Mihinana ry reto gidro an

61. simplex ( 21/12/2006 11:15)
cutie: very cute ;-):P
melody: sao d misy mahazaka ve ? :°)
Solitikabe: in zao lesy ny recette mety @ io ? sa tsy azo hanina tsony izay efa voatsindrona SIDA :-w
62. cutie ( 21/12/2006 13:12)
=))=))=))=))
maty aho my mouse lemurs :-D:-D:-D:-D raha natao fanandramana sida zany io:cry::cry::cry::cry:
63. melody ( 21/12/2006 17:53)
solitikabe: ny tena volavo no henoko fa tsy ny 'lemurs'. :x:x
cutie:protégé be mihintsy izy io akia, tsy misy hatahorana @ fanandramana izany. 8)
simplex: ié:-D:-D:-D:-D
64. cutie ( 21/12/2006 21:34)
cutierotégé be mihintsy izy io akia, tsy misy hatahorana @ fanandramana izany.

njy ve no mi proteger azy :lol::lol::lol:
65. Solitikabe ( 21/12/2006 22:49)
Simplex, iny ange ilay atao koa hoe Matavirambo, tena milay rehefa ririnina. Atono no fanao azy. Ahahahaha
Ka elody ve mody fanina sa ahoana eh. Ny fikambanam-pikarohana fanafody dia mampiasa voalavo, saingy alohan'ny tena anaovana ny fanandramana farany eo amin'ny olona tsaboina dia andramana amin'ny gidro aloha io. Ka ny gidro Malagasy no anisan'ny be mpitady satria kelikely vatana ka tsy mandany sakafo firy, izany hoe tsy mandany firy eo amin'ny fikarakarana. Any Etazonia fotsiny ohatra dia 200 gidro na rajako isan'andro no maty amin'ny fanandramana ataon'ny NIH, ary 300 any Angletera, Mahatratra 150-600 ho an'ny Rocher irery any Europe.
Dia izany no antony ilazana antsika tsy hiompy na hivarotra gidro. Fa ireo mpikarakara ny tontolo iainana ihany no afaka mivarotra sy mitondra any ivelany.
66. cutie ( 21/12/2006 22:55)
zany ve
omeo ny porofo :lol:
67. melody ( 22/12/2006 01:05)
cutie: izahay mianakavy mihintsy no mi-protégé azy ireo akia,zafikelinay ange ireo e=))=))=))
solitikabe: tsy mody maty izany zà hoa, lemurs ange tsy monkeys e, na dia izany aza no fijeren'ny be sy maro azy:)
68. cutie ( 22/12/2006 21:31)
Mpandefa : melody [ Valio ] 22-12-2006 02:05:52
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
cutie: izahay mianakavy mihintsy no mi-protégé azy ireo akia,zafikelinay ange ireo e

soa ihany :-D:-D:-D:-D:-D
69. Solitikabe ( 23/12/2006 06:05)
Cutie
Tsy hanome porofo aho fa http://www.peta.org/feat/covance/
Mazotoa eh,
70. Simpona ( 23/12/2006 16:01)
Odry fa resak in ty:?::?::?:


Tena nde hisitrika indray aloha ny Simpona fa misy milaza loza ato
71. soanja ( 23/12/2006 16:55)
Simpona:

Odry fa resak in ty:?::?::?:


Tena nde hisitrika indray aloha ny Simpona fa misy milaza loza ato



Sao de mila basy i Simpona fa zah manana 2 be izao, ny iray ho anao de ny iray ho anle namanao. Vao manakaiky na mitady jerijery fotsiny ireo tonga de ampiriato fa vitanareo io.:wink:


72. cutie ( 23/12/2006 20:14)
Mpandefa : Solitikabe [ Valio ] 23-12-2006 07:05:43
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
Cutie
Tsy hanome porofo aho fa Jereo eto
Mazotoa eh,

tsy nahita lemurs tao alou za e:lol:
Ny oul koa aza zao efa hatao fanandramana koa, efa mitovy @ biby koa.
73. cutie ( 23/12/2006 20:35)
Za alou tsy nijery an'le video, fa tsy mahatanty mijery an'reny biby ampijalian reny za :cry:
74. sitlo ( 24/12/2006 03:55)
Efa ela wa izaho nandinika dia hoy aho hoe ity cutie ity ve mba tena "cute" manja marina sa fitia mba te hisehoseho amin'ny teny anglisy fotsiny eh.
75. cutie ( 24/12/2006 12:39)
:-D:-D:-D:-D:-D
76. sitlo ( 24/12/2006 18:00)
tena marina eh
77. cutie ( 25/12/2006 21:34)
de in ny valin'le fandinihina:-D:-D:-D
78. soanja ( 25/12/2006 22:15)
sitlo:

Efa ela wa izaho nandinika dia hoy aho hoe ity cutie ity ve mba tena "cute" manja marina sa fitia mba te hisehoseho amin'ny teny anglisy fotsiny eh.


Tena manja tokoa i Cutie.


79. cutie ( 25/12/2006 23:04)
soanja
njaso alou hianjy ze lazain'i stilo:-D
80. sitlo ( 28/12/2006 03:04)
ka zay no anontaniako fa reraka aho mandinika. Mila sopapa kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1623