mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary
141. korana
(
12/11/2006 05:03)
xxx:
Nangitakitaka aho namaky ny tantaranao fa rehefa nohalaliniko ilay izy dia misy mpilalao tantara mampangitakitaka ao ary nahatonga anay rehetra hila ho safotry ny hatezerana ny lazainao hoe vadinao. zavatra tsy misy. Voafitakao daholo izahay e.Nahay aloha ilay mpanao tantara e. Na nonina tany mada aza ianao dia tsy ahita lalan-kobana ve. Be ny vahiny mipetraka hatraiza hatraiza fa na iray aza dia tsy nisy zavatra tsara nataon'ny vadinao?.Tsy afaka miaraka amin'ny olona aho hoe,lavitra ny toerana misy anay e, tsy misy ny fiangonana e, lavitra ny toerana hitarainako e.A/tra dia tsy afaka manampy izay tsy manampy ny tenany. Tsy manome fahoriana izay tsy zakan'ny tsirairay izy. Manome hery sy miteny anao daholo ny namana mba hivavaka ary nilaza ianao fa nanao izany,moa ve ianao mba nivavaka ny vadinao ary mangataka famelana aminy.Aiza koa no misy olona milaza ny nivavaka kanefa manompa olona amin'ny teny tsy fantatra.Betsaka ny zavatra tsy mitombona teneninao fa aoka izay hivadika ny tantara fa lany andro eto fotsiny izahay.
izany.Tsy mbola naheno mihitsy izahay hoe zavatra iray tsara nanamaly vavaka A/tra.
hatramin'ny voalohany de efa nilaza aho "nanambady mena sofina". fa ianao no nety tsy namaky tsara, na somokotra ny adatsa olona ohatran'ny fanaony mpivavaka sasatsany, mahavariana ahy tokoa ianao? milaza fa mpivavaka nefa mahasoratra an'ireo? ny atoa hoe mpivavaka de mpanota fa tsy miseho be serimona. ianao mahazo tsy mamaky fa tsy anao irery ny serasera, ary mahazo tsy mamaly koa, ny serimona de ampidiro anaty paosinao, mamaly vavaka A/tra fa izay maharitra Andriana hoe ny ohabolana. mivavaha ho azy ianao raha te, satria raha ny olona tena mivavaka de tsy manavakavaka mihintsy, koa vavaho ary izahay e! ry pasitera o
142. Fiffi
(
12/11/2006 08:11)
heu...ny zavatra voatsikariko kosa aloha ry korana de zao an! matoa ny namana mamaly anao , manoro hevitra de misy dia misy ny mahafantatra hoe zao sy tahak'zao ny fandehan'ny ohatra an! ny assistante sociale .....io aloha de tsy azo lavina mihintsy satria zavatra marina daholo ireo .
Saingy hoy aho hoe : zay mba zavatra nanampiana anao toa tsy misy ahazahoana vokany tsara ho anao ? Ireo rehetra voalaza ho fanampiana ireo ve de tsy mba nahitana na de pitiny aza hoe "nety iny na hoe nahazo valiny positive aho" fa toa tsy nisy nety avokoa ny zavatra rehetra mba nolazaina sy nanampiana anao ?
Ny tena hialako tsiny @ nao kosa aloha de tsotra fotsiny hiany ry korana satria ianao nilaza fa niantso ny assistante sociale de nilaza ianao hoe efa lasa niakatra ambaratonga ambony ny tantaranao ka nalefany any @ toerana à 45km ianao ....heu...hialako tsiny @ nao fa tena tsy hinoako mihintsy io satria mba fantatro hiany ny asan'ny assistante sociale ary nanaovako hezaka be mihintsy ny fiantsoana azy ireo nangalako renseignement annonyme ary nilaza ry zareo fa tsy misy assistante sociale hanao an'zany satria tsy mitombona intsony ny asan'ny assistante sociale raha handefa anao any @ tsy aiko any nefa fantany tsara fa tsy manana moyen ianao handehanana any @ zany 45km zany .....
Hatsohy ange ny 112 , 113 , 119 de tantarao azy ny zavatra manjoa anao eh ! de ho hitanao eo fa sur le champs ho avy ny assistante sociale tondé hanala anao ao an-tokatranom-pijalianao ao !

143. tywa68
(
12/11/2006 09:03)
Aza mifanenjika hoa ! i Korana anie mitady raha misy solutions hanamaivana ny affaire-ny ê ! ary raha sanatria ka namorona aza izy dia misy tokoa any ambadika any olona tena miaina an'io ! ary mety manampy an'ireo olona tsy sahy mitantara ireo izay voalaza rehetra teto izay !
Dia marina hoe alahady androany, na tsy miditra fiangonana aza isika dia mino sy mivavaka any @misy antsika tsirairay, ary afaka mivavaka fotsiny koa ho an'ireo malahelo sy sahirana na marary !:wink:

144. Fiffi
(
12/11/2006 14:09)
tywa68:tsy hoe manenjika an'i korana ange eh ! ary ireo daholo ny fanampiana rehetra hatolotra azy saingy....hoy ny vazaha hoe "rien n'est impossible"!
Aza mifanenjika hoa ! i Korana anie mitady raha misy solutions hanamaivana ny affaire-ny ê !
145. xxx
(
12/11/2006 18:25)
with God everything is possible. Hitanao izany fa tsy izaho irery no nahita ny zavatra nataon'i korana, sahy milaza aminareo aho fa tsy misy io, jereo ny fifamaliany, raha voadona ny hafero,dia marary ny aty, na mifanohitraizany. Ny misy ny mitovitovy ny tantara dia misy , ny manao mampangitakitaka ny olona dia foronina sy hevitra tiana hateza. Tsy misy na iray aza zavatra tsara nataon'ny vadinao. Tokan-trano tsy ahahaka, fa ny mifosa vady toy ny mifosa ny tenanano ihany ianao. Iza ny olona tsy mahalala ny toetr'an'olona raha vao miresaka indraim-bava? Maninona ianao no tezitra tenenina ny marina koa fivavahana no hanodikodinanao ny resaka? Mpandatsa hoe, mpanenjika, tsy nisy na iray aza toy ny niteneninay maromaro tery aloha na iray aza tsy nisy vaha-olana. Miteny anao izahay ny mivavaka ahoana no teny ratsy no asetrinao ny vadinao?
146. korana
(
12/11/2006 19:24)

"sahy milaza aminareo aho fa tsy misy io, jereo ny fifamaliany"
zao no zavatra teneniko anao an! enga anie ho tonga aminao ny zavatra mihatra amiko, enga anie, tsy maninona na teninao aho hoe tsy mpivavaka fa ianao izay mivavaka, "de enga anie hiatra aminao ny manjo anahako" enga anie ary hivavahako mihintsy aza.
147. korana
(
12/11/2006 19:32)
Fiffi:
heu...ny zavatra voatsikariko kosa aloha ry korana de zao an! matoa ny namana mamaly anao , manoro hevitra de misy dia misy ny mahafantatra hoe zao sy tahak'zao ny fandehan'ny ohatra an! ny assistante sociale .....io aloha de tsy azo lavina mihintsy satria zavatra marina daholo ireo .
Saingy hoy aho hoe : zay mba zavatra nanampiana anao toa tsy misy ahazahoana vokany tsara ho anao ? Ireo rehetra voalaza ho fanampiana ireo ve de tsy mba nahitana na de pitiny aza hoe "nety iny na hoe nahazo valiny positive aho" fa toa tsy nisy nety avokoa ny zavatra rehetra mba nolazaina sy nanampiana anao ?
Ny tena hialako tsiny @ nao kosa aloha de tsotra fotsiny hiany ry korana satria ianao nilaza fa niantso ny assistante sociale de nilaza ianao hoe efa lasa niakatra ambaratonga ambony ny tantaranao ka nalefany any @ toerana à 45km ianao ....heu...hialako tsiny @ nao fa tena tsy hinoako mihintsy io satria mba fantatro hiany ny asan'ny assistante sociale ary nanaovako hezaka be mihintsy ny fiantsoana azy ireo nangalako renseignement annonyme ary nilaza ry zareo fa tsy misy assistante sociale hanao an'zany satria tsy mitombona intsony ny asan'ny assistante sociale raha handefa anao any @ tsy aiko any nefa fantany tsara fa tsy manana moyen ianao handehanana any @ zany 45km zany .....
Hatsohy ange ny 112 , 113 , 119 de tantarao azy ny zavatra manjoa anao eh ! de ho hitanao eo fa sur le champs ho avy ny assistante sociale tondé hanala anao ao an-tokatranom-pijalianao ao !
efa namerian niantso an'ilay assistante sociale aho t@ ity herinandro ity, de naiko hanoratra ho anao mihintsy an'ilay vaovao mahafaly aho saingy tohina ny foko nahita ilay soratra nataon'i XXX de namaly azy, tsy maninona na tsisy mino anahy ianareo, euh olona gasy iray fantako izay mimpetraka any sud de la france no nahafantarako an'ity site ity no namporisika anahako hanoratra, marina be ny mpanenjika je regrette d'écrire et diffuser mes problèmes, fa izao e! misaotra anao manokana ny tenako sy ireo namana hafa nanome hevitra fa manomboka misy irika ny raharaha, moa sady nisy vaovao koa avy any @ anpe ary ny resaka anpe sure aho fa ilay assistante sociale no nikaroka satria tsy zaho no nandefa na niresaka tamindreo hoe mila miasa aingana, t@ zoma 10/11 netiny facteur ny vaovao ka izao, tsy manana ora sy minitra hamakiana ny tsikera, fa raha misy kosa ny mandatsa de "ENGA ANIE HIATRA AMINY NY NANDALOVAKO" tsy hoa any Fiffi satria nanampy betsaka ahy ianao, toy namana hafa.
148. korana
(
12/11/2006 19:44)
ho an'i XXX
"Tokan-trano tsy ahahaka, fa ny mifosa vady toy ny mifosa ny tenanano ihany ianao." Fa izao no ataoko anao, matoa aho nisafidy ny lohateny hoe "ANDOHALIKA NY RANOMBARY" de misy antony.
"Iza ny olona tsy mahalala ny toetr'an'olona raha vao miresaka indraim-bava? "
Mitombona koa io ho anao, koa ny vay an tavanao jereo @ fitaratra zay vao mijery ny an'olona hafa
"Maninona ianao no tezitra tenenina ny marina"
tsy tezitra aho, satria marina fa raha tsy ny tena no voadona de tsy maheno maharary, koa izao no ataoko anao ny tiako de "enga anie hiatra aminao ny mahazo anahako" ny zavatra miahatra amiko de toy ny niampita arabe aho de tsy nijery tsara na lavitra ny fiara ka voadona mafy de niditra hopitaly" tsy zavatra iriana ireny fa tonga ao @ fiainana, koa raha olona handatsa ny efa maratra de "ENGA ANIE HIATRA AMINAO ARY HO HANGATAHAKO IZANY NA ANY DAGO IANAO NA ATY FRANTSA"

