mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary
181. korana
(
06/01/2007 07:31)
Fiffi:
heu....Mr Didier Julia tsy mikarakara na mikasika an'io paps io aloha na de pitiny aza an ! na de mahafantatra olona miasa ao @ mairie aza ny vadinao , na conseiller municip aza izy....misy ny mpikarakara ny paps fa en aucun cas tsy Mr Julia mihintsy....fa mahareza hatrany eh !
eny e! izy mety tsy mikarakara fa mahafantatra olona manao an'izany, ahoana ary no mahatonga koa ny tsy mety mahazo manokotra compte bancaire @ anarako aho, ao @ crédit agricole io, satria io mantsy ny bankiny moa izahay manana compte joint ao sa izany no mahatonga ny tsy ahazoako manokatra @ anarako? satria gaga ihany ilay olona natoniko tao @ ilay banky, no sady nanadiady hoe ahona ny fifakahitanao sy ny vadinao. zahako nefa mino fa ny titre de séjour de efa vita, ary efa naheno olona 1 koa aho
182. xxx
(
06/01/2007 21:55)
korana::-w:-w:-w taiza indray mbola nisian'zany hoe manadiady ny momba ny fifankahitanareo zany ny banky ? :roll: io kosa aloha de tsy mi-existe ry Korana an ! tsy hitako zay hidiran'ny fifankahitanareo @ fanokafana kaonty ao @ banky :roll::roll:
no sady nanadiady hoe ahona ny fifakahitanao sy ny vadinao.
183. korana
(
07/01/2007 07:32)
xxx:

koa zahako ary gaga izy ange nanontany hoe frantsay ve io vadinao io? de ahona no nifankahitanareo? marina e! zahako ary gaga, satria vao hitany fa tsy ekeny ny ordi ny fanokafako compte @ anarako de niteny aho hoe misy compte joint hoy aho ato @ crédit agricole de nanontany izy hoe firy ny n° tsy tadidiko hoy aho fa zahako tsy mametra bola any, de tsy haiko zay nataony tao fa avy eo de nanao grimace be izy, de hoy izy hoe andraso aloha iantso olona aho de hitako eo raha mety tafa ihany ny fanokafana compte @ anarany jeune fille nao
marina izany nareo tsisy matoky, zany nefa no nanoratako azy eto.
184. xxx
(
07/01/2007 11:28)
korana:
Namerimberina namaky ny tantaranao aho ...bdb kosa aloha ny zavatra hitako hoe tsy marim-pototra an ! aza hatao mahatezitra anao zany fa mba olona mipetraka eto frantsa aho aryefa ela toaka ka mba mahafantatra ny fandehan-zavatra eto ! na ny droit zany , na ny fanampiana mety ho azonao , na ny momba ny lalana.....
-Bevohoka 2 volana zany ianao zao ? matoa bevohoka 2 volana ianao de nisy zany ny fitiavana......nisy zany ny fanenkena an'io na avy @ nao zany na avy @ vadinao.....
-Matoa zany nisy ny fanenkena hanao zaza de tsy hitako intsony hoe ahoana ny fandehan'le tantaranao...
-Momba ny asanao sy ny banky:
-Ianao nilaza fa efa nahita asa ! operatrice de saisie...(tsara zany) Matoa ianao miasa de manana paps ary ara-dalana zany ny paps-nao!
-Matoa ianao miasa de tsy maintsy manana compte bancaire na de ny fanaovan'ny mpampiasanao virement ny karamanao aza !
-Na dia hoe natao anaty compte-jointe aza ny karamanao , afaka tsara ianao manokatra compte @ anaranao! ary tsy hisy zany hoe fanadihadiana momba ny fifankahitanareo zany na dia kely aza (sous peine) raha sanatria ka misy zany !
-Rha hanokatra compte bancaire ianao de hento fotsiny ny fiche de paye-nao de mazava ny rehetra !
-Raha sanatria ka misy olana arakin'ireo voalazanao ireo de manokafa compte ao @ paositra ! ny fiche de paye ho hentina de tsy hisy intsony ny olana ......
-Na paositra na banky ry korana handehananao hanokafanao kaonty ho anao de sahy mijoro vavolombelona aho fa tsy hanana olana ianao na dia pintiny aza RAHA TOA KA MANANA FICHE DE PAYE
-Hoy koa aho hoe : matoa ianao bevohoka 2 volana zao de nisy zany ny consentement mutuel avy @ nareo mivady fa tsy hoe nataotao foana io zaza io!
-Mr Julia dia tsy ho afaka na dia kely aza
na hijery fotsiny aza ny paps-nao satria tsy domaine-ny io fa misy ny service d'immigration !
