pute de luxe ny sipa eto tanà!

141. chipie1 ( 22/11/2006 12:44)
kala > mivoaha tao am xxx tao raha lehilahy :-D :-D
pimaso dia ampy kia , kopy ve njy e :-P
142. Fiffi ( 22/11/2006 14:54)
nisy kobo indray izy zany ! :-D:-D:-D:-D
143. bilakarenjy ( 22/11/2006 17:11)
xxx>f\'angaha moa tsy aty andafy ianao io ra xxx sa xxx hafa indray io miafina iray io .hi!hi!hi!
144. Fiffi ( 22/11/2006 17:52)
bilakarenjy: nga akia de hay intsony hoe aiza na aiza , na ahoana @ ity xxx ity ?
145. xxx ( 23/11/2006 13:26)
hi!hi!hi!
soa ihany fa nisy an'là ra-pimaso natao bouc- emissaire
bon courage e!
hi!hi!hi!
146. kelly13 ( 23/11/2006 14:44)
nga ry reto mbola misy ny andrina sy andevo any mada? efa 3è millénèra ange tsika zao e!
147. nikopol ( 24/11/2006 09:09)
kelly13 > i pimaso ihany nge io e :-D:-D
148. kelly13 ( 24/11/2006 16:56)
nikopol>hihihihi
149. jimtex ( 25/11/2006 13:40)
mba misy hoe luxe aza le izy fa tsy tonga de pute fotsiny no notenenin'i xxx ,asa zay nanjo ny sasany tsy mahataty!
150. tsimatimanota ( 27/11/2006 10:47)
Tsara izany...
151. antsotokana ( 29/11/2006 09:00)
mahagaga zany rehetra izany. resaka pute lasa resaka andriana :roll: :roll: :roll: :roll:

152. tsimatimanota ( 29/11/2006 10:59)
tsy tratra antso intsony nareo...
153. kala ( 30/11/2006 07:42)
fiffi > avia ampiakaro ndray ny soratra fa ntsssssss! :-* :-* :-* :-* :-*

xxx (nanokatra sijé) > raha izaho hianao rehefa nahita fa lamokany ny sipa gasy dia aleo le vazà ireny alaina vady.

Sady ny an'ireny simple, vadiny ianao androany, dia tiany ilaozana ianao radem dia ataony zany. :evil::evil::evil::evil::evil:

154. pimaso ( 30/11/2006 09:01)
:-*:*(l):-D:roll::!:Bold textItalic textUnderlined texthttp://
message

:D8O:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097