Mihinana ry reto gidro an

281. cutie ( 02/03/2007 00:26)
tsy mivoaka njay le sary ry melody :cry:
282. cutie ( 02/03/2007 00:27)
Mpandefa : Solitikabe [ Valio ] 01-03-2007 04:41:32
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
fihinana koa ve ny cheetah?

tsy fihinana fa biby faran'zay mahery mihazakazaka ndrindra eo ambonin'ny tany zany :lol::lol::lol:

melody, mampatahotra ny bibilava koa:lol:
283. melody ( 02/03/2007 21:00)
cutie: dia tena tsy ambinina mihintsy akia indry ity f'isakiny mandefa sary tena tsara be zà dia fobidden fona hono. leity e!

Tsy mampatahotra izany akia ny bibilava, saingy izy lava2 fotsiny:-D:-D:-D
284. cutie ( 03/03/2007 23:55)
Mpandefa : melody [ Valio ] 02-03-2007 22:00:21
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
cutie: dia tena tsy ambinina mihintsy akia indry ity f'isakiny mandefa sary tena tsara be zà dia fobidden fona hono. leity

hita koa:cry:
Tsy mampatahotra izany akia ny bibilava, saingy izy lava2 fotsiny

raha tsy nahita bibilava tao @ douche za tsy ho natahotra mitsy hihihihi
285. melody ( 05/03/2007 18:09)
sarotra akia ny mandainga ry cutie fa zà tena matahotra bibilava a.... miorikoditra mintsy zà mijery ireny anaty vitrine ireny, yak!:-P
aleoko ihany ny bitroko na dia stupid aza ireny k:-D:-D
286. cutie ( 05/03/2007 21:25)
mbola anaty vitrine aza no hitan-jy hihihi
ny ahy tao @ douche wa :-D:-D:-D:-D:-D
287. cutie ( 05/03/2007 21:26)
Fa tany @croc farm tany Dago za tsy natahotra mitsy:lol::lol::lol::lol:
288. melody ( 05/03/2007 23:18)
taiza aloha ilay douche, tany US sa tany dago? d firy m ny halvan'ilay izy sa tsy nahajery indry fa nitsoka nandositra?

Ary mba nanandrana croc ihany koa sa tsy midina ireny?:-D zà raha vao mijery ny mason-jareo d mitsoka 1 kilometra mintsiny, hihihihi ny ahy rehefa reptiles d tena tsy tiko fotsiny izao e:):)
289. cutie ( 05/03/2007 23:36)
taty US le bibilava ka
sady lava be no ngezabe fa za nitsoaka matanjaka koa hihihi

tsy mbola nanandrana croc za (fa ny kitoza vita @ reny hono tsara be :-D) , fa tsy natahotra alou nahita an-dry zareo bdb fa le fofona no tsy tantiko :-D
290. melody ( 05/03/2007 23:53)
d mahagaga izany bibilava very lalana any US izany kity:-D:-D mety ho python ange izany e ary mety ho pet ihany koa e... fa nety ny nataondry ka, mitsôka matanjaka ihany ny ady eo, BIBY io kou:lol::lol:
zà izao hanao fanahinina mintsy hihinana croc rehefa mandalo any @ croc farm, fa be loatra ilay resaka mande hoe tsara ilay izy, toy ny akoho ihany saingy mafy2 etc.
291. cutie ( 06/03/2007 04:14)
: melody [ Valio ] 06-03-2007 00:53:48
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
d mahagaga izany bibilava very lalana any US izany kity mety ho python ange izany e ary mety ho pet ihany koa e... fa nety ny nataondry ka, mitsôka matanjaka ihany ny ady eo, BIBY io kou

ie zay mitsy, fa tsy niverina tsony izy :-D:-D:-D
zà izao hanao fanahinina mintsy hihinana croc rehefa mandalo any @ croc farm, fa be loatra ilay resaka mande hoe tsara ilay izy, toy ny akoho ihany saingy mafy2 etc.

de lazao ahy ny tsirony :lol::lol::lol:
292. melody ( 06/03/2007 11:38)
adray tena ataoko malaza be mintsiny:-D:-D
293. cutie ( 07/03/2007 00:29)
raha io manko de mety hihinana za fa tsy saka mitsy alou:-D:-D:-D:-D
294. Solitikabe ( 07/03/2007 03:46)
ka ilay izy anie kary eh, saka dia.
Ny voay kosa aho tsy hihinana fa fadin-dRazanay ireny sy ny fesotra, alika ary ny sokatra. Fa ny ankotr'ireo saika efa nandramako daholo.
Ny tsara hena indrindra dia ny do (bibilava io an)saingy matsilotsilo ny nofony. Ny lambo no tena matsiro amin'ny hena mena, mitovy amin'ny gazela ny tsirony.
Ny sakafo ratsy indrindra indray dia ny atodin-trondro, tena tsy andairantsira mihintsy.
Raha te handrana i Cutie tongava eh
295. melody ( 07/03/2007 14:25)
solitikabe: zà koa efa nihinana lambo ary dia tena matsiro, indrindra ilay izy miaraka @ ronono na coco, teny Katsepy Majunga no misy resto tsara be, nahay nahandro tsara ilay izy fa gazela indray toa tsy misy aty aminay ireny fa ao @ télé fotsiny ka sarotra samborina:-D:-D:-D

cutie: rehefa tonga dago indry ary dia handao hiaraka ho eny @ croc farm d samy manandrana, sahy ve indry e? asa ny filaza an'io na 'challenge' na ' dare':-D:-D:-D
296. cutie ( 07/03/2007 22:24)
Solitikabe [ Valio ] 07-03-2007 04:46:10
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
ka ilay izy anie kary eh, saka dia

non wa , na kary aza hihihihihi, za tsy hihinana
Ny sakafo ratsy indrindra indray dia ny atodin-trondro, tena tsy andairantsira mihintsy.
Raha te handrana i Cutie tongava eh[/quote]
caviar ve zany?
de tongava aiza io ?? Russia ve :-D:-D:-D:-D
297. cutie ( 07/03/2007 22:25)
cutie: rehefa tonga dago indry ary dia handao hiaraka ho eny @ croc farm d samy manandrana, sahy ve indry e? asa ny filaza an'io na 'challenge' na ' dare'

sahy za koa
hihihi
sady misy hotely any :lol::lol::lol::lol:
298. melody ( 08/03/2007 00:39)
raikitra ary an! izaho no miantoka ny croc d indry no mitondra dovay, importé avy any californie mintsiny,:-D:-D:-D:-D
299. cutie ( 08/03/2007 00:58)
hihihihihi
divay mena sa fotsy no tian-jy?:-D:-D:-D:-D
300. melody ( 08/03/2007 01:00)
ataovy izy roa e, aza kahihitra hoa:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.3456