Mihinana ry reto gidro an

161. sitlo ( 12/01/2007 22:05)

ps: TTL izany Transistor-transistor-logic. Karazana microprocesseur taloha be. Ilay miadana be ireny.:°)
162. cutie ( 12/01/2007 22:32)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 12-01-2007 23:04:43
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
cutie> ilay lemurs,
ohatra ny taraiky be koa ry cutie izany. Mbola TTL angamba.

:-D:-D:-D:-D
efa lasa le izy vo haiko we le lemurs :-D
163. cutie ( 12/01/2007 22:33)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 12-01-2007 23:05:30
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an

ps: TTL izany Transistor-transistor-logic. Karazana microprocesseur taloha be. Ilay miadana be ireny.

lol
164. kitjo ( 15/01/2007 08:18)
Mampalahelo kosa zany e!
za aloha dia tia mihinakina-poana raha resaka sakafo "azo hanina"..na biby io na zava-maniry (bibilava, sokatra, voay sns...bozaka koa no tena tiako atao dite na jus)

fa le rajako kosa aloha toa mampalahelo e!! Marina e!
ny an'ny aziatika no tena mahatsiravina ny fihinanany azy satria ilay rajako mbola velona iny no vakiana ny lohany d atao eo akaikin' ny latabatra dia loharandry zareo tao ny atidohany, haniny manta...

fa efa niadian' ny mpiaro ny biby ilay izy izao ka tsy azo atao tsony...fa siangy mbola mihinana miafin ihany ry zraeo ka lasa "black market" ny gidro...
165. melody ( 15/01/2007 15:09)
zà koa akia ry kitjo tia mihinana izao rehetra izao fa raha reska gidro indindra2 fa hoe lemur dia tsy lasa, na dia mijery ireo tarehiny mampalahelo aza ve dia hisy tsirony?htt://magma.nationalgeographic.com/ngexplorer/0510/images/articles_gallery_3_0510.jpg
dia ity ihany koa
www.duiops.net/seresvivos/galeria/lemures/Ring-tailed%20Lemurs.jpg

166. melody ( 15/01/2007 15:10)
htt://magma.nationalgeographic.com/ngexplorer/0510/images/articles_gallery_3_0510.jpg
167. melody ( 15/01/2007 15:11)
miala tsiny fa tsy nety io farany io:oops:
168. naughtyboy ( 15/01/2007 15:51)
tena tsy lasa isolitikabe avy mihinana ragidro zany leaza tsy fomba hono
169. simplex ( 15/01/2007 15:56)
bogosy kosa le izy an
http://magma.nationalgeographic.com/ngexplorer/0510/images/articles_gallery_3_0510.jpg

naughty: hita wa, aleo ihany saka e :°):-D:-D
170. kitjo ( 15/01/2007 16:27)
ansee..mafatifaty kely dol!

le izy aloha ny mahafatifaty na kisoa ary misy faoe gidro mihitsy no toa tsy mety @ saiko..oh mahita olona k!
ggrrrrrr
171. melody ( 15/01/2007 19:39)
simplex: misaotra namoka an'ilay izy fa tena io mihintsy ilay izy, bogosy kely o!

naughtyboy: aiza koa no misy fomba sy tsy fomba izany indray re e! Rehefa nona kosa ve tsy hihinana?:wink:

kitjo: ny kisoa kosa tsy mahafatifaty e:lol: ny rabitro sy ny saka sy ny lemur ary ny alika no antso daholo e!
172. cutie ( 15/01/2007 22:03)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 15-01-2007 16:56:41
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
bogosy kosa le izy an
Jereo eto

tonga de mitsiky za :lol::lol::lol::lol:
173. simplex ( 16/01/2007 12:17)
melody,
tena mitovy amiko mintsy lesy io :°);-):-D:-D

cutie,
tsy mbo rozy akory v d efa mitsiky :-P;-)
174. melody ( 16/01/2007 12:31)
simplex: aza mora bataina hoa na d bogosy toy inona aza:-D:-D manjary mitsoka matanjaka ny mpihinanana=))=))
175. simplex ( 16/01/2007 12:41)
:°)
k ra tsy matanjaka tsy mazaka kou :-D:-D sa hoe mihinana mba hatanjaka :{:{:{
176. kitjo ( 16/01/2007 14:33)
hahahhaha
:lol::lol::lol:

melody> misy kisoa akia mahafatifaty le taizan olona an-trano ireny..rehefa madio tsara, le zanany an fa tsy le renikisoa matavy b reny..

inona moa le film-na biby misy kisoa iny?
"Babe"?
177. melody ( 16/01/2007 16:42)
kitjo: ié efa hitako t@ tel ireny olona mitaiza kisoa ireny, an3 ka, tsa tiko laoulou zany ké... iny 'Babe' in ange akia film e, raha hisafidy ihany za, tsy aleo maka an'i Stuart Little:-D:-D

simplex: mihinana mba hatanjaka raha tsy izany tsy mahazaka ireny bogosy ireny ange e:-D
178. simplex ( 16/01/2007 18:07)
izao kosa v ho zaka: http://undone-comic.com/images/pretty_lemur_XD.jpg

;-)
179. Fiffi ( 16/01/2007 18:46)
:-D:-D:-D
180. naughtyboy ( 16/01/2007 19:06)
raha ty farany nalefany simplex ty de mety azo ekena fa le oe nihinana ny tsy fihinana mihintsy no tsy mety @ saina kah , za manko naheno fa misy tokoa karan'oul any @ Amazonie any mihaza ragidro ho hanina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1327