ve ity resaka biby ity e?
392. cutie ( 01/05/2007 22:13)
melody
tonga soa alou njy
de aiza ny voan-dalana :wink:
393. melody ( 01/05/2007 22:32)
misôtra akia cutie saingy voky rifotra fotsiny izaho tany, f'ity no hitako


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img387.imageshack.us/img387/9628/uglycatek3.jpg[/IMG][/URL]
394. cutie ( 01/05/2007 23:07)
hihihihihi
ary toa tezitra be le hitan-jy:-D
395. melody ( 02/05/2007 14:46)
:-D:-D:-D:-D, ié nosotomiko ny volombavany dia tezitra be izy:-P
396. cutie ( 02/05/2007 21:01)
anjay :-D
397. melody ( 02/05/2007 21:54)
lava tsinn ilay izy d tsy matiko loulou=))=))
398. cutie ( 03/05/2007 22:30)
de faly ery :-D:-D:-D:-D:-D
399. melody ( 03/05/2007 22:39)
zay ve akia indry vao tonga nefa izaho saika handé hatory... napetrapetrakindry irery teto zà an:wink:
400. cutie ( 03/05/2007 22:58)
:oops:
bn aza njy alou e
de tandremo manofy misintona volom-bava ao :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3376