-Na dia conseiller munic aza ny vadinao , tadidio fa misy fetrany avokoa ny zavatra tokony hataony fa tsy hoe conseiller izy de afaka hanao an'zao sy zao ! indrindra momba ny paps...
-Mopmba ny hoe vao nanokatra pc le olona de hita ao ianao de hoe tsy afaka manokatra compte ny banky ! tandremo ry korana fa tsy mi-existe io sauf hoe tsy ara-dalana ny paps-nao , nangalako renseignement tao @ credit agricole mihintsy io ary zao no mba lazaiko anao an ! raha ny vadinao no tompon'io banky io de normala zany raha voasakany ianao tsy afaka manokatra kaonty ho anao ! saingy tsy azy daholo izao rehetra zao ka ahafahany manakana zay zavatra rehetra tianao hatao.....
Na izany na tsy zany de korazy foana eh !

an an ny zazakely aloha tsy misy satria ny tiany raha sanatria ka manana izahay de mi participer (resambola io an) ny momba an'ilay zenf zany aho e, mampalahelo mihintsy ilay teo tsaina, de zahako sisa no mieritreritra no tsy hisiany e!io no nolazainao efa t@ fitombohan'ity tantara ity.
manan janaka aho 2 mois ny kibode hoy aho hoe: hatramin'voalohany ianao aloha de nilaza fa tsy hisy ny zaza sns....
-Bevohoka 2 volana zany ianao zao ? matoa bevohoka 2 volana ianao de nisy zany ny fitiavana......nisy zany ny fanenkena an'io na avy @ nao zany na avy @ vadinao.....
-Matoa zany nisy ny fanenkena hanao zaza de tsy hitako intsony hoe ahoana ny fandehan'le tantaranao...
-Momba ny asanao sy ny banky:
-Ianao nilaza fa efa nahita asa ! operatrice de saisie...(tsara zany) Matoa ianao miasa de manana paps ary ara-dalana zany ny paps-nao!
-Matoa ianao miasa de tsy maintsy manana compte bancaire na de ny fanaovan'ny mpampiasanao virement ny karamanao aza !
-Na dia hoe natao anaty compte-jointe aza ny karamanao , afaka tsara ianao manokatra compte @ anaranao! ary tsy hisy zany hoe fanadihadiana momba ny fifankahitanareo zany na dia kely aza (sous peine) raha sanatria ka misy zany !
-Rha hanokatra compte bancaire ianao de hento fotsiny ny fiche de paye-nao de mazava ny rehetra !
-Raha sanatria ka misy olana arakin'ireo voalazanao ireo de manokafa compte ao @ paositra ! ny fiche de paye ho hentina de tsy hisy intsony ny olana ......
-Na paositra na banky ry korana handehananao hanokafanao kaonty ho anao de sahy mijoro vavolombelona aho fa tsy hanana olana ianao na dia pintiny aza RAHA TOA KA MANANA FICHE DE PAYE
-Hoy koa aho hoe : matoa ianao bevohoka 2 volana zao de nisy zany ny consentement mutuel avy @ nareo mivady fa tsy hoe nataotao foana io zaza io!
-Mr Julia dia tsy ho afaka na dia kely aza
na hijery fotsiny aza ny paps-nao satria tsy domaine-ny io fa misy ny service d'immigration !
-Na dia conseiller munic aza ny vadinao , tadidio fa misy fetrany avokoa ny zavatra tokony hataony fa tsy hoe conseiller izy de afaka hanao an'zao sy zao ! indrindra momba ny paps...
-Mopmba ny hoe vao nanokatra pc le olona de hita ao ianao de hoe tsy afaka manokatra compte ny banky ! tandremo ry korana fa tsy mi-existe io sauf hoe tsy ara-dalana ny paps-nao , nangalako renseignement tao @ credit agricole mihintsy io ary zao no mba lazaiko anao an ! raha ny vadinao no tompon'io banky io de normala zany raha voasakany ianao tsy afaka manokatra kaonty ho anao ! saingy tsy azy daholo izao rehetra zao ka ahafahany manakana zay zavatra rehetra tianao hatao.....
Na izany na tsy zany de korazy foana eh !
