Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mihinana ry reto gidro an
222. melody
(
26/02/2007 22:35)
mbola tsy leo lemurs fona ve indry ity e? ahona indray raha hovaina biby hafa, dieny mbola eto ity sujet ity f'efa handeha tsy ho ela nge izy ity e:)
223. cutie
(
26/02/2007 22:38)
vo saika hiteny mitsy za we
za koa tia karazana saka bdb.
tigre, leopard, lynx, puma, etc:lol::lol:
za koa tia karazana saka bdb.
tigre, leopard, lynx, puma, etc:lol::lol:
226. melody
(
26/02/2007 23:28)
saika homeko ny sariny bitroko manko indry kanjo tsy tia d tsy mahazo, fa ito indray ary e
http://www.exzooberance.com/virtual%20zoo/they%20walk/lynx/Lynx%20485059.jpg
http://www.exzooberance.com/virtual%20zoo/they%20walk/lynx/Lynx%20485059.jpg
227. melody
(
26/02/2007 23:33)
iny koa ary ny puma-ndry
http://www.garden-city.org/zoo/animalinfo/images/puma.JPG
dia ity koa ny leopard
http://www.kiliadventures.com/assets/leopard_tree.jpg
farany, ny tigre
http://www.pbs.org/wnet/nature/tigers/images/wallpaper/tigers_large.jpg
afapo?

228. cutie
(
27/02/2007 02:09)
Mpandefa : melody [ Valio ] 27-02-2007 00:28:53
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
saika homeko ny sariny bitroko manko indry kanjo tsy tia d tsy mahazo, fa ito indray ary e
Jereo eto
humm humm
tiako be :lol::lol::lol::lol:
229. cutie
(
27/02/2007 02:10)
tiako koa le puma
fa le leopard akia , kay le snow leopard no tiako fa tsy ohtran'io, de le tigre koa milay:lol::lol::lol:
fa le leopard akia , kay le snow leopard no tiako fa tsy ohtran'io, de le tigre koa milay:lol::lol::lol:
230. melody
(
27/02/2007 11:27)
misy karazany ny snow leopards,
http://www.focusmag.gr/id/files/2831/snow-leopard.jpg
ireo ary aloha, zà mbola tsy nahita snow leopards izany raha tys izao, hihihihi
http://mifshow01.free.fr/Dessins/Nature/Snow%20Leopard%20Wallpaper.jpg

231. melody
(
27/02/2007 11:29)
fa ity ny ahy no tiako @ndreo
http://www.harromaass.com/Cats___Bear/Snow_Leopard_15_/24Snow_Leopard1200dpi10_.jpg
http://www.harromaass.com/Cats___Bear/Snow_Leopard_15_/24Snow_Leopard1200dpi10_.jpg
232. cutie
(
27/02/2007 16:53)
Mpandefa : melody [ Valio ] 27-02-2007 12:27:34
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
misy karazany ny snow leopards,
Jereo eto
ireo ary aloha, zà mbola tsy nahita snow leopards izany raha tys izao, hihihihi
Jereo eto
le faharoa milay be fa le 1 aza mba tratran'io fotsiny :-D:-D:-D:-D
233. cutie
(
27/02/2007 16:54)
Mpandefa : melody [ Valio ] 27-02-2007 12:29:00
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
fa ity ny ahy no tiako @ndreo
Jereo eto
tsara be koa
de saika adinoko za koa ti ours sy loup :lol::lol::lol:
234. melody
(
27/02/2007 16:59)
andrekaiko, dia atao aiza daholo ireo biby ireo, manana chambre 1 avy izany?:-D:-D
238. melody
(
27/02/2007 18:13)
milay mintsy ka, fa tsy maintsy hasindry partenaire tsirairay avy, dia indry koa tsy maintsy maka partenaire fa raha tsy izany tsy mety=))=))
240. melody
(
27/02/2007 18:33)
t@ noah's ark to tsy nisy zanaka bdb izany kou - aza manitatra hoa an :-D:-D:-D