pute de luxe ny sipa eto tanà!
81. patrick2002
(
11/11/2006 06:08)
calme daholo aloha eh! nY AHY KOSA ALOHA RY XXX NO ANOMEZAKO TSINY ANAHO AH! DIA ILAY SIPA IZANY MORA NIZARA TAMINAO DIA LAZAINAO FA HOE PUTE DE LUXE.
Non kosa eh! mba nisy anie ilay sipa nasainao niongana dia niongana ,nasainao nandohalika dia nandohalika , nasainao nipetraka dia nipetraka ,tsy dia hoe pute de luxe anie izy ,fa mba nanatena ny ahazo ny fonao eh! ka dia nanaiky izay nampanaovinao dia :lazaina kosa ve izy izany hoe pute de luxe :roll::-D:-D

82. ANARIM
(
11/11/2006 08:01)
mhhhhhhhhhhhhh refa makaty tanà @ manaraka i xxx d tedavo zà fa ho porofoiko anao fa tsy "pute de luxe" avokoa ny sipa eto tanà!!!
83. fasaly
(
11/11/2006 10:27)
tsy tsara wa io tonga de mitsara hoe pute aho e! we pute.......tratran'ny sipa materialista i xxx de mba tsy nanana chance alou tamin'iny:wink: materialista tsy midika fa pute akory anefa:?
84. pulchery
(
11/11/2006 12:44)
rehefa tsy mankafy joban'ny ville dé aza mifanakiana fa ny sipa any @ taninareo any angamba no tena cox
85. xxx
(
11/11/2006 14:05)
mampé ,
nisy nasaina nanao tokoa ve ? dé nanao :idea: dé nanao ka mora be ngé é , resto ve nama ny takalo (braderie klé !), fa lé hoe nahazo ny fony ... ny toe-tsaina mba mila hovaina hoa !
anarim , na mirana be aza enao mbola hifampitady zany
pulchery , fa nivoaka taiza moa nareo an-tanana ao é , ny zone 5 aty ve no mitovy ny any klé,
izay tsy manana ny toe-tsaina ohatran'io dé bien , fa ny manana mauvaise, mila miangona isan'alahady mamela heloka fa sô lasa any @ ny AFO BE
Non kosa eh! mba nisy anie ilay sipa nasainao niongana dia niongana ,nasainao nandohalika dia nandohalika , nasainao nipetraka dia nipetraka ,tsy dia hoe pute de luxe anie izy ,fa mba nanatena ny ahazo ny fonao eh! ka dia nanaiky izay nampanaovinao dia :lazaina kosa ve izy izany hoe pute de luxe
nisy nasaina nanao tokoa ve ? dé nanao :idea: dé nanao ka mora be ngé é , resto ve nama ny takalo (braderie klé !), fa lé hoe nahazo ny fony ... ny toe-tsaina mba mila hovaina hoa !
anarim , na mirana be aza enao mbola hifampitady zany
pulchery , fa nivoaka taiza moa nareo an-tanana ao é , ny zone 5 aty ve no mitovy ny any klé,
izay tsy manana ny toe-tsaina ohatran'io dé bien , fa ny manana mauvaise, mila miangona isan'alahady mamela heloka fa sô lasa any @ ny AFO BE
86. xxx
(
11/11/2006 14:45)
ANARIM:
mhhhhhhhhhhhhh refa makaty tanà @ manaraka i xxx d tedavo zà fa ho porofoiko anao fa tsy "pute de luxe" avokoa ny sipa eto tanà!!!
fa pute de inona kay enao????
87. kelly13
(
11/11/2006 20:06)
fa inn klou le hoe toe-tsaina ovaina fa tena tsy mazava e? le hoe tsy mety miaraka aminao ra tsy mande resto sa tsy mety "manao" aminao ra tsy mande resto?zany hoe tokony tonga d nanaiky "nanao" t@nao v ny sipa, satria enao avy aty andafy?
"vehivavy tsotra ,manaja tena,nefa tsara sady simple eto tanà" hoy ianao. mikotré iany ry se fa zay sisa no azonao atao ahazoanao vhv tsotra, manaja tena nefa etc... araka ny teninao io!
d ilay sizé nao hoe "pute de luxe ny sipa eto tanà", fa aiza marina klou enao io e, any tanà sa aty @ reny malala sa ankafa?
patrick2002>za klou na poritra tahaka ny inona aza d tsy ao anaty 1 volana d hanaiky ze omena ahy! lolll enao ngamba no manaiky hoe ty vadinao ry patrick fa poritra enao =))=))

89. xxx
(
11/11/2006 20:26)
Lohateny : pute de luxe ny sipa eto tanà!
sendra nandalo taty dago za ny mois d'octobre teo ary mba niezaka nitady izay mba tena nety tamiko,nisy 12 ny vehivavy niarahako ,nefa toa manahirana be ihany satria mitovy izy rehetra.Samy tsy maty tel fa maneno foana,samy tia rendrarendra sy jejojejo,ary tena mahavita mandainga manoloana anao @ sipany hafa toy ny milaza fa aty analakely nefa miaraka manao amiko any ivato,restaurant fona vao mihetsika,izany rahateo no tsy ampy any dago,tena efa mampantahotra izay fihetsiny rehetra hoe mifono inona indray izany, inona no ao ambadikany,tsy maintsy nody mo fa lany ny vacances.Tena kivy za hoe mbola misy ve ny vehivavy tsotra ,manaja tena,nefa tsara sady simple eto tanà sa tena efa pute de luxe daholo?izany hoe zay manana ny hoentimanana ary mahay mampiresaka dia afaka iarahany na firy na firy !mety arakaraka ny sôsy zany ny zava-bita
tena lehilahy tsy manjary tsy misy ilavana azy.zany ve no mba reflexion-nao nefa natera-behivavy?
manambadia omby na soavaly refa tsy mahafa-po anao ny vehivavy.
