Mihinana ry reto gidro an
244. melody
(
27/02/2007 19:56)
dia inona indray izao izany hotely any an-tokontany izany indray? marquis ve?:-D:-D:-D
246. melody
(
27/02/2007 20:02)
mila hectare bdb mintsy raha izany klé, sady efa bdb koa ange ny zoo e, tsy maintsy atao special fa raha izany tsy mety:wink:
251. cutie
(
27/02/2007 20:43)
de in koa ny biby sasany fa njy mbola tsy niteny ny tian-jy afa-tsy le bitro :lol:
252. melody
(
27/02/2007 20:56)
zà alou tena tsy dia tia bitro loatra satria 'stupid' be zareo fa fanomezana ilay izy d 'i'm stuck with them'. Ny ahy rehefa biby 'maranitra' d tiko daholo, afaka mi-communiqué aminy manko enao @ izay :D
256. melody
(
27/02/2007 21:32)
@ fomba ahona kay no hiresahana @ baleine, tsy aleo aza dolphin f'ireny no tena tsara?:)
258. melody
(
27/02/2007 21:52)
any aminareo ve tsy misy toerana afahana miaraka milomano amin'izy ireny? Mba hitanay @ tele manko, ohtrany mba tena tsara b:D
