pute de luxe ny sipa eto tanà!
101. kolokanto
(
13/11/2006 22:51)
Mamplahelo be le toe-tsainao ry xxx!!! Maninona no de manao resaka hafahafa toy izao!!! Vehivavy 12 no nolazainao niaraka taminao tao Antananarivo tao anatin'ny 1 volana ( asa aloha na marina io na tsia?)
dia ahasahianao mi-"généraliser" ao amin'ny loha-hevitra entinao hoe pute de luxe ny sipa ao Tanà Fa misy vehivavy firy moa ao Tanà ao? Misy an'aliny ny vehivavy ao Tanà renivohitra fotsiny io an ka raha 12 no niaraka taminao tamin'ireo de mianara aloha statistika fa tsy mitombona ny filazanao!!! Aza manao """affirmation gratuite tahaka io""". Saino tsara aloha izay lazaina vao miteny!!!! Raha nisy olona 24 voan'ny sida ao Tanà izany de sahy hiteny ianao fa voan'ny sida daholo ny olona ao Antananarivo??
Mba saino sy lanjalanjao ihany e!
Rehefa mba voa tany dia mahaiza mitandrina amin'ny manaraka fa aza manaratsy olona toa io fotsiny!

102. kala
(
14/11/2006 08:18)
kolokanto > gagagaga ihany aho manko =D =D =D =D
xxx > tsy hitako koa zay hiafenana ao ambadiky ny xxx ao.
raha tena sincère enao dia mipoitra ê!shhhhh, tsy olana zany fa ny ny anao no tena tonga amin'ilay fiteny tsotra sy gasy "nitady raharaha hoatran'i Rainizafilemena".
Hitady vady kou maimaika, sady amin'ny le L no kandranina, kay may vao milelalela.
Vonjeo fa misy amboadia! kay ny tenanao no tena amboadia.
Soa aza fa tsy sendra anao ny sipan'ny serasera fa dia nampalahelo amin'ny hagegenao teo fotsiny.
Mba gasy ihany ny tena ko manambany ny gasy hoe "resto no tsy ampy any Dago":evil:
sady tsy ampy hitsaranao ny vhv malagasy rehetra ny olona niarahanao.
ampianarina stat kely ve aloha???
- Firy ny vhv gasy Madagasikara?
- Firy ny vhv niarahanao?
- Firy % ny vhv tia mandeha restau, iantohan'ny bandy sy mianto-tena?
- Firy % ny resto avo razana no nitondranao ireo vhv nolazainao teo ambony?
.................................
- Farany, firy % ny mpikambana eto no mahita fa mety na tsy mety ny fiainganao???
:roll::roll::roll::roll::roll:

103. bilakarenjy
(
14/11/2006 12:49)
O! ry zandry a!,zay angaha vao mba niverina taty an-tanidrazana ise no tena gagagaga sy talanjona mijery ny zava-misy aty sy ny fomba ny olona aty .
Afangaron\'ise @ zavatra iainanan\'ise any an-dafy ilay hitan\'ise aty dia lazain\'ise fa arak\'io lohahevitra itondran\'ise azy io ny vehivavy na ny tovovavy izay nihaona t@ ise.
Manana ny maha izy azy ny aty dago ary manana ny azy koa ny any andafy ka tsy azo atao ohatra avy any andafy mihitsy ny aty dago fa tsy mety
Ny fihetsika nataony sy nasehony t@ ise anie ka tsy tokony ahagaga an\'ise e!araho fotsiny ny zava-misy dia azon\'ise ny tiany lazaina .
Tsara ilay tsikera ataon\'ise fa saingy diso lalana .
Ary tsy toy io fihetsika ataon\'ise io mihitsy no fomba entina mitady izay tena mety @ ise araky ny lazain\'ise ery ambony sady tsy ho ao anatin\'ny iray volana mihitsy koa akory no hifankahalalanareo raha tena vonona tokoa ise .
Rehefa tena vonona ise dia mijanona telo volana farafahakeliny hifankafantaranareo sy hifaneraserana .Ny mihoatra tsy ferana raha tena haka vady .

