pute de luxe ny sipa eto tanà!
121. xxx
(
20/11/2006 09:12)
ny sipa eto tanà aloa marina fa be fikafika e,
tsy voatery saosy fa te hahita fiainana dia manaonao foana, misy aza sipa mi s'afficher mpivavaka anaty chorale ireny nefa mavita partouze @ na bandy telolahy,
izany hoe maditra ny sipa eto : be fandrosoana loatra : ny classe ny 5e any ampianarana nefa ny vodiny efa terminal sahady
Sipa iray izay efa nanana vady be no mpandainga ohatr'izany, manao amiko any @ hotely foana dia rehefa miantso le bandy dia hoe mbola taraiky aty ampiasana, sady minono no mitelina spz
ambava homana , ampo mieritreiritra, mba mailo ry zalahy fa ny demony tsy misy tandroka a,
ny an'i sipa rehefa tsy tafiditra @ zavatra na objectif iray ny lohany dia ny vodiny indray no atsofiny;;;;;;;

122. Fiffi
(
20/11/2006 09:41)
xxx: enao no te haka vhv efa manambady zany de mi-debra enao !!
Inona ary ity fanaratsiana lava ny sipa ity eh ? mahay mikritika sipa nerao nefa nareo hiany ange no maka an'zareo eh !

123. nikopol
(
20/11/2006 10:47)
xxx [ Valio ] 20-11-2006 10:12:02 sao dia tokony avoaka eto amin'ny serasera ny ps-ntoi io ?
voalohany, na marina aza ny resak'ela dia tsy ny sipa rehetra no manao io fa aza atao tambabe,
faharoa, maninona ela no tsy sahy miseho nefa manenjika fa mandainga le sipa manambady, raha tsy misy tokony hahamenatra ny hataonla maninn raha tsy miafina ao ambadiky ny xxx,
fahatelo, toa mankahala be anle sipa elah nefa mahavita manao firaisana aminy? sa ela lehilahy dia madio foana ?
fahaefatra, manana ny zon'ny hanao ze tiany ny olona,na manao chorale aza izy,
farany, rehefa mba manao ihany less dia aza ny hafa foana no omena tsiny lazaina fa maloto, demony sy ny sisa hanadio ny feon'ny fieritreretana ! mba honnete dia mba mivelatra ara-tsaina ...
raha bandy tsy manao ninn ninn dia mba azoko ihany ny critika, fa bandy adalambody no mikritika sipa mba mirevy! aiza aza zany ...

124. xxx
(
20/11/2006 12:37)
aza mora tezitra ianareo,
tsotra be ny a, mety misy zavatra tsy hitako hitan'i hafa, an'azy ny azy, anonyme no hitondrako azy tsy hampisy olana aloa hatreto, ary ny olona nianatra lavitra toa anay : Management Business Administration "MBA" tsy tsara misehoseho, democratie no resahina : tokony hazaka ny tsirairay, ary ny fanaovana ialahy olona dia efa marik'i ny toe-tsaina miraviravy @ tany, aleo ny sipa hahita an'i tony serasera itony mba hisainany satria ; taoriako anie azo antoka fa hanao izay foana le sipa e,
mba hitandreman'i bandy naif no hilazana izany,
"aleo misoroka toy izay mitsabo"
Tsaravatompoko

125. nikopol
(
20/11/2006 13:33)
olona nianatra lavitra ? :-D:-D:-D:-D
tsy hitako ny idiran'ny fianarana sy ny puritanisme à deux euros?
za tsy dia nianatra firy fa ny fahitako azy, ny olona nianatra na "tsy dia lavitra" loatra aza dia mahalala fa raha "cas " roapolo na zato dia tsy azo hanatsohahana "conclusion" hoe zao na zao daholo ny sipa rehetra eto tana :lol:

126. xxx
(
20/11/2006 14:05)
tsy ny sipa rehetra eto tanà anie no mise en jeu e,
cas particulier le izy, fa mba handinihin'i tsirairay ny zava misy eto antany, q c soit à dago na autres
mamakafaka ny hevitr'i le namana cité en objet tsika
na koa mitsipaka, afaka mitantara cas na sipa hendry nareo dia equilibrerna le izy
masaka

127. Zina
(
20/11/2006 19:57)
xxx [ Valio ] 20-11-2006 10:12:02
Lohateny : Re : pute de luxe ny sipa eto tanà!
ny sipa eto tanà aloa marina fa be fikafika e,
tsy voatery saosy fa te hahita fiainana dia manaonao foana, misy aza sipa mi s'afficher mpivavaka anaty chorale ireny nefa mavita partouze @ na bandy telolahy,
izany hoe maditra ny sipa eto : be fandrosoana loatra : ny classe ny 5e any ampianarana nefa ny vodiny efa terminal sahady
Sipa iray izay efa nanana vady be no mpandainga ohatr'izany, manao amiko any @ hotely foana dia rehefa miantso le bandy dia hoe mbola taraiky aty ampiasana, sady minono no mitelina spz
ambava homana , ampo mieritreiritra, mba mailo ry zalahy fa ny demony tsy misy tandroka a,
ny an'i sipa rehefa tsy tafiditra @ zavatra na objectif iray ny lohany dia ny vodiny indray no atsofiny;;;;;;;
Tena vo tanoany lery kle...ka manao vengeance eto sisa no mba azony atao:evil:
128. kala
(
21/11/2006 07:57)
nikopol:
xxx [ Valio ] 20-11-2006 10:12:02 sao dia tokony avoaka eto amin'ny serasera ny ps-ntoi io ?
voalohany, na marina aza ny resak'ela dia tsy ny sipa rehetra no manao io fa aza atao tambabe,
faharoa, maninona ela no tsy sahy miseho nefa manenjika fa mandainga le sipa manambady, raha tsy misy tokony hahamenatra ny hataonla maninn raha tsy miafina ao ambadiky ny xxx,
fahatelo, toa mankahala be anle sipa elah nefa mahavita manao firaisana aminy? sa ela lehilahy dia madio foana ?
fahaefatra, manana ny zon'ny hanao ze tiany ny olona,na manao chorale aza izy,
farany, rehefa mba manao ihany less dia aza ny hafa foana no omena tsiny lazaina fa maloto, demony sy ny sisa hanadio ny feon'ny fieritreretana ! mba honnete dia mba mivelatra ara-tsaina ...
raha bandy tsy manao ninn ninn dia mba azoko ihany ny critika, fa bandy adalambody no mikritika sipa mba mirevy! aiza aza zany ...
marina mihitsy io voalazanao io =D=D=D
xxx > ny anao no tena mampimé anà, mba olona nianatra ihany, ny fahaizana ambony dia ambony:twisted: nefa ny toe-tsaina lasa nidina any ambanin'ny tany. Sady mivoana amin'ny sijé ny tohin'ny tantaranao. ny tsaravatompoko avy any aminao toa tsy hainao akory na ny mampiasa azy na ny miloloha azy! Rehefa tsy zaka io dia ajanony any. Ampirevena @ sali ny eto @ sera² dia efa izy izay. izay no maha akama ny akama. "Entre amis, on oublie qui tu es".
Saingy raha izaho indray, aleoko tsy mananamana toy izay manana fa hoatranao.
Tsy takatry ny bala plesiko.
Ary mba aiza tsara moa le andafinao fa toa :-w:-w:-w:-w
Sao ary dia mba ianao ity mihitsy ilay nolazaiko tery ambony hoe, milaza manana sipa 12 nefa ny iray aza tsotsofina.
Io koa r'ise rehefa fatra-pifidy, sendra ny manganana. Koa rehefa sendra ny manganana ianao dia ampio tangena hangidy tsara.
Mba manaova hoa stat fa aza atao kôfiraoka daholo ny olona rehetra.
Sendra ny tsy mahay manavaka ianao ka ny kankana sy ny spaghetti lasa lasitra iray. :-D:-D:-D
Ary ny fitsarana olona hoe chorale, manao partouze indray, vie privée-ny zany.
Rehefa mba nianatra ihany, dia mba fantarina ny hoe jardin secret n'ny hafa sns....
Farany, raha olona nianatra be enao, maninona raha ny iray t@ ireny promotion nao ireny no alaina vady. Sa ianao le hoe nahazo mention :"médiocre". Efa izy io razoky fa ento any Dago hizestiavana....
"Aoka tsisy olona hanao tsinontsinona ny hatanoranao...."
130. xxx
(
21/11/2006 13:26)
Ny Volamena ry lel6 xxx tsy avelan' ny hasiny tsy hanjelatra a
ny ambany toe-tsaina dia mionona @ sipa votany, ra bandy ela mifanaova fotoana d ho hitan'là ny dozin'ny fahaizana miampy kotrana, avec ou sans armes
fikana rainivolaka ny an'là , makorelina vadiana dia ampy hoan'là, fa na miss du monde aza zakan'ny bogosy raha ilaina
Tsaravatompoko fiarahaban'ny taranak'ANDRIANA koa izany ra tsy hain'là: Andevolahy kely io
TSIMATIMANOTA

132. xxx
(
21/11/2006 13:51)
xxx>ra zoky a!,hajao ny tenanao mba hanajan'ny olona sy ny manodidina anao .
Mahamenatra be ilay dinika entinao eto ry xxx .Ny Andriana dia mipetraka @ toerany tanteraka fa tsy toy io ataonao io mihitsy na dia taranaka andriana aza ianao .Za izay manoratra eto dia Andriana ray andriana reny ary mahalala tsara ny hasin'ny Andriana tanteraka .
Tena menatra ny tenako za mahita ny resaka entinao eto ry xxx .
Ataovy ao an-tsainao fa tsy manankasina ny Andriana raha tsy misy ny andevo ,toy ny mpampiasa tsy maintsy misy mpiasa ,ka hajao ny tenanao aloha mba hipetrahan'ny maha Andriana anao tanteraka .
Miala tsiny ry zareo raha somary mivoana kely ilay resaka .
xxx hafa

133. nikopol
(
21/11/2006 14:01)
simplex marina zany e :lol:
hoy i xxx :
raha nanampotoana za dia mba tiako ny hahita an'ise :lol:
pimaso de ampy e
hoy i xxx :
xxx [ Valio ] 21-11-2006 14:26:54
Lohateny : Re : pute de luxe ny sipa eto tanà!
Ny Volamena ry lel6 xxx tsy avelan' ny hasiny tsy hanjelatra a
ny ambany toe-tsaina dia mionona @ sipa votany, ra bandy ela mifanaova fotoana d ho hitan'là ny dozin'ny fahaizana miampy kotrana, avec ou sans armes
fikana rainivolaka ny an'là , makorelina vadiana dia ampy hoan'là, fa na miss du monde aza zakan'ny bogosy raha ilaina
Tsaravatompoko fiarahaban'ny taranak'ANDRIANA koa izany ra tsy hain'là: Andevolahy kely io
TSIMATIMANOTA
raha nanampotoana za dia mba tiako ny hahita an'ise :lol:
pimaso de ampy e
134. xxx
(
21/11/2006 14:02)
Malagasy Basy Ankarihary
Misaotra Tompoko,
Toko tapaka vilany mitongilana, izay tsy mety harenina,
Tokony samy hahazaka ady hevitra avokoa ny Malagasy tsy vaky volo,
Hoy ilay nenjehin'ny mpanoratra rehetra teo,
Veloma daholo, dia misotroa rano mangatsiaka daholo
Hi! HI! HI!

135. bilakarenjy
(
21/11/2006 14:12)
ny zavatra misy dia izao : ny revy any Dago dia hafa ,ny revy any andafy dia hafa .Aza ampitoviana mihitsy ny ambiance @ izay toerana alehanao .Ny revy any Mahajanga tsy hitovy @ any Fianaratsoa mihitsy .
Dia ataovy izay ahatsara ny ambiance fa tsy hoe :tsy mifanaraka @ zavatra tadiavinao na izay ilainao dia hoe :tsy mety na tsy tsara na hoe ratsy na anaovana fanalambaraka .Izay no misy any dia izay revena .
Rehefa jereny ambony ambany ianao dia mba mizesta indray e!.

136. mpindrana
(
21/11/2006 14:36)
Samy mahazaka resaka daholo anie ny eto ary tsy misy manenjika anareo izany fa ianareo ry xxx no aviavy be avy any e!.Resaka no ampiadiana fa tsy fanaovana taim-bava akory eto .Aleo hitohy ilay resaka dia misaotra amin'ilay rano mangatsiaka e!.
138. jimtex
(
22/11/2006 09:25)
Ixxx kosa anie mba efa miezaka ny namoaka ny heviny , anjarantsika no mieritreritra ,fa tsitako ko ze antony maha choqué @ zany resaka zany refatsy enao le izy de ampy izay,fa izay tahaka izany de ampy hisainany ny sujet tahakireny!:P:P
140. kala
(
22/11/2006 12:31)
jimtex:
:* rahoviana ary xxx sy kala vao hifakatia!:*:*:*:P
raha tsy vendrana zà ry jimtex ka hifankatia amin'olona toy ireny. :wink: sady tsy fantatr'anarana no tsy fanta-pihaviana :twisted:
sady zà ngah hitady azy raha mifamaly resaka aminy eto. Zà manana milay be sady efa mba samy nitety andafy daholo ny ankabeazan'ny olona eto fa tsy vantards hoatran'ny leiry.
xxx > tsy velon'ny rano mangatsiaka ny sipa gasy na sipa Tana io na sipa any an-dafy. Ny sipa gasy efa mahay mirevy coca sy chips fa tsy rano mangatsiaka fa misaotra. Raha lehilahy mivoaha tao @ xxx tao :b:b:b:b
sasa, ari.malala, fasaly > avia hihinana gilasy sady misy frezy ato no misy vanila koa. :-*:-*:-*:-*:-*