mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary

121. korana ( 08/11/2006 20:24)
Fiffi:

korana: misy zavatra hahintsiko kely an!

-Nilaza enao fa efa niantso assistante sociale

-Nilaza enao fa tsy ry zareo intsony no mikarakara ny momba anao fa efa lasa ambaratonga ambony

-Nilaza enao fa ny conseil municipal no nilaza tsy aiko hoe inona anao

-Nilaza enao zany fa zay zavatra rehetra mba natoron'ny namana anao eto de tsy ahitana solution ho anao mihintsy fa misy an'zao sy zao foana !

Ity ary ny zavatra tena tsotra hamaliako azy anao an!

-Manomboka mi-contacte ny assistante sociale enao de efa dossier mipetraka io ka na inona fandehan'ny tantara na inona de tsy ho afaka intsony enao @ ny assistante sociale ! na de misy aza ny divorce de tsy maintsy mbola manaraka anao foana ry zareo hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany ! Raha sanatria ka tsy misy fiara enao na tsy hoafaka andeha any @ zany toerana tsy fantatra zany hikarakara ny tantaranao de mbola ny assistante sociale hiany no hanampy anao ahatongavanao any @ zany toerana 45km zany !
Tadidio fa zany ny asan'ny assistante sociale tsy mamela anao raha tsy tena afam-po tanteraka ianao sy izy ireo ,
Mahazo hatramin'ny appartement social enao sy ny aides rehetra ! zay vao avelan'ry zareo !


-Nilaza enao fa ny conseil municipal no nilaza tsy aiko hoe inona anao
ny conseil municipal tsy nilaza na inn na inn fa ilay rangahanay no conseiller municipal.
mahagaga anahako zany ry fiffi fa zahako niady mafy mihintsy ary fantan'ilay assistante sociale hoe tanam-polo nefa izy nilaza fa na de mideplacer aza izy de ny fiarany no entiny, de manantona any an trano izy fa tsy mitondra anahako n'aiza n'aiza. Raha ny divorce indray de marina fa miditra izy saingy mariage transcrit eto frantsa ny anay, de ny maka avocat na atolotra avocat aho, de ny dossier ko any @ assistante sociale no preuve zany e! izany angamba no nanorony aho ny point d'acces des droits ko? koa raha mila fiara aho de miakatra gendarme manao plainte de zay vao manomboka ny tolona, zay no fahazoko ny tenin'ilay assistante sociale.


122. korana ( 08/11/2006 20:35)
tywa68:

Korana > ny assitante sociale no solution fa tsy haingana io ! fa ny tsara koa dia manantona fiangonana vazaha, fa manampy anao ireny ! dia aza mitady lavitra ny namana fa eo manodidina ny tranonareo eo dia mety efa misy tsara fanahy hihaino sy hanampy anao ! ny marina tsy very mandeha ê ! :wink: ny namana eto @ serasera manome toro-hevitra sy hery anao ary mitondra ambavaka surtout !

misaotra @ hevitra manantona fiangoanan vazaha, fa tsisy eto aminay, ary ny mponina tsy misy mandeha mivavaka ka tsy hita izay ho arahina raha tahina ka mba te hivavaka. itanao? mba nitaraina mihintsy aho efa ela be vao tonga 4 mois teto frantsa de niresaka momba ny fankahitanay, ny zavatra hitako eto frantsa, ny fiainako ato an tokantrano sy ny sisa e! de namaly ampahatsorana tokoa ny tenako, saingy ho ilay voisine roa ireo samy trano samy hafa "voavidy vola aho" de noresahiko r'izareo hoe tany dago aho niasa ary mandray 900.000 fmg salaire raha manao heures supl aho de mahatratra 1.000.000 fmg satria PAOiste aho, fa nitady olona ho tiana no tena dia. Fa r'izareo zany nandray zavatra hafa de tsy niresaka t@ dreo ntsony (momba an'ahako zany zà).
TSY MPIVAVAKA NY OLONA ETO AN TANANA. sarotra be ny hitaraina @ manodidina satria izaho no adala @ dreo.

123. korana ( 08/11/2006 20:37)
Zina:

tywa68,
Tsara ny hevitrao:
fa ny tsara koa dia manantona fiangonana vazaha, fa manampy anao ireny

fa ny olana amin';ity dia tsy legal zany oe manampy izy fa tsy reconnu par le governement.. i Korana mila taratasy officiel betsaka
NY Assistante Sociale no tena TSARA.....

mazoto

hiverina hiantso an'ilay assistante sociale aho de ho lazaiko ireo no resahin'i Fiffi ireo. fa ny tena grave zao lol de ny facture tél zao détaillé de hita ao daholo ny vahoaka antsoina.


124. korana ( 08/11/2006 20:39)
Fiffi:

korana:
nifankahita tao @ meetic.fr (site de rencontre) izahay le mois d'aout de nivady tany M/car ny 30/04/2005 ary niala tany ny 21/06/2005 ho aty frantsa.
io ilay nolazainao kah !




ok! marina zany, efa be ny erahan'ny loha. azafady


125. Fiffi ( 08/11/2006 20:51)
korana: ok ! conseiller municipal ny vadinao !
ary ny maha conseiller municipal azy tsy misy dikany izany.
io aloha de tena miombon-kevitra @ i fijo mihintsy aho !
Heu...mi-insiste be aho hoe asan'ny assistante sociale ny fahitana ny hitondrana anao any @ zany toerana 45km zany ! mi-insiste be aho milaza anao hoe manomboka nanao dossier ho anao ny assistante sociale de tsy hifarana io raha tsy afa-po enao sy ry zareo !!! na resaka fiara , na resaka fanampiana , logement , allocation , fitadiavana asa , ny avocat d'office sns...ireny rehetra ireny de ny assistante sociale daholo no mikarakara azy ! mi-insiste @ io aho satria mba fantako tsara ny rôle-n'assistante sociale ! azonao halefa aty amiko ve ry korana ny toerana misy anao ?
126. fijo ( 08/11/2006 21:03)
korana an,vao miha tsara raha itany hoe miantso ny assistante sy ny gendarme sns enao.midika izany fa misy olana be ao matoa ianao sahy miantso olona hafa ivelany,ary midika koa io,fa efa tsy zavatra miafina intsony ilay resaka ,ka tsimaintsy misaina izy.
127. vale ( 09/11/2006 00:18)
marina izany, araky ny hatahoranao azy ny hanaovany toetra ohatran'io, raha vao fantany fa mihetsika ianao dia hanomboka hatahotra izy! sady na fantany aza, aza matahotra azy izany e, tsy manao ratsy tsin nge enao e, raha manontany izy de lazaivo hoe efa tsy hahazo hiasa any ànao ihanya aho ka mila mitady asa sns, za tsy zatra mipetrapetraka, hazavao aza manaiky lolony izany..!!

Ary namaky ilay voalazan'ireo voisins nao koa aho dia tena ratsy saina matetika ny vazaha any an-tanana kely ireny tery be ny sainy, @ rehefa vahiny dia tsy mahalala n'inn2, na koa vendrana, na maty noana sanatria, ka na ny miteny an'izany aminao aza tsy maha menatra azy ireo akory:o, aza manaiky tenitenenina @ tsy marina izany aty, nety tsara ny navalinao azy ireo, aty mila ampisehoana tsara fa olona nianatra ianao ary cultivée ihany koa (izany oe mba misy zvt hainao ihany, sns,) fa raha tsy zay de tena hataon'ny olona tsin2 eo ianao, aza menamenatra miteny izany mihintsy, ny fazoako anao dia matahotra be ilay vadinao, aza matahotra izany raha mbola manao ny mety koa ianao, valio izy aray ampalalao azy ny tsy mety ataony!! tsy fahotana ny manao izany!!