104. bilakarenjy
(
14/11/2006 12:51)
O! ry zandry a!,zay angaha vao mba niverina taty an-tanidrazana ise no tena gagagaga sy talanjona mijery ny zava-misy aty sy ny fomba ny olona aty .
Afangaron'ise @ zavatra iainanan'ise any an-dafy ilay hitan'ise aty dia lazain'ise fa arak'io lohahevitra itondran'ise azy io ny vehivavy na ny tovovavy izay nihaona t@ ise.
Manana ny maha izy azy ny aty dago ary manana ny azy koa ny any andafy ka tsy azo atao ohatra avy any andafy mihitsy ny aty dago fa tsy mety
Ny fihetsika nataony sy nasehony t@ ise anie ka tsy tokony ahagaga an'ise e!araho fotsiny ny zava-misy dia azon'ise ny tiany lazaina .
Tsara ilay tsikera ataon'ise fa saingy diso lalana .
Ary tsy toy io fihetsika ataon'ise io mihitsy no fomba entina mitady izay tena mety @ ise araky ny lazain'ise ery ambony sady tsy ho ao anatin'ny iray volana mihitsy koa akory no hifankahalalanareo raha tena vonona tokoa ise .
Rehefa tena vonona ise dia mijanona telo volana farafahakeliny hifankafantaranareo sy hifaneraserana .Ny mihoatra tsy ferana raha tena haka vady .
Afangaron'ise @ zavatra iainanan'ise any an-dafy ilay hitan'ise aty dia lazain'ise fa arak'io lohahevitra itondran'ise azy io ny vehivavy na ny tovovavy izay nihaona t@ ise.
Manana ny maha izy azy ny aty dago ary manana ny azy koa ny any andafy ka tsy azo atao ohatra avy any andafy mihitsy ny aty dago fa tsy mety
Ny fihetsika nataony sy nasehony t@ ise anie ka tsy tokony ahagaga an'ise e!araho fotsiny ny zava-misy dia azon'ise ny tiany lazaina .
Tsara ilay tsikera ataon'ise fa saingy diso lalana .
Ary tsy toy io fihetsika ataon'ise io mihitsy no fomba entina mitady izay tena mety @ ise araky ny lazain'ise ery ambony sady tsy ho ao anatin'ny iray volana mihitsy koa akory no hifankahalalanareo raha tena vonona tokoa ise .
Rehefa tena vonona ise dia mijanona telo volana farafahakeliny hifankafantaranareo sy hifaneraserana .Ny mihoatra tsy ferana raha tena haka vady .
105. titimms
(
14/11/2006 18:12)
tohanako mitsy ny hevitri bilakarenjy. Sady aza atao safo be mantsina ohatran'ny filazanao fa tena tsy rarina an. Raha jerena an enao mitsy no toa tsy milamina e. 1 volana ve de 12 vavy be izao. sao de enao mitsy no nitady ilay pute e.Ny vhv gasy ary no tena atao hoe isan'ny tsara toetra idd erantany raha ny fahalalako azy
107. ari.malala
(
15/11/2006 13:04)
xxx:
sendra nandalo taty dago za ny mois d'octobre teo ary mba niezaka nitady izay mba tena nety tamiko,nisy 12 ny vehivavy niarahako ,nefa toa manahirana be ihany satria mitovy izy rehetra.Samy tsy maty tel fa maneno foana,samy tia rendrarendra sy jejojejo,ary tena mahavita mandainga manoloana anao @ sipany hafa toy ny milaza fa aty analakely nefa miaraka manao amiko any ivato,restaurant fona vao mihetsika,izany rahateo no tsy ampy any dago,tena efa mampantahotra izay fihetsiny rehetra hoe mifono inona indray izany, inona no ao ambadikany,tsy maintsy nody mo fa lany ny vacances.Tena kivy za hoe mbola misy ve ny vehivavy tsotra ,manaja tena,nefa tsara sady simple eto tanà sa tena efa pute de luxe daholo?izany hoe zay manana ny hoentimanana ary mahay mampiresaka dia afaka iarahany na firy na firy !mety arakaraka ny sôsy zany ny zava-bita!
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil: olona nandra ko zany sady vantard tsisy ilaivana azy!!! fa enao nga no tena b vola sa enao no tena bogosy b?ntssss! daolonao n'inona!!! ny sipa azonao no te ho otranzany any ko ny sipa eto Tana rehetr ano ataonao anaty lasaka iray!!:evil::evil:
110. sasa
(
17/11/2006 05:15)
ari.malala hi hi hihi ny anreny bandy avy any andafy ireny akia resaka fotsiny ilay hoe mitady vady fa tena mitady sipa hasiana fotsiny izy rehefa tonga aty hihihih ka lany angamba ny vola d tsy nahazaka d mitaraina koa, aiza koa no hisy hoe ao anatin'ny 1mois d 12 be izao
111. ari.malala
(
17/11/2006 06:38)
sasa, za anie gaga e! maimay hampidina braguette ko aiza no tsy hasian'ny mahay azy koa nefa e! :-Dizy nga nandra!!! fa refa kahihitra am manaraka tsy b teniteny eto refa tratran ary tsy ny rehetra noa tao anaty lasaka iray!
112. nikopol
(
17/11/2006 10:24)
sasa aza atao bambaray kosa le kofa rehetra avy aty an-dafy e :lol:
113. melody
(
17/11/2006 12:03)
tena marina kosa ny nolazaain'i sasa e, ilay bandy any an-dafy tonga dago kosa milaza tena 'aoka fotsiny' dia mi-geste be, mampidera no mande daholo ny teny vahiny rehetra izao. Ny sipa kosa tsy nandra @ izao fotoana izao, HANATRA hoanareo kofa io rehefa tonga dago, aza manao tsino2 ny vhv gasy, hoe hasina fotsiny dia solona vao indray, dia avy eo lasa mody any an-dafy any indray miverina @ sipany any, boooo!:x
116. Zina
(
17/11/2006 15:37)
bandy vantard lery....tsy hitan'izay hanosiposina ny vehivavy gasy:roll:
118. jimtex
(
17/11/2006 21:39)
marina kosa ny an'ny bilakarenjy ka ,tsy tsikera fotsiny entina hanavasohana an'i xxx fa mba terohevitra ko ,aza omena tsiny lo le 12 fa ra mazaka 1 isaky ny 2 andro izy hoa ao anatiny 3 1 mois de kôtio fa tokony ho 15 zany no zakany ary possible zany ra zany no ataony asa tany dago,fa aza miteny hoe nga bôgôsy lôtra lery ,fanga, ny bôgôsite fona no minkoty ,fa ny fahaizana mampiresaka ko!
119. xxx
(
19/11/2006 20:19)
slt daholo tena marina izany fa ny sipa ao dago ao de tena raha vao tsi sy sosy ny bandy tsy miresaka izy , de jerevany ambony ambany aloha enao ary fantany foana hoe vahiny ity a mahagaga , ary raha vao maika moa enao ka miaraka @ fiara izany vao miasa loza fa tonga de taraiky ny hozabody indray no tsy aharaka e tay be ,,,,,