185. korana
(
07/01/2007 16:50)
xxx:
korana:
Namerimberina namaky ny tantaranao aho ...bdb kosa aloha ny zavatra hitako hoe tsy marim-pototra an ! aza hatao mahatezitra anao zany fa mba olona mipetraka eto frantsa aho aryefa ela toaka ka mba mahafantatra ny fandehan-zavatra eto ! na ny droit zany , na ny fanampiana mety ho azonao , na ny momba ny lalana.....an an ny zazakely aloha tsy misy satria ny tiany raha sanatria ka manana izahay de mi participer (resambola io an) ny momba an'ilay zenf zany aho e, mampalahelo mihintsy ilay teo tsaina, de zahako sisa no mieritreritra no tsy hisiany e!io no nolazainao efa t@ fitombohan'ity tantara ity.manan janaka aho 2 mois ny kibode hoy aho hoe: hatramin'voalohany ianao aloha de nilaza fa tsy hisy ny zaza sns....
-Bevohoka 2 volana zany ianao zao ? matoa bevohoka 2 volana ianao de nisy zany ny fitiavana......nisy zany ny fanenkena an'io na avy @ nao zany na avy @ vadinao.....
-Matoa zany nisy ny fanenkena hanao zaza de tsy hitako intsony hoe ahoana ny fandehan'le tantaranao...
-Momba ny asanao sy ny banky:
-Ianao nilaza fa efa nahita asa ! operatrice de saisie...(tsara zany) Matoa ianao miasa de manana paps ary ara-dalana zany ny paps-nao!
-Matoa ianao miasa de tsy maintsy manana compte bancaire na de ny fanaovan'ny mpampiasanao virement ny karamanao aza !
-Na dia hoe natao anaty compte-jointe aza ny karamanao , afaka tsara ianao manokatra compte @ anaranao! ary tsy hisy zany hoe fanadihadiana momba ny fifankahitanareo zany na dia kely aza (sous peine) raha sanatria ka misy zany !
-Rha hanokatra compte bancaire ianao de hento fotsiny ny fiche de paye-nao de mazava ny rehetra !
-Raha sanatria ka misy olana arakin'ireo voalazanao ireo de manokafa compte ao @ paositra ! ny fiche de paye ho hentina de tsy hisy intsony ny olana ......
-Na paositra na banky ry korana handehananao hanokafanao kaonty ho anao de sahy mijoro vavolombelona aho fa tsy hanana olana ianao na dia pintiny aza RAHA TOA KA MANANA FICHE DE PAYE
-Hoy koa aho hoe : matoa ianao bevohoka 2 volana zao de nisy zany ny consentement mutuel avy @ nareo mivady fa tsy hoe nataotao foana io zaza io!
-Mr Julia dia tsy ho afaka na dia kely aza
na hijery fotsiny aza ny paps-nao satria tsy domaine-ny io fa misy ny service d'immigration !
-Na dia conseiller munic aza ny vadinao , tadidio fa misy fetrany avokoa ny zavatra tokony hataony fa tsy hoe conseiller izy de afaka hanao an'zao sy zao ! indrindra momba ny paps...
-Mopmba ny hoe vao nanokatra pc le olona de hita ao ianao de hoe tsy afaka manokatra compte ny banky ! tandremo ry korana fa tsy mi-existe io sauf hoe tsy ara-dalana ny paps-nao , nangalako renseignement tao @ credit agricole mihintsy io ary zao no mba lazaiko anao an ! raha ny vadinao no tompon'io banky io de normala zany raha voasakany ianao tsy afaka manokatra kaonty ho anao ! saingy tsy azy daholo izao rehetra zao ka ahafahany manakana zay zavatra rehetra tianao hatao.....
Na izany na tsy zany de korazy foana eh !
ny paps aloha de ara dalàna mihintsy hatramin'ny aogositra @ ity taona ity no farany, ny hoe i julia no nanao zavatra hanakanana ny titre de séjour an! izy no niteny an'io tamiko, de marina fa misy asa aho fa kosa mbola mandray chèque hat@ izao. de izao ary mba te hiaraka aminao aho de miaraka isika manokatra compte @ crédit agricole de hitanao fa tsy mandainga aho, satria aho ary zendana mihintsy. koa enga anie ka ahita vaholana ilay mpiasa banky momba ny fanokafana compte @ anaran'ny jeune fille ko. ny paositra mbola tsy nandramako fa ny société générale indray no jereko rahampitso na ny caisse d'épargne, marina fa niezaka ihany aho ny tsy hisiany ny zaza, fa kosa mba niezaka ihany aho ny hiverenany fitiavanay saingy io izy io. faly aho mandre zany fa tsy possible ny hidirany julia @ paps ko. ny fiche de paye ange tsy nilain'ilay olona tao @ banky fa ny edf moins de 3 mois + passport + titre de séjour no tadiaviny de ireo ny nentiko, ny blem iray izao asa raha efa tsy migrève intsony ny accès juridique gratuit momba ny avocat @ fisarahana. omeo ihany ny hevitrao ary de misaotra mialoha mba mora ahafantarako hoe mandainga ilay vady sa tsia
186. Fiffi
(
07/01/2007 17:39)
korana:
:-w:-w chèque emploi service zany ny chèque-nao rehefa faran'ny volana ? io hiany manko no mi-existe raha ohatra hoe fandohavana ny karama @ chèque ! nefa en tant que "opératrice de saisie" mino aho fa tsy payéna @ io chèque emploi-service io ianao , ny asa toy ny aide-ménagère , nourrice , ménage , na service eny @ maison de retraite contrat indéterminé no fampiasana io chèque io ....
