pute de luxe ny sipa eto tanà!
22. Fiffi
(
08/11/2006 19:52)
@ fomba ahoana koa moh no ahazahoan'ra-xxx sipa raha henjehana daholo ity v....12 be zao ?
23. fasaly
(
08/11/2006 20:01)
sao de i xxx: nahazaka sipa 12 tanaty ny un mois aza no pute de luxe aminy :°):°):°) ny lehilahy kou nge misy otrzay e!
24. fasaly
(
08/11/2006 20:09)
Fiffi:
@ fomba ahoana koa moh no ahazahoan'ra-xxx sipa raha henjehana daholo ity v....12 be zao ?
maika hanenjika isa ngamba ry fiffi a! :-D maika hanao kôleksiô!
25. xxx
(
08/11/2006 22:07)
Misy marina kosa ny an'i xxx é , fa maninona ary nareo no tonga dé sensible bé daholo (io ve lé verité mandratra).... ny fomba fiteniny azy no tsy nety angamba , ny resaka tsy misy hoe teny tsaralalana izy no nande na teny antaninarenina ....
any amin' ny chorale hono mandé ry zalahy a! ... mba omeo liste an' ny chorale aza izahay é :idea:
:-D
any amin' ny chorale hono mandé ry zalahy a! ... mba omeo liste an' ny chorale aza izahay é :idea:
:-D
26. fasaly
(
08/11/2006 22:21)
efa toetsaina mivotra lotra re ny an'i sipa 12 reo a! aza ny tratrany ihany alou e! ka i xxx kou zao tratranlay fatra pifidy be de nahazo ny lohany amzay 12 be zao^^
28. cabot
(
08/11/2006 22:42)
zaho kosa aloa tsy manome tsiny ary tsy manenjika ny sipa ao tana na pute izy na tsia mafy be ny fiainana ao dago na koa voadona _piainana izy ireo ka lasa mivarilavo fa raha mandinika ireo olona mampirafy betsaka ihany aho raha samy ampiasana kosa ve ny entana tsy aleo mivadika chiffre toa izay lay manaonao gratos ireny;ny faharoa fa maninona oa rehefa ny vehivavy no manao dia pute fa rehefa ny lehilahy dia favori tsy ekeko kosa e!rehefa ny bandy no miresaka dia hoe nasiako i ranona ny sipa koa afaka manao hoe tena nasiako akia i ranona dia nalemy tsy afa nitsangana
30. patrick2002
(
08/11/2006 23:15)
titis:ka tena lany mihintsy anie ny carte de credit ny ra xxx ( tsy haiko visas sa american express )diniho sipa 12 lesy , nividianana pataloha tsi rairay, ny tena mba avy aty andafy dia teny @ galerie zoom no nandeha ,hoatrinona izay ,nandeha resto , hofana hotel ,ny essence na taxi tsy fantatro intsony ,avy eo mbola mangataka credit ilay sipa hamenona ny portable-ny , :D, ao ny sasany mangataka telephone misy camera , mangataka kiraro ao ny sasany string ,tsy eny @ sinoa eny behoririka fa eny @ leader price ah!.
F'angah tena lafo vidy be no atao hoe pute de luxe ry xxx?
diniho nareo ny facture ny payer-ny lery tany ,aiza ary izy no tsy hitaraina :-D:-D:-D
31. cabot
(
08/11/2006 23:23)
aleo tatahany ataony tataka h@ aty paosiny any koa raha tsy adala ny sipa koa hanome gratos anao eo;olona mandalo ianao izy koa mba mi bizina
32. sasa
(
09/11/2006 04:52)
xxx hi hihihi hi te-hanao aminy eo ka voa vao mitaraina, zavatra efa fantatry ny sipa aty dago izao ny fikan'lisany avy any andafy ireny koa, hoe mitady sipa hasiana fotsiny d lasa indray, koa raha tsy nandra ny sipa ka hanaiky tengenanao fotsiny eo, sady za mino fa raha nahita sipa tena tsotra ianao d tsy nahazo nin nin fa niala maina fotsiny teo, d avy eo rangitra indray d mitaraina hoe miaraka matory nefa tsy mety manao ny sipa, fa indrisy raha mba nangataka vola kely ny sipa d lazaina fa pute de luxe, tsy hitako ihany izay atao anareo bandy avy any andafy tony miaraka am sipa silipo vy toa mitaraina, miaraka am sipa mamelatra indray nefa toa lazaina fa pute d luxe.
za nefa d milaza aminao fa mbola betsaka ny sipa aty dago no hendry sady maontina.
za nefa d milaza aminao fa mbola betsaka ny sipa aty dago no hendry sady maontina.
33. pissoa
(
09/11/2006 06:36)
xxx:
sendra nandalo taty dago za ny mois d'octobre teo ary mba niezaka nitady izay mba tena nety tamiko,nisy 12 ny vehivavy niarahako [...]
vehivavy moa sa lehilahy i xxx :roll: ngo de enao no tena pute mantsy amizao ... :-D:-D:-D
34. Fiffi
(
09/11/2006 06:51)
fasaly:tena misy !! ary xxx manao zay hataony miaraka @ 12 vavy be zao de avy oe manaratsy ny vavy ho pute klé ! iza no tena pute @ zany ? le xxx 1 manenjika vavy 12 ve sa...?
sao de i xxx: nahazaka sipa 12 tanaty ny un mois aza no pute de luxe aminy :°):°):°) ny lehilahy kou nge misy otrzay e!
35. fasaly
(
09/11/2006 06:54)
zàra fa tsy tratran'ny aretina maheri vaika tany aza i xxx kou! aretina efa mihahaka manerana ny tany ity veuh:°)
38. hery
(
09/11/2006 09:15)
marina io nolazain'i sasa io.
tena putes marina angamba no nalaina matoa mety hohaninkanina ao anatin'ny 1 volana izany. Raha tena sipa ao Dago (izay anisan'ny tena mafy silipo eto antany :-p) dia afaka 2 mois elah vao hahita oroka misy lela... raha hahita.
tena putes marina angamba no nalaina matoa mety hohaninkanina ao anatin'ny 1 volana izany. Raha tena sipa ao Dago (izay anisan'ny tena mafy silipo eto antany :-p) dia afaka 2 mois elah vao hahita oroka misy lela... raha hahita.
39. diamondra27
(
09/11/2006 09:39)
xxx: collectionneur ngah nareo?
Sa nanao annonce de tonga ry zareo 12,
Mba ilazao ny fomba nataonao izahay hoe: ahoana no nahitanao ireo 12 vavy ireo fa mba manana namana mitady vady tahaka anao ihany koa ny aty.lol sao de mba...
Sa nanao annonce de tonga ry zareo 12,
Mba ilazao ny fomba nataonao izahay hoe: ahoana no nahitanao ireo 12 vavy ireo fa mba manana namana mitady vady tahaka anao ihany koa ny aty.lol sao de mba...
40. Fiffi
(
09/11/2006 11:15)
heu....de inona hono no mba hamalian'i xxx @ zao voalaza rehetra zao ?
