Mihinana ry reto gidro an

41. simplex ( 19/12/2006 10:28)
zay cutie sy melody d mifandimby mampiseho ny sariny eo :roll::°)
42. lapino ( 19/12/2006 10:29)
soanja > ohatra ny hitako ery :-D:-D:-D
43. melody ( 19/12/2006 13:03)
simplex :-D:-D:-D
cutie: ito isika roa ary e, mampita 'smile' @ rehetra
www.cs.stir.ac.uk/~mew/images/monkeys.jpg
44. Achia ( 19/12/2006 17:55)
Hay ve i melody sy cutie zandrin'i simp..e e! hihihi aty tsy harako njay iny a! :-D
45. melody ( 19/12/2006 18:46)
:-D:-D:-D
46. simplex ( 19/12/2006 18:58)
:-D:-D:-D
Zokiko ny 1 de zandriko le 1, sary t@ zareo mbola kely io k. Melody zao efa otr'izao 8) manja e? :°);-)8)8)

ary aza himehezana ny fianakamsnay fa sao de voatoraky akondro eo e :evil::-P:-D
47. pissoa ( 19/12/2006 19:41)
manja be :-D:-D:-D:-D:-D
48. cutie ( 19/12/2006 21:00)
melody
tapak ny tsinaiko =))=))=))=))=))
49. cutie ( 19/12/2006 21:02)
melody
sady reo nasehon-jy reo maditra be , fa ny gidro (lemurs) henjy be sady mahafatifaty :lol::lol::lol:
50. soanja ( 19/12/2006 23:49)
lapino:

soanja > ohatra ny hitako ery :-D:-D:-D


Zany ve Lapino? Zah koa mahazo sary antsaina.:-D:-D


51. lapino ( 20/12/2006 05:42)
Mba ohatra ny ahoana angaha ny fanahin'ny gidro ? :roll::roll:
52. Achia ( 20/12/2006 08:03)
=))=))=))=))=)) sexijako inona koa ty =))=))=))
53. simplex ( 20/12/2006 12:06)
Tsy dia ankasitrahako loatra ra tovovavy no tara @ anabaviko :°)

lap,
ny fanahy no maha gidro :lol:
54. cutie ( 20/12/2006 15:13)
lap,
ny fanahy no maha gidro

:lol::lol::lol::lol:8)8)8)8)8):wink::wink::wink::wink:
55. melody ( 20/12/2006 16:37)
simplex: aza dia mampimé be loatra re so dia tsy votohy eo intsony ny tsinain'i cutie vao gravy be eo:-D, manjary mivoka eo daholo izay tsy mivoka rehetra=))=))=))
cutie: firy metre no tapaka retsy?=))=))
56. soanja ( 20/12/2006 20:29)
Achia:

=))=))=))=))=)) sexijako inona koa ty =))=))=))

Eto indray zany izy de hoe ny gidro no mpaka na manala fanahy ny olona. Voa be tsika zany!

57. cutie ( 20/12/2006 23:55)
Mpandefa : melody [ Valio ] 20-12-2006 17:37:27
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
simplex: aza dia mampimé be loatra re so dia tsy votohy eo intsony ny tsinain'i cutie vao gravy be eo, manjary mivoka eo daholo izay tsy mivoka rehetra
cutie: firy metre no tapaka retsy?

tsy hay tsony =))=))=))=))
58. melody ( 21/12/2006 00:38)
cutie: raha kely fotsiny ange no tapaka dia tsy maninona e, fa raha lava be no gravy satria lasa mihakely indry dia mora bataina:-D:-D:-D
http://bbsnews.net/bbsn_images_2005_summer/goodmans-mouse-lemur.jpg
59. cutie ( 21/12/2006 00:39)
=))=))=))=))=))=))
very mahafatifaty
60. Solitikabe ( 21/12/2006 01:00)
Antsidy (Microcebus) naondran'ny vazaha taiza indray iny ry Melody.
Iny izao tsy efa maty nanaovana fanandramana VIH sy SIDA sy aretim-bazaha any an-dafy any indray? Koa tsy naleo nohanin'ny olona taty ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.801