pute de luxe ny sipa eto tanà!
62. malalatinasoa
(
10/11/2006 03:25)
:-D:-D:-D,
Fa mahery kosa klou le 12 na zany na tsy zany. Aiza daholo ary lery no mahita tonga de pezy eo nefa tana kely batitiny io. 1 na 2 na 3 mety hoe mba possible fa dia 12 b zao ve ^:^
Fa mahery kosa klou le 12 na zany na tsy zany. Aiza daholo ary lery no mahita tonga de pezy eo nefa tana kely batitiny io. 1 na 2 na 3 mety hoe mba possible fa dia 12 b zao ve ^:^
63. fasaly
(
10/11/2006 06:27)
xxx:
ka ande tongotra foana izany rehefa tonga any?
zà klou mande tongotra foana e! sady sport vita no mahita zavatra....refa tena vizana vao manakana taxi kely iny:wink:
64. sasa
(
10/11/2006 08:36)
malalatinasoa ka mety hoe tany am boite izy no nandé indray alina d tonga nahita koa, na mihoatra an'i 12 aza anie mety ho hitany raha any amzany endroit izany. Aleo ho tataka any refa tsy mahay miaina
65. anjely
(
10/11/2006 09:29)
ty no tonga am le hira hoe: io fa mitanàka, takaka takaka, fay fay ndray.... fay aho fay aho ô! =))=))=))=))
66. mbaliana
(
10/11/2006 10:52)
eny wa ry sasa miseho manana koa dia mampiseho foana manan ho laniana e
67. fasaly
(
10/11/2006 13:26)
mbaliana: zay mitry e! aleo ihany mandeha am natoraly de tsy manitona sy tsy maka fanahy ny sasany e! :wink:
68. sasa
(
10/11/2006 14:00)
mbaliana mbola ny volany fotsiny aza no nalainy fa mbola aiza izany rehefa nalainy hatram akanjony sy ny passeport-ny hi hhihihi
69. fasaly
(
10/11/2006 14:26)
:-D:-D:-D:-Dsasa de tsy afa miala any dago tsony fa de eo no rasina e! efa sendra nisy cas otszay tena pute no nanao anzay anlay vazà fa nariany any andavagaboné ny passeport fa ny vola lasany toundé nanova salon complet sy fanaka rakalakely!:?:-D:-D
70. anjely
(
10/11/2006 14:34)
zany kosa ndray efa fahasiahana ê! Raha hoe tsy nety nandoa vola le rangà de hoe gafiana hoatr'izany sinon, tsy dia reveko ndray ilay migafy amina-pà
71. fasaly
(
10/11/2006 14:48)
ka sady efa gang's lay sipa kou! toa niaraka natory tany am hotely tany hono de refa nierotra lay vazà de netiny nitsoka ny blouson nisy ny prote feuille nisy devise beuh!:wink: aza manody ny comme ça!
73. mbaliana
(
10/11/2006 18:53)
kay aza manody marina ... passport moa ve tsy ho azo alaina any amin'ny ambassade dia ny billet mety tsy niaraka taminy fa tonga dia nody ...
74. xxx
(
10/11/2006 19:22)
mba jereo tsara ry reto a ! dé hirato ny maso tsy nisy resaka teo hoe vhvy rehetra , ary tsy niteny hoe ny sipan' i tsaralalana , tsy ny mpivarotra ihany no atao hoe pute : ny toe-tsaina koa , na manataka na tsy manataka, ny lhly tsy boka herintaoana izay vola lany dia lany any tsy cas isolé izany betsaka ny manao an' izany tsy vo vetivety izany fa efa ela ....ary aza tonga dia miakam-pofona rehefa tsy tafiditra ao anatiny ianareo dia calme fotsiny misy olona tena manana toe-tsaina ohatran'io ... ary ilay toe-tsaina no tenenina ....ilay hoe vérité mandratra dia tena mandratra ny sasany mintsy
75. fasaly
(
10/11/2006 19:30)
xxx: ka io mivandravandra be io kosa hoe "pute de luxe ny sipa eto tanà" donky kaofiraoka be mitsy ny sipa tanà rehetra amzao de eo ndray enao manao hoe tsy ny sipa rehetra! aiza no tsy ho hanin'ny sipa eto enao lol!:°)
ny toetsaina alou zà mino fa betsaka ny otrzay fa lay titra ny sizé nao mitsy no mandratra ny sipa maro sy bobaka ato:wink:
ny toetsaina alou zà mino fa betsaka ny otrzay fa lay titra ny sizé nao mitsy no mandratra ny sipa maro sy bobaka ato:wink:
76. andry08
(
10/11/2006 19:52)
Rehefa voan'ny ankizy dia aleo mangina ry xxx fa na cas isolé io na tsia dia niampanga ny ankizy maro ianao fa mody be vava ny hoe tafiditra i ann na i ann an!Tany tsy nahateny fa namoaka ny drala fa nony tonga aty vao hoe hoahoa !
77. xxx
(
10/11/2006 19:55)
efa mitovy zao ny lhl sy ny vhv @zao , kapaina tsy hita fery ahoana ary !matoa izy mahatataka ny paosinao d vendrana ianao zany koa , ary matoa mitaraina d hita fery zany koa , mbola aiza anie ny anaovany sipa anao e! zany mba toe-tsaina ,ndana indray manao vacances fa aza mitaraina intsony ,na mandeha manka ny algerie fa any sipa mety anome fika gratuit!
78. xxx
(
10/11/2006 20:08)
ary raha tenenina hoe ny vhvy rehetra ao tana aza é , dé ahoana indray ny réaction , izay vô tratra daholo , mahazo miteny daholo , resaka toe-tsaina ilay izy é ... ny toe-tsainareo ngah mitovy daholo .... tsy pélagie daholo izany no anaranareo :lol:, miaro ny sasany an !
80. fasaly
(
10/11/2006 23:03)
xxx: ny vehivavy rehetra ao tanà am ahoana e! tssss sao de kapaiko hita fery eo ny lohansé!:-D:-D:-D