Mihinana ry reto gidro an

441. cutie ( 12/06/2007 23:51)
:-D:-D:-D:-D:-D
aza hitako
442. cutie ( 12/06/2007 23:55)

misy ben and jerry ice creams ve any aminareo?
raha misy de avy @ reo omby reo no nangalana azy :-D:-D:-D
443. cutie ( 13/06/2007 00:00)

ahona njay njy @ reo?
Hitako tany @ musee :lol:
444. melody ( 13/06/2007 16:58)
Misy BJ mihintsy aty ary tena matsisro an, ny ahy ilay cookie dough na fish food no tena mba tiako... inn no anaran'ireo omby ireo izany?
445. cutie ( 13/06/2007 22:18)
ben and jerry's cows hihihihi zay no anarany
ny ahy akia le mint chocolat chip no tena tiako a:miam::miam::miam::miam:
446. melody ( 14/06/2007 20:14)
tsy mbola misy an'io flavour io aty aminay fa ra sendra misy dia handramako8)
447. cutie ( 14/06/2007 21:41)
andramo fa tsara be raha tia mint njy :lol:
448. melody ( 16/06/2007 13:42)

ary ahôna indray ity, vanilla ice cream from Mada, hmmmm:miam::miam::miam::miam:


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img405.imageshack.us/img405/3564/vanillaicecreamofmadayw8.jpg[/IMG][/URL]
449. cutie ( 16/06/2007 17:45)
io zao no tena tsara sady vanilla pure :lol::miam:
450. melody ( 16/06/2007 22:32)

Iza amin'ireto ary no tiandry?

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img133.imageshack.us/img133/1006/b00032idju01a3cdpegsiqmkw7.jpg[/IMG][/URL]
sa


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img185.imageshack.us/img185/1252/2icecreamwt3.jpg[/IMG][/URL]
451. cutie ( 16/06/2007 23:08)
le faharoa akia , fa za tsy tia fudge a hihihihi
452. naughtyboy ( 17/06/2007 10:38)
tsy aleo v hagen daz,tony ben& jerry tony lo milay ra vanilla flavour :lol:
453. melody ( 17/06/2007 20:42)
samy manana ny tiany io e,
cutie - Ben & Jerry, mint chocolate chip
naughtyboy - hagen daz
melody - izay ice cream misy vanilla avy any mada dia mety daholo hihihihi
454. cutie ( 18/06/2007 04:07)
melody ie hihihihi
tsarovy za refa mihinana ice cream njy :wink:
455. melody ( 18/06/2007 18:33)
aza matahotra fa tsy hadino akia indry a, hande hiantsena aho rahampitso dia hijery raha misy akaikinay, homeko anjra virtoualy mihintsy aza, hihihihi
456. cutie ( 18/06/2007 18:42)
hihihiihi
de efa hain-jy le tiako hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1212