mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary
166. xxx
(
18/11/2006 03:11)
"Maninona ianao no tezitra tenenina ny marina"
"ENGA ANIE HIATRA AMINAO ARY HO HANGATAHAKO IZANY NA ANY DAGO IANAO NA ATY FRANTSA"
Izay mivoaka ny vavan'ny olona hono dia avy ao am-po.Tsy mitsara olona aho na izahay fa ianao nampiditra fivavahana ka izany no nahatonga anay niteny nanome hery anao mba hivavaka. Hay ilay izy tsy izy akory! Vady ve dia hopaina amin'ny teniratsy teny gasy fa hoe tsy mahalala. Izao indray ianao manozona olona. Tsy mba mpivavaka no mandatsa olona ka haniry izay mahazo anao ho voa toy izany. Any amin'iza ianao no hangataka ny fahavoazanao hiatra amin'olona. Ny tokony nataonao aza dia ny mialatsiny fa nanopa ny vadinao kanefa ny mitia azy hatramin'ny farany no tokony ho fanirianao raha nila vonjy tanteraka ianao. MIalatsiny e miala fondro e! MIsy hitsakotsakoan'ny olona sasany any aoriana. Be ny zatovo vavy na ramatoa mitady ny hanaraka lehilahy vahiny, tsarovy fa izay mitady ahazo tombony no atombony, ka aza medimedy ny hanara-dehilahy fa hitsikitsika tsy mandihy foana raha tsy ao raha.
168. Zina
(
21/11/2006 16:24)
Mampalahelo i Korana tsy niverina intsony, dia maniry azy ahazo izay tiany isika rehatra....
Dia mazoto sy mahereza Korana ooooo:-*
Bonne chance an
Mivavaka foana zahay ho anao.
Dia mazoto sy mahereza Korana ooooo:-*
Bonne chance an
Mivavaka foana zahay ho anao.
169. xxx
(
23/11/2006 05:22)
fijo:
inona ihany ary ity resaka vavaka mandany andro ity,????ialao io fa tsy ahitana vokany.izay hetsika ahitana vokany atao ,fa aza lany andro mivavaka eo.
indrisy mantsy mampalahelo izany toe-tsainao izany. Raha mijery ny volana, ny kintana, ny vorona, ny rivotra izay tsy hita maso ianao dia hisaotra Azy. Na ny volondohanao aza dia efa voaisany, moa mahay manampy na manala ny andro hiainanao ianao? Tsia no valiny,aza
manao an'Atra tsy misy ka mitsambiky mikipy.Raha tsy mino ny fisiany ianao tsy misy tombotsoa ahy, fa ianao no miandry ny fitsarany. Izay no nahatonga ahy fa misy antony daholo ny zavatra rehetra.Aza miandry voadona vao mipenopenona mitady azy.Izahao fa tsara izy, ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra, ny vavaky ny maro, manampy izay mino azy
170. korana
(
25/11/2006 07:02)
Fiffi:
de mba mahaiza mamelà ny hadisoany koa ary!
misaotra betsaka, fa izao ny vaovao farany efa miasa aho ary toerana tsara mihintsy any fontainbleau opératrice de saisie, ny titre de séjour koa efa tonga. mamerina ny fisaorana betsaka hoan'ireo nanohina anahako no sady nitondra am bavaka tsy manana fotoana betsaka aho fa tery kely ny fotoana isan'andro.
175. Zina
(
27/11/2006 19:15)
korana a,
Faly izahay maheno vao2 tsara, zao fotsiny retsy a izay mahasosoa ny fiaina-njy atao ary tadidio fotsiny fa Andriamanitra tsy manary akory...
:-*

176. sakaizakely
(
27/11/2006 22:28)
Mampalahelo be ny tantaran\'i Korana izany ary mba fositra koa ity olona sifotra miafina ary ambadiky ny xxx ary manivatsiva azy fa tsy sahy miseho masoandro satria menatra manko.
faly maheno fa nivaha ny olan\'i korana dia enga anie ka ho afaka amin\'ny gejan\'io vady mpanararaotra io ianao.
Mahereza korana:-*:-*

