pute de luxe ny sipa eto tanà!

1. xxx ( 08/11/2006 14:20)
sendra nandalo taty dago za ny mois d'octobre teo ary mba niezaka nitady izay mba tena nety tamiko,nisy 12 ny vehivavy niarahako ,nefa toa manahirana be ihany satria mitovy izy rehetra.Samy tsy maty tel fa maneno foana,samy tia rendrarendra sy jejojejo,ary tena mahavita mandainga manoloana anao @ sipany hafa toy ny milaza fa aty analakely nefa miaraka manao amiko any ivato,restaurant fona vao mihetsika,izany rahateo no tsy ampy any dago,tena efa mampantahotra izay fihetsiny rehetra hoe mifono inona indray izany, inona no ao ambadikany,tsy maintsy nody mo fa lany ny vacances.Tena kivy za hoe mbola misy ve ny vehivavy tsotra ,manaja tena,nefa tsara sady simple eto tanà sa tena efa pute de luxe daholo?izany hoe zay manana ny hoentimanana ary mahay mampiresaka dia afaka iarahany na firy na firy !mety arakaraka ny sôsy zany ny zava-bita!
novalian'i pimaso ny 30/11/2006 09:01
2. chipie1 ( 08/11/2006 14:46)
fa taiza daolo zany 12 zany no zaka ? sao dia notsiponina tetsy sy teroa :lol:
3. Kadoda ( 08/11/2006 14:52)
ka ny anao kosa tsy mahagaga e, un mois ve enao no mahazaka 12 vhvv defa eritrereto @ zany hoe vhvv mahatombitsiraka sy manadihady ve le vhvv vao miaraka aminao, satri ra 1 mois zany izy tsy ahalala ny toetranao. Ireny le firinga mievotra e, miantsampy @ hazo tsy fantatra fa ze mikitika de ekena daôly
4. Fiffi ( 08/11/2006 15:12)
xxx:
Tena kivy za hoe mbola misy ve ny vehivavy tsotra ,manaja tena,nefa tsara sady simple eto tanà sa tena efa pute de luxe daholo?
hehehehe !! O ! ry xxx an! mba tandremo ity vava fa :evil::evil::evil: an ! lasa pute de luxe daholo ahoana zany klé :?::roll::roll::?::?::?:


5. xxx ( 08/11/2006 15:14)
Ka tena pute de luxe mintsy koa no notadiavinao..
Mety tena @ INDRA no nahitanao ireo 12 ireo. Tsy mahagaga.
Fa na izany aza de toeran'ny vehivavy nijery hoa ahaveloma ahy ve ity tovolahy ity.(tsy maintsy jereny tsara hoe manam-bola)
Ohatra ny hoe tovolahy tsy haka vady raha tsy tsara tarehy ilay vehivavy..
6. Fiffi ( 08/11/2006 15:34)
xxx:
Ka tena pute de luxe mintsy koa no notadiavinao..
ka raha tena pute de luxe no notadiaviny de aza ny vehivavy rehetra no hatao hoe pute de luxe na hoe lasa pute de luxe daholo an! :evil::evil:


7. malalatinasoa ( 08/11/2006 15:44)
Ary ianao niaraka t@ vehivavy 12 tao anatin'ny 1 volana, inona no azo ilazana anao? :roll:

Am-bava homana am-po mieritreritra.
8. Samoana ( 08/11/2006 15:48)
Iza no put.? ireo sipa nanantena ilay olona 1 sa ilay raikalahy nifandimby t@ 12 nokaramaina tetsy sy teroa :lol:?
9. patrick2002 ( 08/11/2006 15:58)
non mba diniho @ saina tsy miangatra kosa ilay izy eh! fa aza misendaotra ianareo, ny fahazoako azy ah! dai tonga tany xxx hitady izay mba ho taolan-tehezana dia diso fanantenana izy fa matina rendrarendra daholo ny vehivavy tany dago, voalaza teo 12 no isany, mioaraka aminy any @ hotel eny ivato maneno indray ny portable milaza ilay sipa fa ao analakely sns ,izay no ady hevitra hoe pute de luxe sa tsia dia homeo ny hevitrao hoe non, fa aza mifanala eto,
10. patrick2002 ( 08/11/2006 16:12)
ka tena nataon'I xxx mitovy isa @ vadin'ny Andrianampoinimerina mihintsy anie ilay izy ,feno azy daholo ny tendrombohitra 12
11. kelly13 ( 08/11/2006 16:16)
hitady vady kou v d ao anaty 1 volana e!
12. Samoana ( 08/11/2006 16:20)
hoy patrick2002
tonga tany xxx hitady izay mba ho taolan-tehezana


- raha tena taolan-tehezana no notadiaviny tsy nopetapetahany avokoa ireo sipa ireo fa mba nahalala onony izy.

hoy ihany patrick2002 hoe:
ady hevitra hoe pute de luxe sa tsia dia homeo ny hevitrao hoe non


pute ve? oui angamba
de luxe ve ? arakaraky ny vola lany sy nalohan'i XXX !!:D
13. patrick2002 ( 08/11/2006 16:31)
kelly13:

hitady vady kou v d ao anaty 1 volana e!

