Mihinana ry reto gidro an
141. melody
(
11/01/2007 22:15)
rehefa mande dago indry ry cutie dia mandalova ao Ankarafantsika, route de majunga io, d manaova camping ao dia mande mijery ilay 'mouse lemurs' @ alina, experiansy manja be io!
143. cutie
(
11/01/2007 22:23)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 11-01-2007 23:14:25
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
reo zany nareto telo mitsam an, six eh
:roll::roll::roll::roll:
144. melody
(
11/01/2007 22:26)
tsy azoko ny tian'i sitlo lazaina sa mbola mitady hira momba ny moofo gasy ihany
149. melody
(
12/01/2007 01:05)
cutie a, io ary ny lemur ndry retsy e fa tsy azo hohanina satria 'champion' be mihintsiny
www.worth1000.com/entries/74500/74702BhJG_w.jpg
www.worth1000.com/entries/74500/74702BhJG_w.jpg
151. cutie
(
12/01/2007 02:20)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 12-01-2007 00:27:36
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
Hoy i cutie:
ny ahy le lemurs ihany no tiako
ko inona ary io, mpamadika palitao.
efa we rajako tsy lemurs zany :-D
152. melody
(
12/01/2007 17:05)
cutie: handramo indray mande hoe, nisokatra nefa ilay izy aty amiko. Rehefa tsy mety dia handefasoko lemur iray akia indry a!:)
153. sitlo
(
12/01/2007 18:43)
Tsy misokatra ry melody ah.
Kay ve misy melody roa ato amin'ny serasera eh. Ny iray nampiditra sary omaly fa kay ilay melodi.
cutie> ataovy teny gashy
Kay ve misy melody roa ato amin'ny serasera eh. Ny iray nampiditra sary omaly fa kay ilay melodi.
cutie> ataovy teny gashy
157. cutie
(
12/01/2007 20:27)
Mpandefa : melody [ Valio ] 12-01-2007 18:05:24
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
cutie: handramo indray mande hoe, nisokatra nefa ilay izy aty amiko. Rehefa tsy mety dia handefasoko lemur iray akia indry a!
ok:lol::lol::lol::lol:
