mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary

101. Fiffi ( 05/11/2006 17:48)
korana:
déplacement no blem ko zany zao. tsy afaka manao appel @ fiara mairie zany aho.
ka zay indrindra ny rôle-ny assistante sociale ry korana aahhh !! rahefa tsy misy zavatra azonao hatao , tsy misy fiara sns....tsy hijery anao @ zao fotsiny izy fa io no asany ny hanampy ny cas-nao tahak'zao ! Tsy zany hoe efa ambaratonga ambony sns..zany fa ny base no jerena !!! tsy afaka manao ny deplacement enao de ny assistante sociale no mijery hoe @ fomba ahoana no hanampiana anao handehananao any @ zany toerana tsy aiko zany ! De inona io service io ? hijerevako kely hoe @ fomba ahoana no mba ahazahoanao fanampiana hafa!!

102. korana ( 06/11/2006 08:55)
Fiffi:

point d'accès au droit

103. Fiffi ( 06/11/2006 09:00)
:roll:
104. andry08 ( 06/11/2006 11:18)
:roll::roll:
105. Samoana ( 06/11/2006 13:45)
Samihafa @ hevitry ny namana maro ny ahy ny hevitro:

- Mampalahelo tokoa ilay toe-javatra @ ankapobeny saingy rehefa nisafidy hanao fanambadiana dia mihezaka mandamina izany aloha ny mpivady na vady " mena sofina " io na tsia. Ny tokan-trano tsy ahahaka hoy isika malagasy.
Araka izany alohan'ny nanatonana assistante sociale dia tokony nanao resaka matotra t@ vadinao aloha ianao momba ny hetahetanao rehetra ( te hisafidy ny tsena hatao, mba te handray vahiny amim-pahalalahana, mba te ahazo calin ara-dalana fa tsy atao "adidy "ilay "manao",...)
Raha tsy manaiky fifanakalozan-kevitra izy dia tenenina mazava hoe hanao fitarainana any @ manam-pahefana ianao fa vady mijaly.
Tsarovy fa raha tanana kely izany tsy maintsy tonga any am-poto-tsofin'ny mairie hatrany ny anaran'olona manatona assistante sociale satria matetika dia ny local avy @ mairie no birao ampiasaina. Matoa izy mihirahira ny hisaraka izany dia mety efa nandre siosion-dresaka.
-T@ alalan'ny meetic.fr ianareo no nifankahita. Araka izany dia fantany tsara fa tia mampiasa ordi ianao. Tsy tokony hiafina hiresaka @ serasera satria maika hampiakatra ny tosi-drany rehefa kobony. Hazavao azy tsara fa mba te hiresadresaka tsindraindray @ fitenin-drazanao ianao.
Nifankatia tsara ianareo matoa nivady na dia fotoana kely nifampizahan-toetra fotsiny aza. Mbola tsy niteny teto ianao hoe tsy tia azy intsony donc mbola misy fitia tavela saingy manana hetaheta ho indépendante kokoa fotsiny sy mba te hiasa. Ny miresaka aminy ihany no tena fanafodiny fa izahay namana mampiakatra ny môralinao no adidinay:wink:
Mahereza ary mitsikia hatrany hanamamy ny fiainana e !:)
106. Samoana ( 06/11/2006 13:50)
Adinoko momba ilay permis de conduire: raha toa ka efa dila ilay herintaona tokony hamadihana azy ( daty nahazoana voalohany ilay permis de séjour no hijerevan'ny préfecture izany ) dia mbola azonao hatao ihany ny mamadika izany raha vao azonao ny CNI maha vazà taratasy anao
107. Fiffi ( 06/11/2006 18:31)
nga tsy maintsy feno 1 taona vao mahazo mamadika an'io ?
108. korana ( 06/11/2006 18:33)
Samoana:

Samihafa @ hevitry ny namana maro ny ahy ny hevitro:

- Mampalahelo tokoa ilay toe-javatra @ ankapobeny saingy rehefa nisafidy hanao fanambadiana dia mihezaka mandamina izany aloha ny mpivady na vady " mena sofina " io na tsia. Ny tokan-trano tsy ahahaka hoy isika malagasy.
Araka izany alohan'ny nanatonana assistante sociale dia tokony nanao resaka matotra t@ vadinao aloha ianao momba ny hetahetanao rehetra ( te hisafidy ny tsena hatao, mba te handray vahiny amim-pahalalahana, mba te ahazo calin ara-dalana fa tsy atao "adidy "ilay "manao",...)
Raha tsy manaiky fifanakalozan-kevitra izy dia tenenina mazava hoe hanao fitarainana any @ manam-pahefana ianao fa vady mijaly.
Tsarovy fa raha tanana kely izany tsy maintsy tonga any am-poto-tsofin'ny mairie hatrany ny anaran'olona manatona assistante sociale satria matetika dia ny local avy @ mairie no birao ampiasaina. Matoa izy mihirahira ny hisaraka izany dia mety efa nandre siosion-dresaka.
-T@ alalan'ny meetic.fr ianareo no nifankahita. Araka izany dia fantany tsara fa tia mampiasa ordi ianao. Tsy tokony hiafina hiresaka @ serasera satria maika hampiakatra ny tosi-drany rehefa kobony. Hazavao azy tsara fa mba te hiresadresaka tsindraindray @ fitenin-drazanao ianao.
Nifankatia tsara ianareo matoa nivady na dia fotoana kely nifampizahan-toetra fotsiny aza. Mbola tsy niteny teto ianao hoe tsy tia azy intsony donc mbola misy fitia tavela saingy manana hetaheta ho indépendante kokoa fotsiny sy mba te hiasa. Ny miresaka aminy ihany no tena fanafodiny fa izahay namana mampiakatra ny môralinao no adidinay:wink:
Mahereza ary mitsikia hatrany hanamamy ny fiainana e !:)

misy zavatra tsy azoko, ahoana no hanaovanao fa t@ meetic.fr no fankahitanay?

109. korana ( 06/11/2006 18:35)
Fiffi:

:roll:

koa io ilay toerana hanlehako ny adiresy koa efa azo, sy ny n° phone, fa inn kay no mahagaga anareo?

110. korana ( 06/11/2006 18:37)
Samoana:

Samihafa @ hevitry ny namana maro ny ahy ny hevitro:

- Mampalahelo tokoa ilay toe-javatra @ ankapobeny saingy rehefa nisafidy hanao fanambadiana dia mihezaka mandamina izany aloha ny mpivady na vady " mena sofina " io na tsia. Ny tokan-trano tsy ahahaka hoy isika malagasy.
Araka izany alohan'ny nanatonana assistante sociale dia tokony nanao resaka matotra t@ vadinao aloha ianao momba ny hetahetanao rehetra ( te hisafidy ny tsena hatao, mba te handray vahiny amim-pahalalahana, mba te ahazo calin ara-dalana fa tsy atao "adidy "ilay "manao",...)
Raha tsy manaiky fifanakalozan-kevitra izy dia tenenina mazava hoe hanao fitarainana any @ manam-pahefana ianao fa vady mijaly.
Tsarovy fa raha tanana kely izany tsy maintsy tonga any am-poto-tsofin'ny mairie hatrany ny anaran'olona manatona assistante sociale satria matetika dia ny local avy @ mairie no birao ampiasaina. Matoa izy mihirahira ny hisaraka izany dia mety efa nandre siosion-dresaka.
-T@ alalan'ny meetic.fr ianareo no nifankahita. Araka izany dia fantany tsara fa tia mampiasa ordi ianao. Tsy tokony hiafina hiresaka @ serasera satria maika hampiakatra ny tosi-drany rehefa kobony. Hazavao azy tsara fa mba te hiresadresaka tsindraindray @ fitenin-drazanao ianao.
Nifankatia tsara ianareo matoa nivady na dia fotoana kely nifampizahan-toetra fotsiny aza. Mbola tsy niteny teto ianao hoe tsy tia azy intsony donc mbola misy fitia tavela saingy manana hetaheta ho indépendante kokoa fotsiny sy mba te hiasa. Ny miresaka aminy ihany no tena fanafodiny fa izahay namana mampiakatra ny môralinao no adidinay:wink:
Mahereza ary mitsikia hatrany hanamamy ny fiainana e !:)

Tena efa tsy tia azy intsony aho, fa ny ho aviko no mampatahotra anahako, indraidray ary aho manompa azy @ teny gasy fa tsy fantany moa

111. tywa68 ( 06/11/2006 18:40)
Korana > Ianao nanoratra hoe "Koa raha nifankahita tao @ meetic.fr (site de rencontre) izahay le mois d'aout de nivady tany M/car ny 30/04/2005 ary niala tany ny 21/06/2005 ho aty frantsa." Ary naverinao in-3 angambany io ao ambony ao (lava be)!

112. Fiffi ( 06/11/2006 19:04)
korana:
point d'accès au droit
zao ve tsy ahagaga ?

113. Fiffi ( 06/11/2006 23:01)
korana:
nifankahita tao @ meetic.fr (site de rencontre) izahay le mois d'aout de nivady tany M/car ny 30/04/2005 ary niala tany ny 21/06/2005 ho aty frantsa.
io ilay nolazainao kah !