150. Fiffi
(
12/11/2006 21:13)
korana:heu....:(:(
"ENGA ANIE HIATRA AMINAO ARY HO HANGATAHAKO IZANY NA ANY DAGO IANAO NA ATY FRANTSA"
151. adidy
(
12/11/2006 21:55)
Korana: izaho mino ny zavatra tantarainao satria fantatro fa misy ny olona no mitondra ny mafy rehefa manambady vazaha satria ataon'izy sy ny havany mpiasa mihintsy!
Aza kivy e! Mivavaha mandrakariva! Betsaka ny anatra noraisinao teto dia ataovy toa ny voankazo an'ala, ny tsara no atelomy!
Aza manozona ny hafa tsy mitovy hevitra na ireo tsy nahay nahatsapa ny fahorianao fa tsy izany no natao hivavahana! Ataovy izay mahasoa anao sy ny tokantranonao!
Ny hanampiako azy fotsiny dia ataovy izay hahatafita anao @ herinao fa tsy miankina @ olona!
Tsy fantatro hoe inona moa izao ny ttasinao! Fa na dia hoe miasa en tant qu'auxilliaire de vie aza no hitanao sy hanaterany anao, dia ataovy, satria ho traikefa ho anao izany no mety hahasoa satria aty ny momba ny antitra no tena mandeha ary avenir mihintsy eo @ lafiny asa! Rehefa manana indépendance ianao ka stable na asa na taratasy dia firo @ izay! Mahaiza manilika vola , manana compte anao manokana.
Sarotra ny miaina fiaraha-monina vazaha satria tsy maintsy misy racisme foana ao, ary ry zareo tsy mahazaka mihintsy hoe tafita ianao fa dia mivavaha dia manàna tanjona! Ady isan'andro ny fiainana e!

152. tywa68
(
13/11/2006 07:21)
Adidy > =D=D
Zay zany ry Korana fa tsy very enao aty na dia somary misy mifamaly kely aza eto ! betsaka ny aides azonao angatahina fa mahareta ary aza kivy !
Rehefa tena tsy lasa ve aty tsy aleo mody any Dago koa toy zay lasa adala aty ! sady mahita ny zanakao sy ny fianakams tena tia anao any ?

154. xxx
(
13/11/2006 08:09)
Mbola tsy vôvah ihany v ny olan'ny korana htramizao? efa ho iray volana izay an,inn n démarche efa nataonao tamireo rehetra voalazan'ny namana retra retra teo reo, fa sao d mifanohitra ndray mantsy ny hiafarany ka zay vô tsy andohalika tsony fa tonga any antapon'ny loha:-w
155. Zina
(
13/11/2006 19:37)
o ry xxx tsy ny fanaovana sermona otran'io no ahatafita na hanampy an'i Korana...Aza adino fa mbola panota eto an-tany daholo isika ka samy manana ny kilemany....Mivavaka ho azy sy mampahery azy no atao ...
Korana mahereza miresaka matetika @ ilay Assistante sociale ndry, mila mi-debra mihitsy an... ary Zay mahasosoa ny tenan-ndry atao...
:-*

157. fijo
(
14/11/2006 23:11)
inona ihany ary ity resaka vavaka mandany andro ity,????ialao io fa tsy ahitana vokany.izay hetsika ahitana vokany atao ,fa aza lany andro mivavaka eo.
158. tywa68
(
15/11/2006 09:00)
aza mba manao an'izany kosa ianao ry fijo ! avelao zay te-hivavaka hanohy fa aza miteny hoe tsy mahavita inon² !
159. Ralay
(
15/11/2006 14:34)
Fotoana tokony hi-forumemvana ve ry fijo ho lanina @ zany :lol: :-w toa marina lesy zany.
160. fijo
(
15/11/2006 22:19)
izay mantsy,fotoana tokony hikarohana hevitra hafa ilaozana mitaraina aminjavatra tsy hay akory hoe hiaino sa ahoana.