mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary

41. Fiffi ( 23/10/2006 13:56)
de aza hadino ny mankany n'inona k'hidona n'inona k'hihantra !
42. korana ( 23/10/2006 16:48)
rvoulah:

miarahaba an'i korana
tohina ny foko namaky ny zavatra nosoratanao.
Sanatria hotrany oé tsy olombelona ilay vadinao , satria tsy mba manana fo mitemo na dia kely aza.Tena hotrany hoe esclave ny fotsiny enao.
Tsy dia manakambara betaka nefa aho fa ny mivavaka ho anao no azoko atao ary matokia "Andriamanitra tsy hanolo-bato mafana anao", fantany ny hahasoa anao , fa miandry fotoana fotsiny.Mahereza
rvoulah

misaotra indrindra anao fa mankahery mihintsy hoe misy olona any mitondra am bavavaka ny fiainako

43. korana ( 23/10/2006 16:53)
Fiffi:

de aza hadino ny mankany n'inona k'hidona n'inona k'hihantra !

de handeha tokoa mantsy, izao indray ny vaovao farany, mitady asa mafy zany aho, nefa tsy mora satria ny tena moa aty ambanivohitra aty, moa tsisy fiara fa manantena an'azy hanatitra n'aiza n'aiza aleha, de hoy izy hoe maninn ianao raha manao auxiliaire de vie? de nohazavainy teo zany inn no atao @ izany, de hoy aho hoe tsy mety amiko zany hoy aho fa tsy manan aina hibatana olona aho zahako 42 kg fotsiny, de hoy izy mamanay ary nahavita koa! nefa ny reniny sady ngeza no lava (fa efa maty izy izao) de namaly aho hoe koa angaha raha nanao auxiliaire de vie io mamanao de hoterenao hanao an'izany aho nefa fantatro fa tsy vitako? de hoy izy hoe toriko ianao fa manao mariage blanc koa ny fanontaniako hoe inn kay ny tena dikan'y mariage blanc satria izahay vita soratra soa amantsara tany Dago ary manana livret de famille bleu (reconnaitre ny mariage nay zany france).

44. korana ( 23/10/2006 16:55)
fijo:

manorata manokana amiko fa hafaka miresaka isika

fijo mba efa manoratra ny mahazo ahy aho fa inn kay no mba sosokevitra anao? misaotra indrindra.

45. korana ( 23/10/2006 16:57)
Ralay:

xxx Azo omena torohevitra tokoa ianao fa mila miresaka tsara ary mila ho fantatra tsara ny momba² izany blem-nao izany nefa moa ianao tsy dia afaka miresaka fa andefaso hafatra aho dia omeko torohevitra ianao fa efa nisy olona toa anao izao koa nahasoa azy ny torohevitra nomeko.
Mahereza e

bjr Ralay miandry an'ilay torohevitra aho Ralay e!

46. Fiffi ( 23/10/2006 20:16)
korana:
de hoy izy hoe toriko ianao fa manao mariage blanc koa ny fanontaniako hoe inn kay ny tena dikan'y mariage blanc satria izahay vita soratra soa amantsara tany Dago ary manana livret de famille bleu (reconnaitre ny mariage nay zany france).
hummmm ! grave zany vadindry zany an! tena mandreraka be mihintsy ny zavatra hataony an! ity aloha ny momba ny mariage blanc! http://sos-net.eu.org/etrangers/interne/mariage.htm#11

47. Fiffi ( 23/10/2006 20:24)
[quote=korana] toriko ianao fa manao mariage blanc koa ny fanontaniako hoe inn kay ny tena dikan'y mariage blanc satria izahay vita soratra soa amantsara tany Dago ary manana livret de famille bleu (reconnaitre ny mariage nay zany france)./quote]Inona no hatao hoe mariage blanc ?

-Ny mariage blanc de ohatra hoe io vadindry io nanaiky hoe hivady ianareo de rehefa mahazo paps ndry indrindra fa ny nationalité française de misaraka ! zany hoe endrika fotsiny io hoe mariage io fa tsy tena izy !

-Misy koa olona manao mariage blanc fa mandoha vola mihintsy !
-Misy koh ohatra hoe bevohoka le vhv nefa le rain-jaza heu...tena tsy fantatra de mangataka izy hanao mariage blanc @ olona mba juste hi-sauvény ny image-ny eo hanatrehan'ny fianakaviany (cas rare)

Ny fahafantarako ny mariage blanc de misy soratra vita io ! contrat zany ! nefa aloha miankina @ le olona nanao azy hiany fa vakio tsara ange io "jereo eto" nalefako io an!

48. korana ( 25/10/2006 13:34)

misaotra anao nanazava fa mazava tsara. ary hono hoy aho iza @ mpivady no tokony handoa ohatra ny EDF, Francetélécom, ny hetra trano sns... misy lalàna ve momba an'io?

