Mihinana ry reto gidro an
21. simplex
(
17/12/2006 12:20)
fianakaviana iray ihany ony ny gidro sy ol a? :roll:
t@ George de la jungle, ozy lery hoe George Primate, fianakamsan'ny primate ;-)
t@ George de la jungle, ozy lery hoe George Primate, fianakamsan'ny primate ;-)
23. simplex
(
17/12/2006 19:45)
ojy! za minana gidro gne e 8) za nga cannibale :-P
fianakaviana rajako ah, zany hoe simplex chimpaze primate no tena anarako :°)
fianakaviana rajako ah, zany hoe simplex chimpaze primate no tena anarako :°)
24. melody
(
17/12/2006 19:54)
Mpandefa : Solitikabe [ Valio ] 16-12-2006 01:10:37
Lohateny : Mihinana ry reto gidro an
Kay matsiro tsy misy tahaka izany ny gidro ka izany no tena mba hihinanan'ny olona azy koa. Ianareo ve efa nihinana?
Dia sahin'i solitikabe ve ny hihinana an'ity?
http://badgas.co.uk/animals/monkeys/monkey_018.jpg
27. pissoa
(
17/12/2006 21:24)
lapino:
MTN, :-D:-D:-D
... fa misy dikan'ny mahaeo an'ireo.ie, mba hihinanana azy :wink: http://www.ooze.com/ooze13/images/cats/cat-smalleat.gif
:evil::evil::evil:
29. Achia
(
18/12/2006 10:30)
fa main'ny sakay nga ty lap no boramena ; sa hatao laoka koa :-D:-D pissoa a atsoy aky TOM refa mamono anjy ry MTN a! :°)
30. pissoa
(
18/12/2006 11:02)
lap, hita fa :evil: mbola :b eo ihany ! :x:x:x
Achia, reo nge zao mety mbola tsy nihinana koa fa be resaka fotsiny e :roll::-D
Achia, reo nge zao mety mbola tsy nihinana koa fa be resaka fotsiny e :roll::-D
32. melody
(
18/12/2006 13:25)
simplex: f'anga hadinondry sahady ity kouzine kelindry ity retsy? Saika hohanin'i solitikabe nge za io e:-D:-D:-D vonjeo haingana:wink:
cutie: fa inona akia io raha tsy ragidro? saibakoly ve=))
cutie: fa inona akia io raha tsy ragidro? saibakoly ve=))
34. simplex
(
18/12/2006 19:37)
za nga kanibale, ny ah le gidro mikikiaka reny ihany no pehako :°)
melody: za ony kanibale ka de miala tsiny fa de laniko kou ndry ra va makaty ;-):-P:-D
37. melody
(
18/12/2006 23:33)
cutie: ireo kosa akia lemuriens a!, ity no rajako
www.ski.org/Vision/Eyepage/Images/chimapnzeeB.jpg
=))=))
www.ski.org/Vision/Eyepage/Images/chimapnzeeB.jpg
=))=))
38. cutie
(
19/12/2006 01:32)
ka zanak'le rajako le ery ambony ery koa:-D:-D:-D
ny lemuriens anie gidro e :lol:
ny lemuriens anie gidro e :lol:
39. soanja
(
19/12/2006 06:55)
Enga anie ka hanangatra ny atao hoe gidro sy ny rajako ary ny rehetra mitovitovy aminy lasa tsaky.
