Mihinana ry reto gidro an
182. Fiffi
(
17/01/2007 08:02)
gidro rozy ve akia ry cutie ? sao de @ zay moramora kokoa ny fihinanana azy ? :wink::{:{
183. melody
(
17/01/2007 13:21)
Fiffi::-D
naughtyboy: d mazotoa homana ihany koa ary e:)
simplex: tena tsy zaka mihintsy kosa aloha raha toa io e, sady lavabe no mampatahotra:-D:-D
cutie: d hihinana ihany koa izany enao raha rozy ilay izy?:wink:

184. simplex
(
17/01/2007 14:09)
naughty: mazotoa homana ony e ;-)
melody: tokony nesoriny ny akanjony fa iny ngamba no manavesatra azy :-P:roll::-D:-D
cutie: vonikazo d efa mety k http://www.haringphoto.com/galleries/gallery10lemurs/2eemx2a2.4femalewithlocust/variant/medium

185. cutie
(
17/01/2007 14:55)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 17-01-2007 09:02:19
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
gidro rozy ve akia ry cutie ? sao de @ zay moramora kokoa ny fihinanana azy ?
za nga mihinana gidro :-D:-D:-D
186. cutie
(
17/01/2007 14:55)
cutie: d hihinana ihany koa izany enao raha rozy ilay izy?
non wa
nisy niteny we hihinana nga teo :-D:-D:-D
188. melody
(
17/01/2007 15:05)
cutie: eny aloha hoe tsy mihinana gidro ndry e, fa iza no mahalala fa so d niova hevitra ihany rehefa niova loko rozy ilay izy knou:-D
simplex: raha hesorina indray ilay akanjony d volo be indray no hita kou, tsy vao miasa mampitsoka=))
simplex: raha hesorina indray ilay akanjony d volo be indray no hita kou, tsy vao miasa mampitsoka=))
189. cutie
(
17/01/2007 15:18)
Mpandefa : melody [ Valio ] 17-01-2007 16:05:11
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
cutie: eny aloha hoe tsy mihinana gidro ndry e, fa iza no mahalala fa so d niova hevitra ihany rehefa niova loko rozy ilay izy knou
:-D:-D:-D:-D:-D
vo maika orera
190. simplex
(
17/01/2007 19:19)
melody: ny volo no tena mahabogosy azy, esorina ze tsy ilaina http://www.geocities.com/Sharna_Kestral/Creative/Pix/anna.jpg :roll::°):-P:-D:-D
cutie: mety hampitsiky k, http://www.zewebanim.com/images/madagascar-dreamworks-lemur2g.jpg
cutie: mety hampitsiky k, http://www.zewebanim.com/images/madagascar-dreamworks-lemur2g.jpg
198. melody
(
25/02/2007 22:38)
hay ve indry nianddry a ry cutie e, tena hadinoko, azafady, io ary e:D
http://lemur.duke.edu/animals/ayeaye/reproduction.jpg
http://lemur.duke.edu/animals/ayeaye/reproduction.jpg
200. melody
(
26/02/2007 00:23)
ary ahona indray ity
http://www.lastrefuge.co.uk/images/html/lemurs/ringtailed_lemur2/white_baby_sapphire/images/s-ringtail03.jpg
http://www.lastrefuge.co.uk/images/html/lemurs/ringtailed_lemur2/white_baby_sapphire/images/s-ringtail03.jpg