Mihinana ry reto gidro an

121. kelly13 ( 10/01/2007 16:48)
ehhhh efa andalam-panjavonana ange reny gijogijo reny ry sitlo mpihaza e!!!! alazako enao an!!! :-D
122. sitlo ( 10/01/2007 18:47)
Eo ary re fa tsy hoaniko eh.
Aleo ihany marina saka. Sady ireny betsaka.
123. cutie ( 10/01/2007 21:06)
Mpandefa : melody [ Valio ] 09-01-2007 19:17:54
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
io ary misy sary raha mitady sary i stilo e, siora za fa raha mahita io cutie tsy hilatsaka izany ny ranomasony, sa ahona?
Jereo eto

hihihihihi
vo maika nihiratra ny maso ka :-D
124. cutie ( 10/01/2007 21:08)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 09-01-2007 17:40:08
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
ka mba tia hahafantatra ny olona koa. Ny afghan ilay misarona an-tapon-doha ka hatrany am-paladia ireny aza efa tsy fidiny.

tsy aleo ve sary gidro no jerena e :-D
125. melody ( 11/01/2007 00:24)
:-D
126. cutie ( 11/01/2007 00:49)
melody
ampio akia le sary fa te hijery i sitlo a :-D:-D:-D
127. sitlo ( 11/01/2007 01:22)
ary ity melody ity koa ange mbola tsy hitako mihitsy. Dia mba tena mahay melody marina ary ve izy sa mba anarana fossiny.
128. cutie ( 11/01/2007 02:59)
tiana ho hita daholo ny an'i sitlo:-D
129. sitlo ( 11/01/2007 17:20)
:-D:-D
130. sitlo ( 11/01/2007 17:21)
fiainana daholo izany :wink:
131. cutie ( 11/01/2007 21:00)
:lol::lol::lol::lol:
132. melody ( 11/01/2007 21:32)
melody inona no tena mba tin'i sitlo ary aloha e dia izay vao afaka milaza za hoe haiko na tsia:wink:
133. cutie ( 11/01/2007 21:35)
melody
le sary adino :wink:
134. sitlo ( 11/01/2007 21:43)
hira momba ny mofo gasy ohatra hoe mba ataovy?
135. cutie ( 11/01/2007 21:47)
:-D:-D:-D:-D
136. melody ( 11/01/2007 22:03)
io ary ny any cutie sy sitlo fa tonga dia ataoko iray mitanmbatra
www.condellceramics.com/Gifts/images/34512.jpg
www.lindaanderson.com/images_all/product_imgs/8744.jpg
137. cutie ( 11/01/2007 22:05)
:-D:-D:-D:-D
mampatahotra io
138. melody ( 11/01/2007 22:09)
izany an!:-D
139. cutie ( 11/01/2007 22:10)
ny ahy le lemurs ihany no tiako :lol:
140. sitlo ( 11/01/2007 22:14)
reo zany nareto telo mitsam an, six eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0107