90. fasaly
(
11/11/2006 20:55)
koayyyyy! enjana be zany an!:-D:-D:-D:-D reny marina tsy misy hoe pute:roll::roll:
91. xxx
(
11/11/2006 21:05)
sady ireny anie tsy manataka no mahasolo vevavy 12 ry xxx.
sady azonao hohanina mbamin'ny taolany reny.
xxx za vonona hanome omby ho anao,reny vache folle reny:-D
sady azonao hohanina mbamin'ny taolany reny.
xxx za vonona hanome omby ho anao,reny vache folle reny:-D
93. xxx
(
11/11/2006 21:15)
kay hihanika omby v?ary nankaiza ilay namorona sizé e
ataovy maromaro ny viagra an.:-D
tena bandy matanjaka enao raha mahatataka omby sy soavaly :-D
fasaly tsy misy putte reny fa misy paty4 .hihihihi
ataovy maromaro ny viagra an.:-D
tena bandy matanjaka enao raha mahatataka omby sy soavaly :-D
fasaly tsy misy putte reny fa misy paty4 .hihihihi
94. tywa68
(
11/11/2006 22:29)
Nareo ve d mino hoe tena marina izany hoe 12 zany ? mba mofogasy na menakely angaha ! mba te-hampiresaka fotsiny i xxx ! sa kosa nanantena solde fa hoe matin'ny hanohanana ny tany kay tsy zakan'ny tsenany = dia lasa putes de luxe daholo ! :wink: varotra tsy raikitra ...
95. patrick2002
(
11/11/2006 23:19)
xxx:
sady ireny anie tsy manataka no mahasolo vevavy 12 ry xxx.
sady azonao hohanina mbamin'ny taolany reny.
xxx za vonona hanome omby ho anao,reny vache folle reny:-D
zany izaho tena tsy valitenina pute fa tena vehivavy maontina ilay ,notadiaviny xxx tany Dago :-D:-D
96. Zina
(
11/11/2006 23:44)
: tywa68 [ Valio ] 11-11-2006 23:29:50
Lohateny : Re : pute de luxe ny sipa eto tanà!
Nareo ve d mino hoe tena marina izany hoe 12 zany ? mba mofogasy na menakely angaha ! mba te-hampiresaka fotsiny i xxx ! sa kosa nanantena solde fa hoe matin'ny hanohanana ny tany kay tsy zakan'ny tsenany = dia lasa putes de luxe daholo ! varotra tsy raikitra ...
mety ho marina io rehefa tena obsede ilay bandy hihihihih
97. jimtex
(
13/11/2006 09:20)
tena mety marina kosa lo le 12 e, na iray insakiny roa'andro aza mety ho azony satria ra 30jours izany dia 15 no tokony ho izy.Nareo ko ve mety,mahataty hoe nisy sipanao eo de tsy mijanona maneno ny telny,ary ny sipany hafa no miresaka @ eo!.Sipa maotina ve izany ka ra le 12 no nanao izany tsy omeko tsiny izy fa mahakivy ihany ka.
98. kala
(
13/11/2006 13:16)
malalatinasoa:
Ary ianao niaraka t@ vehivavy 12 tao anatin'ny 1 volana, inona no azo ilazana anao? :roll:
Am-bava homana am-po mieritreritra.
tohanako tsy hianjera hatramin'ny farany io :-*:-*:-*:-*:-*:-*
xxx > f'angah tsy maintsy tadiavina sy azo anatin'ny 1 volana ny vady :twisted::twisted::twisted:
raisina hoe "pute de luxe" zany le sipa 12, ary ianao mba inona amin'izany?? "collectionneur de pute de luxe" sa "pionnier / conquête de pute"
ary sao dia mba anisan'ireny olona voalaza amin'ny bilagy ireny ary ianao hoe : 10 ny sipako nefa iray aza efa tsotsofina, nipitsihako le sipa nefa enao le nadonan'ny sipa tamin'ny tolana sns......
mahereza mitady ê!
ny mampalahelo sy mahasosotra dia ny sipa Tana no ataonao kôfiraoka daholo.
mba manahoana loatra re zao anjely nitady vady sandra kôx zany ê! :snif::snif::snif: enao
99. kala
(
13/11/2006 13:31)
xxx:
sendra nandalo taty dago za ny mois d'octobre teo ary mba niezaka nitady izay mba tena nety tamiko,nisy 12 ny vehivavy niarahako ,nefa toa manahirana be ihany satria mitovy izy rehetra.Samy tsy maty tel fa maneno foana,samy tia rendrarendra sy jejojejo,ary tena mahavita mandainga manoloana anao @ sipany hafa toy ny milaza fa aty analakely nefa miaraka manao amiko any ivato,restaurant fona vao mihetsika,izany rahateo no tsy ampy any dago,tena efa mampantahotra izay fihetsiny rehetra hoe mifono inona indray izany, inona no ao ambadikany,tsy maintsy nody mo fa lany ny vacances.
naninona no tsy nokendaina ny tél dia tsy naneno tsony ry bandy ê!
hoatrany fantatro enao ity klé, kôzy ê!
100. xxx
(
13/11/2006 20:16)
inn moa tô facile be any dago izany , io ilay hoe : 1 de very dia 10 sa 12 de hita.... ô ô ô tsy ampy telo dé equipe rugby klé , f'anga nalefan' i sarko any dago daholo ilay tery amin' ny avenue foch klé:lol: