Mihinana ry reto gidro an

261. cutie ( 27/02/2007 22:33)
hay ve njy dago e
faly mahafantatra:lol:
262. melody ( 27/02/2007 22:40)
ié! zà efa mahafantatra andry dia tsy afaka hiteny izany intsony , hihihihi fa dia m'ci e!
ary mba efa niaraka nilomano t@ ireny dolphin ireny ve aloha indry ity e? :wink:


263. cutie ( 27/02/2007 22:53)
non ,nijery fotsiny :-D:-D:-D
264. melody ( 27/02/2007 22:55)
k'inona koa no dikan'izany, dia tou anay ihany zany an:-D:-D
265. sitlo ( 27/02/2007 22:57)
266. melody ( 27/02/2007 23:04)
fa naninona i sitlo?
267. cutie ( 27/02/2007 23:04)
Mpandefa : melody [ Valio ] 27-02-2007 23:55:21
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
k'inona koa no dikan'izany, dia tou anay ihany zany an

ka lavitra ahy ny nisy azy koa:-D:-D:-D:-D
sady za wa tia saka be hihihiihihi fa tsy dolphins
268. melody ( 27/02/2007 23:08)
ataoko afapo tsara mintsiny indry an, io ary ny sakandry
http://www.sinister-designs.com/design/cats/A039848.jpg
269. melody ( 27/02/2007 23:10)
http://www.sinister-designs.com/design/cats/A040740-2.jpg
270. cutie ( 27/02/2007 23:10)
hihihhihihihi
de aiza koa ny manaraka :-*:-*:-*:-*
271. melody ( 27/02/2007 23:12)
ary ahona izanyhttp://www.sinister-designs.com/design/cats/A044957.jpg



272. sitlo ( 27/02/2007 23:15)
(reveko kosa le saka mainty teo an)
273. cutie ( 27/02/2007 23:18)
:cry::cry::cry::cry::cry:
tsy misokatra
274. melody ( 27/02/2007 23:32)
aza hatosikindry hoa zà
http://www.enchantacats.com/Coon___Raggy_W.jpg
http://mourningdoveragdolls.tripod.com/P/Mww1.jpg

sitlo:tsara mihintsy k, hihihi
275. cutie ( 27/02/2007 23:34)
Mpandefa : melody [ Valio ] 28-02-2007 00:32:10
Lohateny : Re : Mihinana ry reto gidro an
aza hatosikindry hoa zà
Jereo eto

ty ihany no nisoktra njay
very cute hihihi
handeha kely alou za fa hitako eoihany njy radem :-*:-*:-*:-*:-*
276. melody ( 27/02/2007 23:37)
ok :-*:-*:-*:-*
277. cutie ( 28/02/2007 21:33)
melody
adinoko koa ny nilaza fa za koa tia cheetah be mitsy :lol::lol::lol:
http://images.dcheetah.com/www.cheetah.org/ama/images/cheetah-08.jpg
278. Solitikabe ( 01/03/2007 03:41)
fihinana koa ve ny cheetah?
Ny saka dia aloha no efa nohaniko, atao saosy karihy ilay izy. Dia nafangaro toaka gasy kely. Kay kary kay ilay izy fa tsy saka dia fotsiny.
N'lay an
279. melody ( 01/03/2007 14:10)
cutie: tiandry daholo izay biby rehetra afatsy ny bitro ihany, io misy cheetah, elegant be ry zalahy an!
http://www.lioncrusher.com/images/cheetah.jpg

ary indry ka tsy tia bibilava? hihihihihi

solitikabe: zà efa nihinana saka (sosotra b izao cutie :x) ary natao sosy kary ihany koa, tena tsara k:miam::miam:
280. cutie ( 02/03/2007 00:25)
solitikabe: zà efa nihinana saka (sosotra b izao cutie ) ary natao sosy kary ihany koa, tena tsara k

tsy sosotra fa :cry::cry::cry::cry::cry::cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5182