ka rehefa tery ny fotoanany ,fa tsy afaka mitarika ela izy kou nahoana no tsy atao ao anaty 1 volana
ohatra fotsiny maika hamonjy ny asa aty ampita izy,
aty ampita nefa izy tsy misy gasy eo @ tanana ,nefa izy gasy ihany no mba reviny.
14. kelly13 ( 08/11/2006 16:35)
patrick2002>d ao anaty 1 volana d ahitana vady na poritra sahala @ inn aza???
15. Fiffi ( 08/11/2006 16:36)
patrick2002:
non mba diniho @ saina tsy miangatra kosa ilay izy eh! fa aza misendaotra ianareo, ny fahazoako azy ah! dai tonga tany xxx hitady izay mba ho taolan-tehezana dia diso fanantenana izy fa matina rendrarendra daholo ny vehivavy tany dago, voalaza teo 12 no isany, mioaraka aminy any @ hotel eny ivato maneno indray ny portable milaza ilay sipa fa ao analakely sns ,izay no ady hevitra hoe pute de luxe sa tsia dia homeo ny hevitrao hoe non, fa aza mifanala eto,
na izany na tsy zany de miala tsiny @ nao aloha ry patrick an! fa efa miteny zah hoe tsy hatao hoe ny vehivavy REHETRA na hoe DAHOLO !!


16. diamondra27 ( 08/11/2006 17:16)
tsy maintsy misy foana dans la vie ny tsara sy ny ratsy

Raha sendrany ianao dia sendrany.

raha za ianao dia ry zareo vhv no nasaiko nandoa ny dépenses, mba hijerena ny tena toetrany.Atao @ le adin'ny le oe: kay tena adinoko any an-trano ny carte bancaire-ko fa aloavy any fa omeko ny anao rahampitaso refa mihaona isika. :D

:-D:-D

efa ngetroka be noho ianao nge ry zareo zany e! tél tsy maty mihintsy fa kil daholo ve 'zany?
De naninona efa fantatrao fa ny olona tsy maty tél zany raha tsy hoe: mpanao business angaha , amiko vao excusé fa raha olontsotra tsy maty tél zany grrrrrrrrrrrr za kosa tsy hiandry azy eo an!

17. patrick2002 ( 08/11/2006 17:25)
kelly13:

patrick2002>d ao anaty 1 volana d ahitana vady na poritra sahala @ inn aza???


oh ra kelly ah! ka rehefa poritra ary anie ianao ,ny olona no manolotra vady anaho eh!ao fa misy sipa izay any presenter-ko aminao mitady vady ,sns poritra ianao dia eny ary.
18. patrick2002 ( 08/11/2006 17:32)
Fiffi:

patrick2002:
non mba diniho @ saina tsy miangatra kosa ilay izy eh! fa aza misendaotra ianareo, ny fahazoako azy ah! dai tonga tany xxx hitady izay mba ho taolan-tehezana dia diso fanantenana izy fa matina rendrarendra daholo ny vehivavy tany dago, voalaza teo 12 no isany, mioaraka aminy any @ hotel eny ivato maneno indray ny portable milaza ilay sipa fa ao analakely sns ,izay no ady hevitra hoe pute de luxe sa tsia dia homeo ny hevitrao hoe non, fa aza mifanala eto,
na izany na tsy zany de miala tsiny @ nao aloha ry patrick an! fa efa miteny zah hoe tsy hatao hoe ny vehivavy REHETRA na hoe DAHOLO !!





ka izaho anie araky ny echantillon azony ,12 no isany dia pute de luxe no fitsarany azy ,izany hoe mino izy fa taratry ireo sipa ao tana ireo ny echantillon nalainy.
raha izaho no namaly azy dia tsotra mba taiza no nangalanao an'ireo 12 ireo tao @ glacier daholo ve sa tany @ pandorah ,sa buffet de jardin raha izay dia tsy echantillon ny sipa eny tana mihintsy ireo toerana ireo ,fa betsaka ny sipa ao tana no mianatra eny @ université ,miasa any @ entreprise matanjaka etc, ka diso izany ny toerana nangalany xxx
19. Zina ( 08/11/2006 17:37)
malalatinasoa [ Valio ] 08-11-2006 16:44:08
Lohateny : Re : pute de luxe ny sipa eto tanà!
Ary ianao niaraka t@ vehivavy 12 tao anatin'ny 1 volana, inona no azo ilazana anao?

Am-bava homana am-po mieritreritra.

malalatinasoa a marina ny andry

Tsss aleo rangaha tonga dia miteny direct a...
o ry xxx ary ianao miaraka amin'ny vavy 12 mba inona? tsy ianao va no tena makorela de luxe avy any an-dafy?????

aiza ko tonga dia aratsina otran'io ny vavy gasy...
Mbola ho tratra ianao io fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina....


20. simplex ( 08/11/2006 17:55)

xxx,
aleo hilamina aloha fa ao tana ihany ny fianakams... sao mandrora mitsilany kle :°)

Sao d mba tany @ fomba ni-aborder-n'i toi azy no tsy nety. Ra vao mi-frime na mi-snob ange ny fiaingan'i toi d efa sosy mandende ny etiquette-n'i toi zay e ;-)

Marina koa le kozy eo ambony io hoe miankina @ le toerana koa io. Aza adino le fomba mahazatra ee, any @ chorale no manomboka ;-):°):-D:-D

aza kivy e, gasy ka manja lesy e. Betsaka no mbola tsy kobon'i toi :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0809