Mihinana ry reto gidro an

421. cutie ( 18/05/2007 17:25)
aleo ary fa hitady za e hihihihi
atao ahona nefa ny fampidirana sary eto, za manko tsy mahay :oops:
422. melody ( 18/05/2007 19:08)
ao fa halefako atsy @ hafatra8)
423. cutie ( 20/05/2007 21:55)
ok akia a :lol:
424. cutie ( 23/05/2007 00:58)

anjamo akia we io, fa nataoko t@ fahaizako azy, fasarotra be le natoron-jy hihihihi:wink:
425. cutie ( 23/05/2007 01:29)
de koa akia mahafatifaty be a hihihi

ny tena tiako nefa zao,mampiditra ny sarin'ny sakako eto, fa tsy haiko ny manao an'le izy :cry:
426. melody ( 23/05/2007 20:46)
manja be daholo akia, tena efa mahay mintsy indry an, hihihihi
427. cutie ( 24/05/2007 22:24)
zany ve akia
njaso aza hitady hafa njay hihihihi
428. melody ( 25/05/2007 20:42)
ay ahôna indray ireto


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img466.imageshack.us/img466/8545/puppiesinawagonwn8.jpg[/IMG][/URL]
429. cutie ( 26/05/2007 15:02)
cute be hihihihihi
430. cutie ( 26/05/2007 23:44)
jere njy ty nge e
431. melody ( 28/05/2007 21:43)
wahooooooooo, tsara be, izaho ti la neige be dia vao miasa manaitra ny saina!
432. cutie ( 29/05/2007 14:59)
melody zany an

io njay akia ny puma a:lol:
433. melody ( 29/05/2007 20:29)
ntsonaly e....
434. cutie ( 29/05/2007 21:06)
tiako be le maso hhihihi
435. cutie ( 29/05/2007 22:24)
melody
tsy hitan-jy amzoto be mitsy ve za mametraka sary hihihihi
436. melody ( 30/05/2007 23:06)
tsy hitan-jy amzoto be mitsy ve za mametraka sary hihihihi

tena hitako mihintsy k, mazotoa akia, hanjarako indray izao no mitazana lavitra, hihihihi
437. cutie ( 31/05/2007 02:13)
in njay aza no tian-jy e :lol:
438. melody ( 04/06/2007 21:14)
tiako daholo akia rehefa biby rehetra ka anjara sisa no misafidy izay mety ho atao a! Efa mahay indry manko izao, mahay noho izaho dia avelao aloha izà hankafy @ fitazamana, hihihihihi
439. cutie ( 09/06/2007 00:03)
ok aza e
omby zany no asehoko @ manaraka hihihi (io no hitako bdb aty am-pandehanana vakansy aty manko zao :-D)
440. melody ( 10/06/2007 14:27)
sô d izaho indray ilay tonga @ fitenenana hoe 'omby mijery florà' izany?=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.237