177. gigi
(
02/01/2007 21:25)
TRATRY NY TAONA ALOHA E
Raha mbola azo atao dia ezaho aloha ny hanavotana ny tokantranonareo tsy ho rava : manao manjamanja hanintona ny masony , malolotra tambitamby sy fitiavana tsy misyu fepetra azy hanitona ny fony,manao ny fahalalam-pomba sy fiaina ary fanao fratsay hambabo ny sainy sy ny fony; manao ny fomban\'ny kôksa hambabo ny vatany.Tsarovy fa mbola tsy mandroaka anao hiala ny trano izy mbola tsy nametraka ny fangataham-pisarahana ara-dalana izy ,mbola manome sakafo sy fitafiana anao izy eny na dia tsy mba maka ny hevitrao aza.Mbola mamela anao hikarakara ny taratasinao izy , mbola manome soso-kevitra anao hiasa aman-olona izy.Tsara raha manana specialité ianao nefa izaho dia manoro hevitra anao hoe ataovy izay asa hita na ilay asa lazainy raha manaiky ny hanampy anao hahita io asaio izy satria ny zava-dehibe aloha dia ny hoe manana vola miditra ho anao ianao any aoriana rehefa manana fahafahana ianao afaka misafidy izay asa ataonao .Betsaka ny vahiny no nanomboka tamin\'ireny asa tsy noheveriny hatao ireny tamin\'ny fiantombohan\'ny fipetrahana en France ,betsaka ny nanomboka tamin\'ireny asa heverina ho asa ambany ireny, ny karama anie mitovitovy ihany e samy miantomboka amin\'ny smig.
Raha toa ka tsy misy azo atao inbtsony ny hanavotanao ny tokantranonareo dia tena tsara ny mandeha manatona assistance sociale (Tsy hahita vahaolana avy hatrany ianao amin\'io fa izy no ranolo-kevitra anao amin\'izay tokony hataonao na tsy dia hahafapo anao aza ny toro-hevitra omeny dia ilainao ny fanatonanaazy ireny ho porofo fa efa nila vonjy ianao, manatona psychiatre matetika koa fa ilainao ny attestation omeny rehefa tonga ny fotoana ilàna azy; manatona association momba by vehivavy mijaly am-panambadiana na ny fikambanana miaro ny tsy manana taratasy fa sady ilainao ho porofo izany no hanolo-kevitra anao amin\'izay zavatra tokony hataonao.Raha afaka maka sary sy maka feo izay fitondra tsy rariny ataom-badinao anao dia ataovy fa ilaina izany na dia tsy tena manan-kery amin\'ny lalàna aza azonao atolotra .Raha azo atao ny manana vavolom-belona dia tena tsara be.Ny porofo ihany no manan-kery eny amin\'ny fitsarana ka izany no ilazako ireo satria aoka mba hovonona amin\'ny zavatra rehetra ianao.Ny fanaovanao internêt amin\'ny fotoana tsy maha eo ny vadinao dia tandremo fa mety ho fantany ao amin-ilay icône hoe historique ka na dia fafanao aza izay nataonao dia hita io ka mila fafanao koa ilay historika nataonao.Afaka miresaka misimisy aminao aho fa raha tianao hanome izay mba kely fantatrony amin\'ny dingana izay tokony hataonao tsy hahita vahaolana vetivety ianao fa ezaka sy dingan-davitra mila herin-tsaina sy herim-batana ary herim-panahy sy faharetana no iainanao.Raha mahahery sy vonon-kiady ianao dia hahita vahaolana koa alao hery ary.

179. korana
(
05/01/2007 21:21)
gigi:

TRATIN NY TAONA E
de misaotra t@ ny fanolona hevitra, fa ny vaovao farany de efa nalefany ny divorce, efa hazo ny convocation, fa ity ny tay nanatona député atao hoe julia lehilahy izy io, hikarakara ny titre de séjour ko tsy hijanona eto frantsa, nefa ity ny vaovao ngeza tao aoriana ny fametrahana ttsy divorce manan janaka aho 2 mois ny kibo, ka asa izay fiatraikany izay eo @ titre de séjour, moa zahako tsy fantatro ny mety na hody na hijanona.
180. Fiffi
(
05/01/2007 22:16)
heu....Mr Didier Julia tsy mikarakara na mikasika an'io paps io aloha na de pitiny aza an ! na de mahafantatra olona miasa ao @ mairie aza ny vadinao , na conseiller municip aza izy....misy ny mpikarakara ny paps fa en aucun cas tsy Mr Julia mihintsy....fa mahareza hatrany eh !