pute de luxe ny sipa eto tanà!
41. booboo
(
09/11/2006 11:46)
xxx tary @ vôlohany > tsy azoko hoe inona no mampalahelo :?: anao @ zany. Sitra-po ny anao ny te-hiaraka amin-dreo kouh...samy nahazo zé nitadiavina nareo dé bof !
42. fasaly
(
09/11/2006 11:50)
hery:
marina io nolazain'i sasa io.
tena putes marina angamba no nalaina matoa mety hohaninkanina ao anatin'ny 1 volana izany. Raha tena sipa ao Dago (izay anisan'ny tena mafy silipo eto antany :-p) dia afaka 2 mois elah vao hahita oroka misy lela... raha hahita.
ny ahy aza efa ho eritaona niarahana mbola mafy silipo be tamzà sipan'i dago, nada...:^)
43. yasah
(
09/11/2006 11:56)
za loa manohana ny hevitry xxx fa ny sipa eto tanana tena mivarotra ankolaka daholo e!sady tsy vitan'ny mivarotra mangina fa mitady kil eraky ny tanana !ohatra laziko fotsiny hoe ra hikoty sipa eto tanan enao tsy maintsy mandeha eny @ resto milay sady misy sosy enao vao afaka mampiditra resaka e!ra za aloa no toy ireny vehivavy ireny dia aleoko mihitsy mamorina toerana mitovy @ tsaralalana @izay tsy sahirana intsony ny olona mitovy @ ndy xxx e! sa ahoana ry zalah
44. mbaliana
(
09/11/2006 12:15)
yasah dia any amin'ny resto ve vao mahita sipa...sady raha any koa ange no mande dia le vhv efa miangitraingitra no tediavina zany ...
raha za no bandy entiko moramora ny fikotiana sipa
raisina ho namana aloha dia hita tsara hoe ahona ny fiaingan'le sipa .. dia avy eo vao tohizina tsikelikely raha hita fa mifanaraka... :-D:-D:-D
raha za no bandy entiko moramora ny fikotiana sipa
raisina ho namana aloha dia hita tsara hoe ahona ny fiaingan'le sipa .. dia avy eo vao tohizina tsikelikely raha hita fa mifanaraka... :-D:-D:-D
45. Fiffi
(
09/11/2006 12:16)
yasah:ho anareo tsy nahazo sipa ! mba azonareo hatao ve ny tsy hilaza na hiteny hoe NY SIPA REHETRA NA DAHOLO ??????? rehefa tsy nahazo nareo de aza hatao hoe ny rehetra na daholo no manao an'zao sy zao kosa an!
za loa manohana ny hevitry xxx fa ny sipa eto tanana tena mivarotra ankolaka daholo e!sady tsy vitan'ny mivarotra mangina fa mitady kil eraky ny tanana !
47. tsingy
(
09/11/2006 13:02)
Aza susceptible kosa fa misy fahamarinany zany teny izany,ary tsy vo zao zany no misy ao tanà fa hatramizay diso materialiste lotra ny sasany amintsika vhv in 1 1 mievitrevitra toy ny tay entindriaka hoy ny fitenenana. Tsy votery hanao tami xxx ne ry zareo e ary elà kosa diso nanararotra e!sarotra ny mitady vady ho anareo lhl fa mbola misy ihany aloha ny maotina sy manja nefa tandremokoa fa "l'habit fait pas le moine" e ary tsy hita anty 1mois zany vady zany ry xxx a!
48. kelly13
(
09/11/2006 14:19)
fa ahôna kosa ary no tokony hikôtinareo bandy ny sipa refa tsy hitondra any @ resto nareo ohatra e?
ra za manokana klou ny fitondràna ahy @ resto dia manamarika ny atao hoe "galanterie" e! saingy ngamba tsy hananan'ny lhl gasy sasany (sasany oa sao hisy hisendaotra eo) zany "galanterie" izany fa d juger-na hoe "manataka etc..." ilay vhv satria nentina tany @ resto!
refa t hahazo vady v tsy handany sôsy sy ranon-doha hoe "ahôna no ataoko mba hahafaly ty sipa ty fa tiko ho vady izy"? fa tsy tonga d tenenina hoe "putes de luxe" aho hoe et puis inn kou! tssss

49. sasa
(
09/11/2006 14:25)
sarotra amin'ny sipa aty dago no hiteny am bandy hoe mba ento restau za lainga be izany fa matoa mandé any d le bandy no mizesta hoe hiaraka hisakafo aloha d manantena ny hahazo avy eo, d refa tsy mahazo d milaza fa hoe raha hisakafo any am restau d mandé ny sipa avy eto tana, rehefa tatahan'ny sipa nefa malaky mimenomenona, mbola aiza ny hanjo, satria ve refa ny sipa no mangata-bola d hoe materialiste fa refa ny bandy tsy misy fitiavana fa mitady ny hanao fotsiny tsy materialiste, mitovy ireo amiko refa samy tsy misy fitiavana fa samy mitady izay ilainy amiko d lasa d'efa materialiste daholo, saingy ny lehilahy malahelo satria lany mantsy ny vola fa refa le vehivavy mba nasiana fotsiny ireny d lasa mitsoaka ny bandy d tsy mba afaka mitaraina ô
Ny lesona amin'io d izao samy manao io d samia mahataty e!rehefa maika ny hinana ny mofon'olona d aza mitaraina am fanomezam-bola fa ny sipa kosa aloha tsy hiala maina am olona mandalo e!