49. rvoulah ( 25/10/2006 17:50)
korana< amiko die ianareo mivady no tokony mandoa ny charge rehetra mikasika ny zavatra na fananana iombonanareo.
tadiaviny ho enao indray angha no handoa anizany rehetra izany?
50. andry08 ( 25/10/2006 18:24)
Miara-mandoa ianareo roa.Vakio ilay livret bleu iny e! Misy ilay"Droits et devoirs respectifs des époux"
51. korana ( 26/10/2006 11:12)
rvoulah:

korana< amiko die ianareo mivady no tokony mandoa ny charge rehetra mikasika ny zavatra na fananana iombonanareo.
tadiaviny ho enao indray angha no handoa anizany rehetra izany?

tsy miasa aho, fa hoy izy hoe rehefa miasa ianao de alefa 100% ao @ compte joint ny karamanao, kanefa zao ange tsy hanatin'ny mpandova ny tranony e! satria efa nahavita trano izy alohany hivadianay koa ahoana kosa zahako no handoa ny impot d'habitation na impot foncière? ny volany any @ banky raha maty izy de tsy zaho no mahazo fa ny havany, de aona?

52. korana ( 26/10/2006 11:15)
andry08:

Miara-mandoa ianareo roa.Vakio ilay livret bleu iny e! Misy ilay"Droits et devoirs respectifs des époux"

mazava mihintsy hoe izay roa nefa raha ny fividianana zavatra ato an trano aloha izao de volany ihany satria tsy miasa aho, ary raha miasa aho ve de tokony homena azy daolo ny karamako? de izy no mitantana ny vola nefa ny karamy tsy mba hitako akory na 1 centime aza

53. andry08 ( 26/10/2006 12:01)
Tsia, izay anjara tokony haloanao no hataonao fa tsy ny karama rehetra izany.Azo hatao anie ny mifampizara ny dépense rehetra ao e! Ary arakarakin'ny azon'ny tsirairay haloha.
Fa mbola tsy any anie ny olanao raha tsy diso aho e!
Aza hadino aloha ilay mankany @ assistante sociale dia mitadiava asa haingana dia haingana raha azo hatao, avy eo vao hita ny hoe hijanona ka hi-participer @ ao an-trano na handeha dia hanangana fiainana vaovao.
Na izany aza dia mahereza foana fa izahay mahatsiaro sy mivavaka daholo ho anao.
54. korana ( 26/10/2006 15:35)

eny e! ny olana ko aloha izao de mbola tsy any fa efa nampetrany zany zay hoe raha miasa aho de ny karamako rehetra ankambana @ karamany, angaha tsy loza faharoa indray, nahazo taratasy aho zany nilazany sous préfécture miandraikitra ny permis hoe tsy hitany ao @ archive dago io ny permis de conduire de rehefa nanao recherche aho satria misy fianakam's any de ao tsara anefa, niantso an'ny sous préfécture fontainebleau aty aho hoe hitako hoy aho ny n° permisko any dago fa afaka mi relancer an'ilay izy ve nareo de tsy mety intsony hoy r'izareo fa tsy maintsy manala permis eto frantsa, malemy sy ketraka aho izay atao ity maneno sahona daolo. eny e handeha any @ assistante sociale aho rehefa tonga ny fotoana de misaotra mialoha e

55. korana ( 26/10/2006 15:38)
sambatra ianareo afaka mivavaka mivory, ny anay aty ny fiangonana atao fitsindihan'ny mpandalo fa tsy mba mpivavaka ny olona aty aminay. asa @ noely raha mba hanteriny hivavaka fa t@ herin taona de tsy nety izy:cry:.
56. korana ( 26/10/2006 15:40)
rvoulah:

korana< amiko die ianareo mivady no tokony mandoa ny charge rehetra mikasika ny zavatra na fananana iombonanareo.
tadiaviny ho enao indray angha no handoa anizany rehetra izany?

raha ny fahafantarako ny heviny de tsy tiany mihintsy aho manana vola an tànana. fa tsy maintsy fantany daolo ny zavatra atao na hividy inn na hividy inn.

57. andry08 ( 26/10/2006 16:12)
ka raha miasa anie i korana dia manokatra compte any @ banky e! koa tsy azony kasiana io raha tsy hoe ianao no mamela azy! Vaha-olana an! Mitadiava asa.
Tsy misy olona miasa izany aty frantsa ka tsy manana ny compteny.Aza miasa any @noir aloha fa ratsy io an! sady interdit ka raha tratra dia asa fotsiny. Ny déclaré ihany dia @ izay mazava ny resaka.
58. korana ( 26/10/2006 16:21)

efa mitady kandra mafy mihintsy zao. mafy zany. opératrice de saisie no asaka tany dago, koa sao de mba misy mahita nareo @ annonce départements 77, 75, 91, 94 mety amiko daolo misaotra indrindra
59. Fiffi ( 26/10/2006 18:08)
ka mahazo halalana hivoaka handehanana hiasa koa ve aloha ? na hoe hiasa ?
60. andry08 ( 26/10/2006 18:15)
Koa olon-dehibe ve io ry Fiffi de tsy ho azo sa misy sequestration koa ao?Hono ry korana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5611