Mihinana ry reto gidro an
301. cutie
(
08/03/2007 01:30)
hihiihihi
izy roa zany e , tandremo sao mamo :-D
de mila entin-jy any katsepy koa za fa za mbola tsy nihinana lambo:-D
izy roa zany e , tandremo sao mamo :-D
de mila entin-jy any katsepy koa za fa za mbola tsy nihinana lambo:-D
302. melody
(
08/03/2007 16:08)
zà tsy mety mamo izany e:-D:-D
raha tsy matahotra mande baka indry d entiko mintsiny; efa tany Isalo indry? rehefa makany indray tsy maintsy ti randonnée satria mila mande tongotra lavitra b. Raha te hitaingina sovaly indry d antsirabe indray d efa misy saingy bdb ny sovaly fa vitsy ny mpitaingina d hedivandry zareo toy inona indry, indraindray mampatahotra mintsy satria vo mijanona ny pousy2 tonga d hifandrombahandry zareo toy inona - tsy mahakivy anefa izany an satria adventure daholo ihany:wink:

303. cutie
(
09/03/2007 17:41)
mbola tsy tany Isalo za
de za koa mbola tsy nandeha baka hihihihihi
De mbola tsy nitangina soavaly
Ho sahirana ihany njy refa tonga any za :-D:-D:-D:-D
de za koa mbola tsy nandeha baka hihihihihi
De mbola tsy nitangina soavaly
Ho sahirana ihany njy refa tonga any za :-D:-D:-D:-D
311. melody
(
12/03/2007 22:45)
cutie: firy volana moa ny ao an-kibony omby?:-D:-D
ikaretsaka: tsy sahy zà, ontsa b ny foko hihinana izany:cry:
ikaretsaka: tsy sahy zà, ontsa b ny foko hihinana izany:cry:
313. melody
(
14/03/2007 19:32)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 12-03-2007 03:01:31
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
mbola any akibon\'ny omby akia a
k\'inn io?:-D:-D:-D:-D
314. melody
(
14/03/2007 19:33)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 12-03-2007 03:01:31
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
mbola any akibon'ny omby akia a
k'inn io?:-D:-D:-D:-D
315. melody
(
14/03/2007 19:40)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img117.imageshack.us/img117/2448/awwwwwwwo0.jpg[/IMG][/URL]
ahona tindry ve io?
ahona tindry ve io?
317. cutie
(
14/03/2007 20:14)
mel;ody
haiko fotsiny we any akibon'ny omby fa tsy haiko haharitra firy ao :-D:-D:-D:-D
haiko fotsiny we any akibon'ny omby fa tsy haiko haharitra firy ao :-D:-D:-D:-D
318. melody
(
14/03/2007 20:39)
midika ange izany fa tena tsy fantatrindry mintsy hoe rôvina no ho avy hamangy ahy e:cry::cry:
320. melody
(
14/03/2007 22:42)
ahona hozy i hery izay, :)dia ampy! Mbola be akia no ho avy a, mety ho tonga tampoka any amindry any aza zà rehefa maniry tsara ny helatro, mbola any ankibo ny omby daholo ihany koa izany, hihihi