Mihinana ry reto gidro an

101. sitlo ( 02/01/2007 17:08)
tsy za koa an
102. cutie ( 03/01/2007 01:00)
avereno any @ gidro njay aza e :lol:
103. MTN ( 03/01/2007 16:21)
saka wa no tsara sady mora hita fa gidro izany mbola sarotra samborina be.
Andramo ange eh
104. simplex ( 03/01/2007 16:38)
kay, vao mia koa hilatsaka ny ranomasony :roll::-D
105. simplex ( 03/01/2007 16:40)
ary nga i toi efa nisambotra ragidro? :°):-P8)8)
106. cutie ( 03/01/2007 23:43)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 03-01-2007 17:38:33
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
kay, vao mia koa hilatsaka ny ranomasony

:-D:-D:-D:-D
107. sitlo ( 09/01/2007 04:20)
asio an'ilay sary amin'izay ry cutie fa efa tsy dia be olona intsony ah
108. cutie ( 09/01/2007 15:46)
fa manin no asiana sary e :-D:-D:-D
109. sitlo ( 09/01/2007 16:40)
ka mba tia hahafantatra ny olona koa. Ny afghan ilay misarona an-tapon-doha ka hatrany am-paladia ireny aza efa tsy fidiny. :D
110. melody ( 09/01/2007 18:17)
io ary misy sary raha mitady sary i stilo e, siora za fa raha mahita io cutie tsy hilatsaka izany ny ranomasony, sa ahona?
www.mnzoo.com/conservation/International/CAT/images/lemurs.jpg
111. melody ( 09/01/2007 18:19)
azafady ry sitlo fa tsy stilo kay:oops:
112. sitlo ( 09/01/2007 19:15)
onto nane ilay borbonezy kely anakiroa eh, matsiro ireo zao an.
113. kelly13 ( 09/01/2007 20:38)
ountssss eo d mitady hihaza gijo eo sitlo!!! :-P:°):-D
114. sitlo ( 09/01/2007 20:51)
efa nihaza aho fa tsy nahazo.
Anontanio i solitikabe. Nambanan'i cutie tamin'ny basy aho.
http://www.tikiluau.com/pics/gmoll.jpg
115. kelly13 ( 09/01/2007 20:55)
:-D:-D:-D tsy nahavou enao zany, lolllll!!! @ manaraka ento ny loupy =))
116. sitlo ( 09/01/2007 21:17)
za nefa mba te handrana izany gidro izany mihitsy. Mila mamela-pandrika angamba.
117. kelly13 ( 10/01/2007 12:50)
hahahaha mamela-pandrika oeeee???? kou za tsy jamba ny gijo kou :-P:-D
118. sitlo ( 10/01/2007 15:28)
asiana akondro ka, amin'izay izy varimbariana
119. kelly13 ( 10/01/2007 16:03)
kou ra tsy hoe jamban'ny akonjo ny gijo, efa we sivilisé izy zao, efa mihinana gratin, huitres, escargots etc... :-D
120. sitlo ( 10/01/2007 16:36)
vao maika izany mora ry kelly ah, mody asiana CD dia mitsiriritra.
Nefa tsy fantany fa avy eo izy afangaro amin'ny sosy tongolo. :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 5.0258