Mihinana ry reto gidro an

341. melody ( 19/03/2007 19:44)
milendalenda indray zà ato maheno izany samosa izany hmmmmmmmmmmm:miam::miam::miam:
tsara akia izany a, f'inn aloha ity nigoka ity e?:oops:
342. cutie ( 19/03/2007 21:42)
nigoka, mitovy @misotro ihany fa le tsy an-kijanona reny :-D:-D:-D:-D:-D
343. melody ( 19/03/2007 21:50)
hay ve, asafady akia, nigouka nigouka .... hoy mahaleo
izay, noheveriko fa hoe nigôka=))=))=))
344. cutie ( 19/03/2007 21:54)
oujy:-D:-D:-D:-D:-D
345. melody ( 19/03/2007 22:23)
ka ozy indry hoe, tsy misy accent ny pc-ndry ko, ka nasiko accent aza ilay izy d lasa toy io:-D:-D:-D:-Dafabaraka:-D:-D:-D:-D:-D
346. cutie ( 19/03/2007 22:26)
ahoan akia zany nigoka avec accent :-D:-D:-D
347. melody ( 19/03/2007 22:42)
d tsy haiko intsony kity, mifangaro be ny lohako nefa tsy mamo satria tsy nigoka:-D:-D
348. cutie ( 19/03/2007 22:44)
:-D:-D:-D:-D:-D
sady ohtran'ny tsy fiteny le we nigoka e
sa ahona hoy njy?
mbola tsy naheno an'io fiteny io manko za
fa we goka no efa henoko ( avec accent :-D)
349. melody ( 20/03/2007 19:43)
izay indrindra e, fa tsy maninona akia a:wink::wink:
350. cutie ( 20/03/2007 21:04)
avereno @resaka biby njay aza e :lol:
351. melody ( 20/03/2007 21:20)
fa nataondry inn akia io saka kelindry io?

URL=http://imagesha[ck.us][IMG]http://img518.imageshack.us/img518/6629/drunken

nigouka dia nigouka d lasa mamo, =))=))=))
352. melody ( 20/03/2007 21:32)
tsy nivoka ilay izy kity, sorry!
http://img518.imageshack.us/my.php?image=drunkencatms3.jpg
353. cutie ( 20/03/2007 22:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
nisotro nigoka koa io :-D:-D:-D:-D
ny ahy njay ny sakako tsy mpisotro ka, misotro ronono ihany :-D
354. melody ( 20/03/2007 22:05)
ka io ilay saka fotsy manana maso maintso, ts'izy v?:-D:-D:-D
355. cutie ( 20/03/2007 22:09)
io ngeza be koa
sady efa lehibe
ny ahy mbola kely
tsy haiko ny mampiditra sary eto raha tsy zany nasehoko hihihi:wink:
356. melody ( 20/03/2007 22:13)
hay ny andry mbola kitten, ntsô
357. cutie ( 21/03/2007 21:22)
ie sady so cute :lol::lol::lol::lol:
358. melody ( 21/03/2007 21:36)
cutie's cat is as cute as cutie:D:D:D:D:D
359. cutie ( 21/03/2007 21:41)
hihihihihihi
very adorable :lol:
360. melody ( 21/03/2007 21:58)
ary ahona indray ity, cute ihany ko an

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img267.imageshack.us/img267/5884/catinab
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0854