114. Fiffi ( 07/11/2006 12:58)
korana: misy zavatra hahintsiko kely an!

-Nilaza enao fa efa niantso assistante sociale

-Nilaza enao fa tsy ry zareo intsony no mikarakara ny momba anao fa efa lasa ambaratonga ambony

-Nilaza enao fa ny conseil municipal no nilaza tsy aiko hoe inona anao

-Nilaza enao zany fa zay zavatra rehetra mba natoron'ny namana anao eto de tsy ahitana solution ho anao mihintsy fa misy an'zao sy zao foana !

Ity ary ny zavatra tena tsotra hamaliako azy anao an!

-Manomboka mi-contacte ny assistante sociale enao de efa dossier mipetraka io ka na inona fandehan'ny tantara na inona de tsy ho afaka intsony enao @ ny assistante sociale ! na de misy aza ny divorce de tsy maintsy mbola manaraka anao foana ry zareo hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany ! Raha sanatria ka tsy misy fiara enao na tsy hoafaka andeha any @ zany toerana tsy fantatra zany hikarakara ny tantaranao de mbola ny assistante sociale hiany no hanampy anao ahatongavanao any @ zany toerana 45km zany !
Tadidio fa zany ny asan'ny assistante sociale tsy mamela anao raha tsy tena afam-po tanteraka ianao sy izy ireo ,
Mahazo hatramin'ny appartement social enao sy ny aides rehetra ! zay vao avelan'ry zareo !
115. vale ( 07/11/2006 22:13)
Cabot: diniho tsara ihany fa marina ireo voalazan'i Fiffi ireo, tsy misy afa-tsy ny assistance sosialy aloha no afaka hanohana sy hitari-dalana anao ary izy tsy afaka hamela anao izany raha tsy ianao no tsy maka rendez-vous @ intsony!..., na de efa niakatra ambaratonga ny fandehan'ny fikarakarana anao de azonao jerena foana ilay assistance sociale! dia mahereza!!
116. fijo ( 07/11/2006 22:35)
akama ,za koa dia milaza fa ireo efa voalazan'i fiffi ireo.ka raha toa ka misy olana be dia miantsoa gendarme.fa ireo hafaka maka anao any.ary ny maha conseiller municipal azy tsy misy dikany izany.
117. Fiffi ( 08/11/2006 06:49)
vale:
tsy afaka hamela anao izany raha tsy ianao no tsy maka rendez-vous @ intsony!...,
vale: tsy cabot akia fa i korana an! :):-*
Fa na izany aza ! na tsy maka RDV intsony aza ianao , ny assistante sociale tenace ary indraindray aza azo lazaina mihintsy hoe trop ny zavatra hataony ! fa na izany aza ! tsy omena tsiny ry zareo fa ny mahasoa anao no hataony !
Tadidio tsara koh fa miafara @ fahazahoanao appart sy ny aides rehetra ny zavatra mahazo anao , hatramin'ny fahitanao asa de mbola hananmpy anao hatrany ry zareo ! dossier mipetraka io ka tsy ho afaka @ io intsony ianao fa ahazo zay fanampiana rehetra tokony droit-nao !

118. tywa68 ( 08/11/2006 08:54)
Korana > ny assitante sociale no solution fa tsy haingana io ! fa ny tsara koa dia manantona fiangonana vazaha, fa manampy anao ireny ! dia aza mitady lavitra ny namana fa eo manodidina ny tranonareo eo dia mety efa misy tsara fanahy hihaino sy hanampy anao ! ny marina tsy very mandeha ê ! :wink: ny namana eto @ serasera manome toro-hevitra sy hery anao ary mitondra ambavaka surtout !
119. Fiffi ( 08/11/2006 09:28)
tywa68:
ny assitante sociale no solution fa tsy haingana io !
tena faran'zay haingana io kah! raha jerena fotsiny ny zavatra tantarain'i korana de tena faran'zay ho haingana io satria mino aho fa tsy de hisy zavatra be loatra karakarain'ny reo assistante sociale ireo nohon'ny fahakelin'ny mponina misy azy ! Sady prioritaire koa ny zavatra manjoa an'i korana raha arakin'ny nolazainy rehetra teto!

120. Zina ( 08/11/2006 17:26)
tywa68,
Tsara ny hevitrao:
fa ny tsara koa dia manantona fiangonana vazaha, fa manampy anao ireny

fa ny olana amin';ity dia tsy legal zany oe manampy izy fa tsy reconnu par le governement.. i Korana mila taratasy officiel betsaka
NY Assistante Sociale no tena TSARA.....

mazoto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1888