Raha ny vadinao no nilaza fa i Mr Julia no niteny an'zany de mandainga izy ....fantatrao ve hoe iza i Mr Julia io no andeha hikarakara zay paps -ny olona ? na fantatrin'ny vadinao aza izy tsy ho AFAKA VELIVELY HIKASIKA ny paps-nao zany !
Tsy lavitra ny misy anao no misy ahy ry korana dep 1 fotsiny manasaraka antsika ka raha tianao de afaka tsara manampy anao aho @ io fanokafana compte io .
Raha vao manana chèque ianao de vao maika tsara zany @ fanonkafana compte , vao mia aza tsy hisy olana na dia kely aza .....
Bevohoka 2 volana ve ianao de nangataka divorce izy ? :-w:-w de efa hitanao zao ve ny olana rehetra de mbola nanaiky ny hanaovany zazakely hiany ianao ? :-w:-w

188. korana
(
08/01/2007 01:18)
Fiffi:
korana: jereo ny hafatra .....:)
hoay vao maika faly be aho raha miaraka ntsika sy fiffi @ ilay fanokafana compte, izany hoe chèque ny karamako ny novembre sy décembre no aty amiko zao, de tena opératrice de saisie mihintsy ny asako, ka ny nahamaika anahako hanokatra compte de nitady n° compte rib ny employeur.
190. korana
(
08/01/2007 20:36)
Fiffi:
fa tsy novalianao ny hafatro......
ka afatra inn ary e! ilay tsy azoko ilay izy, mety ho grossesse arretée ny ahako @ farany herinandro mahita an'azy
192. bazylou
(
08/01/2007 22:53)
ity izany ilay hoe te hanao aminy eo koa izao vao mimenomenona an!! tsy aleo nanohana sy nataon'ilay 8 soavaly tany mada ihany ve!!!!!
194. korana
(
09/01/2007 18:40)
Fiffi:
ny hafatra eto @ sera2 io ...
eny hoy aho raha hiaraka amiko ianao, fa ahonn nefa ny fotoana? zahako ny samedi ihany no tsy miasa, de efa afaka mivoaka tsara izao.
196. korana
(
10/01/2007 17:28)
Fiffi:
de valio ny hafatra nalefako any @ nao ry korana an !
mbola tsisy vaovao mihintsy aho izao fa rdv daolo no azoko, rehefa mahazo valiny aho de manoratra
197. Fiffi
(
10/01/2007 19:40)
ka mba azonao valiana ve ny hafatra nalefako ho anao ??? eto @ sera2 namana io an ! :roll:
198. korana
(
11/01/2007 06:05)
Fiffi:
ka mba azonao valiana ve ny hafatra nalefako ho anao ??? eto @ sera2 namana io an ! :roll:
avereno ilay hafatra fa cop aho, azafady e! raha ny resaka assistante sociale ve?
199. Fiffi
(
11/01/2007 06:39)
nandefasako message enao ry korana ao anatin'ny boite-nao eto @ sera2 an ! tahaka ny message na hafatra nataon'ireo nanampy anao teo aloha....
200. korana
(
11/01/2007 20:30)
Fiffi:
nandefasako message enao ry korana ao anatin'ny boite-nao eto @ sera2 an ! tahaka ny message na hafatra nataon'ireo nanampy anao teo aloha....
koa henoko daholo ireny, ka ny hamaliako an'azy ve ny fiantsoana ny 112 113 119 de efa natao fa tsisy vokany satria anatin'ny ora tsy fiasana aho no niantso de milatsaka messagerie vocale, ny assistante sociale de tokony androany avy tany @ banky no nandeha fa tsy tafa satria efa maizina no mbola haka train, hita eo indray 2m1, fa hono hoy aho mety mahavoa ihany ve ireny mpisolo vava gratuit ireny satria nahazo avocat gratuit aho. ity vao grave fa nony nazavaina ny fandehany fitaizana zaza de tsy d'accord indray ilay papan'ilay zaza, eny fantako tsara fa hiteny nareo hoe "lasa te hanaiky asiany zaza eo koh". ny fanokafana kaonty de tafa ihany androany