farany ny fahitàko io vadinao io koa dia manana saina tery2 ihany satria , nahoana ianao no tsy hatokisany mampiasa four sns,? manana idée hafahafa aminao io vadinao io ny fahtàko azy!! raha tsy izay iray izay dia izy mihintsy no ratsy toetra na maniaque ihany koa, ny fanaovana courses sns, ataony izany dia midika tsy fahatokisana anao daholo, ianao mivavaka iomehezany izany dia manana fisainana hafa aminao izy! (anjaranao ny mamantatra azy) asa mety heverinyfa mi-jouer victime enao, (fijeriko ilay ttara ftsn ny ahy ireo fa tsy hoe izay ny marina akory) fa te hampiratra ny masonao aho, ka izay, misy anie ny olona mody hoe tsy miady nefa ny kibay an-kelika e, eto indray de hoe misy ny miseho tsy ho raciste anefa hita @ fomba fanaony eny ihany, ny fomba fiheverany ilay olona vahiny sns, ka asehoy tsara, vao may hasehoy fa tsy matahotra azy ianao akory satri a TSY MISY RATSY NATAONAO! ny resaka ttasy iny tsy maintsy renouveller-ny préfecture foana rehefa hazavainoa tsara @ assistance social ny fandehan'ny zavatra hiainanao ao an-trano, porofoy @ alalan'ny fananany tsy soratany ànao sns izany, vadiny anie ianao e,!! ka aza miala mihintsy @ ilay assistance social fa izy daholo no hanampy ny fikarakaranao ny séjour nao raha izay ny mampieritreritra anao, tantarao @ daholo h@ zvt farany izay kely indd aza mora hanampiany anao!
zay fa mahereza e! mitondra am-bavaka anao ny tenako(l):-*, aza kivy!!:-*:-*
128. vale ( 09/11/2006 00:19)
Fiffi: Korana marina aky fa tsy cabot a, hihihi:-D:-D:wink:
129. vale ( 09/11/2006 00:26)
Korana: ianao angaha tsy misy fone portable? ary raha @ iny no miantso ary rehefa de matahotra mafy azy ianao ?!!
130. Zina ( 09/11/2006 03:40)
Vale a manararotra be aky ilay vadiny zany tena atao oe exploitation.
Korana mila mi-debra mihitsy ianao ary raha itanao fa tsy alehany ilay assistante sociale mitadiava anakiray hafa.. satria ny fijereko an'ny resakao eto otrany tsy hanampy mihtsy ilay AS...
Ity koa misy toro-hevitra misy ny avocat gratuit.
Mivavaka ho anao foana izahay
Maheresa an
131. Fiffi ( 09/11/2006 10:36)
ny avocat gratuit hoe d'office io ary mbola ny assistante sociale hiany no hikarakara an'io !
132. andry08 ( 09/11/2006 11:55)
Ary na dia tafahala ao @io vadiny io aza i korana dia tsy maintsy mila assistance sociale raha mbola eto frantsa koa.
133. Fiffi ( 09/11/2006 14:48)
satria ny assistante sociale no mikarakara ny fahazahoany appart sy ny fanampiana sy ny droit-ny rehetra .....
134. fijo ( 09/11/2006 22:12)
nohamariniko fa marina ilay voalazany fa izao raha hamadika permis gasy ho frantsay,dia mila fanamarinana avy amin'ny consul any mada.
izany hoe hamarinin'ny cosul fa tena misoratra any amin'ny prefectura io permis io,fa tsy sandoka.
135. Fiffi ( 09/11/2006 23:02)
fijo: ok ! io zany de tena mazava be zao !
136. Zina ( 10/11/2006 17:48)
Korana a mba efa misy amelioration ve ny situation-nao izay sa mbola stagne fona?
137. tywa68 ( 11/11/2006 18:35)
tsy afaka mamaly i Korana fa ao an-trano izany ramose ! nisy efa nahazo contact mivantana an'azy ve ny 1 @nareo ?
138. Zina ( 11/11/2006 23:50)
i fijo zao tokony mba hanampy azy hihihihi
139. xxx ( 12/11/2006 03:04)
Manome hevitra azy daholo isika tsara izany fa raha tsy manankim-po amin'Atra tanteraka izy, mangataka famelana, mamela sy mivavaka ny vadiny, mahatoky fa Atra velona no resahany, mino fa Jesosy dia maty teo amin'ny fijaliana noho nyfahon-tantsika rehetra ary Izy dia mpamonjy azy ary izay zavatra rehetra amin'ny fiainantsika dia misy antony daholo.
140. xxx ( 12/11/2006 03:23)
Nangitakitaka aho namaky ny tantaranao fa rehefa nohalaliniko ilay izy dia misy mpilalao tantara mampangitakitaka ao ary nahatonga anay rehetra hila ho safotry ny hatezerana ny lazainao hoe vadinao. zavatra tsy misy. Voafitakao daholo izahay e.Nahay aloha ilay mpanao tantara e. Na nonina tany mada aza ianao dia tsy ahita lalan-kobana ve. Be ny vahiny mipetraka hatraiza hatraiza fa na iray aza dia tsy nisy zavatra tsara nataon'ny vadinao?.Tsy afaka miaraka amin'ny olona aho hoe,lavitra ny toerana misy anay e, tsy misy ny fiangonana e, lavitra ny toerana hitarainako e.A/tra dia tsy afaka manampy izay tsy manampy ny tenany. Tsy manome fahoriana izay tsy zakan'ny tsirairay izy. Manome hery sy miteny anao daholo ny namana mba hivavaka ary nilaza ianao fa nanao izany,moa ve ianao mba nivavaka ny vadinao ary mangataka famelana aminy.Aiza koa no misy olona milaza ny nivavaka kanefa manompa olona amin'ny teny tsy fantatra.Betsaka ny zavatra tsy mitombona teneninao fa aoka izay hivadika ny tantara fa lany andro eto fotsiny izahay.
izany.Tsy mbola naheno mihitsy izahay hoe zavatra iray tsara nanamaly vavaka A/tra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1004