Ny lesona amin'io d izao samy manao io d samia mahataty e!rehefa maika ny hinana ny mofon'olona d aza mitaraina am fanomezam-bola fa ny sipa kosa aloha tsy hiala maina am olona mandalo e!
50. Ruby
(
09/11/2006 15:07)
malalatinasoa:
Ary ianao niaraka t@ vehivavy 12 tao anatin'ny 1 volana, inona no azo ilazana anao? :roll:
Am-bava homana am-po mieritreritra.
k'hita fa zany....
51. xxx
(
09/11/2006 15:10)
yasah:
za loa manohana ny hevitry xxx fa ny sipa eto tanana tena mivarotra ankolaka daholo e!sady tsy vitan'ny mivarotra mangina fa mitady kil eraky ny tanana !ohatra laziko fotsiny hoe ra hikoty sipa eto tanan enao tsy maintsy mandeha eny @ resto milay sady misy sosy enao vao afaka mampiditra resaka e!ra za aloa no toy ireny vehivavy ireny dia aleoko mihitsy mamorina toerana mitovy @ tsaralalana @izay tsy sahirana intsony ny olona mitovy @ ndy xxx e! sa ahoana ry zalah
ka tsitako anie izay olana amin ny mandeha restaurant e, raha mijery ny fandehan ny fiarahana voalohany ianao dia any amin ny restaurant foana matetika no miandoha satria mila miresaka aloha, na any andafy io na mada... fa ianao angamba efa sorena amin ny vola laninao @ vehivavy 12 be zao die eto no manaratsy vehivavy. ny zavatra vitanao saintsainina.
52. Fiffi
(
09/11/2006 16:31)
xxx:verité mandratra ahoana moa zany ry xxx ? manana anabavy ve enao aloha ? raha lahy enao io an! raha vavy indray de rariny ve zany ?
Misy marina kosa ny an'i xxx é , fa maninona ary nareo no tonga dé sensible bé daholo (io ve lé verité mandratra
53. nikopol
(
09/11/2006 16:33)
xxx manambany vehivavy be kosa toi zany nefa mba te hanao ihany. mampalahelo ny vehivavy mety hiaraka amin-toi.
raha 12 ao anatin'ny 1 volana less sao mba voakaoty ao hatramin'bavinareo zany kle ? :-D
raha 12 ao anatin'ny 1 volana less sao mba voakaoty ao hatramin'bavinareo zany kle ? :-D
54. Ruby
(
09/11/2006 16:43)
tsy haihay be ihany koa hoe iza no xxx ary iza ny xxx toa misy be dia be eto....
56. Fiffi
(
09/11/2006 19:56)
nikopol:anjekaky ooo :{:{:{:{
raha 12 ao anatin'ny 1 volana less sao mba voakaoty ao hatramin'bavinareo zany kle ? :-D
57. anjely
(
09/11/2006 20:02)
Izao no izy ra xxx, ny sipa any Dago raha mahfantatra fa avy aty an-dafy ianao, hijanona 1 mois, tsisy zavatra handrasany aminao afa-tsy ny hampirevy azy, tsy adala izy akory ka hihevitra fa au bout de 1 mois de ho alainao ho vady, tsy au bout de 1 mois moa izany satria 12 no niarahanao, izany hoe au bout de 2 jours izany??? Ny hoe manataka indray, hatrany k'hatraty io, normale ianao raha vao mikaoty raha mampirevy ny sipa, tsy hifanerena io fa an-tsitrapo. Ny resto, ohatran'ny aty andafy ihany io rehefa vao manomboka miaraka de tsy maintsy any no mifampi-charme ka tsy misy maha-pute ny sipa zany. Anatra ho an'ny sisa ê!
58. fasaly
(
09/11/2006 20:50)
hummmm! zany ka tena angel ianao ry anjely!
marina mitsy zany ka!
aza mba be geste fotsiny tonga any antanàna de tsy manitona ny sipa e!:wink:
marina mitsy zany ka!
aza mba be geste fotsiny tonga any antanàna de tsy manitona ny sipa e!:wink:
59. titis
(
09/11/2006 21:25)
Gaga @ zany sipa azonao ao antin'ny iray volana izany aho,fa tsy vady kosa aloha no tadiavinao fa de tena pute mihitsy ,misolosolo isan'andro,ary xxx ngah tena bogosy be mihitsy sa ny vola no tena miresaka @ zany sipa 12 zany ka mahatonga anao hoe pute de luxe?