mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary

21. korana ( 21/10/2006 17:45)
korana:

fijo:

manorata manokana amiko fa hafaka miresaka isika

ahona nefa no tokony ataoko hifaneraserana akaiky aminao, zao izy miasa ny 12h00-20h00 de afala miresaka tsara, fa rehefa tapitra ny 7 andro de miasa maraina indray izy

misaotra anao manokana fa rahampitso hariva isika miresaka fa miasa izy @ io. namaly ihany aho ao @ diaspora koa vakio de omeo ny hevitrao. matory izy de mangalatra manoratra aho koa tsy afaka mijanona ela. ny mailako sandriana_7@yahoo.fr

22. korana ( 21/10/2006 17:46)
sipagasy:

ngamba kosa tsy ...campagne ... ny tiany lazaina ny aminao fa compagne e!!!! samihafa mantsy ireo e!

eny e compagne, no tiako soratana e! azafady fa diso

23. andry08 ( 21/10/2006 17:46)
Fa aiza ianao no mipetraka?
24. andry08 ( 21/10/2006 17:46)
Mbola ato i korana io izao
25. korana ( 21/10/2006 17:48)
Fiffi:

grave koh zany hataon'ny vadindry zany an ? femme soumise ? fa mba hasiana limite hiany !
Raha zah aloha ny eo @ toerandry de mi-se révolta zah an! tsy hanaiky an'zany aho na inon-kidona na inon-kihantra klé !
Tandremo fotsiny fa raha efa tahak'zao ny fijaliana sao de lazainy hoe tokony hasiana zazakely eo an!

an an ny zazakely aloha tsy misy satria ny tiany raha sanatria ka manana izahay de mi participer (resambola io an) ny momba an'ilay zenf zany aho e, mampalahelo mihintsy ilay teo tsaina, de zahako sisa no mieritreritra no tsy hisiany e!

26. korana ( 21/10/2006 17:50)
andry08:

Fa aiza ho aiza ianao no mipetraka raha tsy mahadiso?

aty @ IdF aho fa tena ambanivohitra

27. korana ( 21/10/2006 17:51)
andry08:

Mbola ato i korana io izao

ie fa tsy maintsy miala aho ahandro sakafo fa mirava à 20h00 izy de à 10km misy anay ts'inona izy no miasa de vety2 kely de tonga

28. korana ( 21/10/2006 17:53)
korana:

andry08:

Mbola ato i korana io izao

ie fa tsy maintsy miala aho ahandro sakafo fa mirava à 20h00 izy de à 10km misy anay ts'inona izy no miasa de vety2 kely de tonga

izay aloha fa 2m1 indray e, tafatory aho teo fa reraka, de mbola mamerina fisaorana fa mankahery ny hevitrareo.

29. andry08 ( 21/10/2006 17:59)
:?::?::?:
30. korana ( 22/10/2006 12:27)
andry08:

:?::?::?:

an an! mba tafatory hoy aho omaly hariva de tsy afaka nitafa nalalaka isika.
fa ny tena blem zany de tsisy avenir mihintsy aho raha nandeha taty, tsy hoe hitady nationalité frantsay na hoe hitady harena de hitsaoka sanatria, fa tena nanaraka an'azy t@ fo madio sy hitia ny tokantrano vao2. izao no tena fandehany hatr@ 1° raha niala tany M/car aho an de efa nanontany momba ny asa aty raha mora mahita asa aho satria manana zanaka 2 aho any M/car vavy 1 21 ans de lahy 1 19 ans fa mbola mianatra sy sahaniko daholo, efa vita divorce tsara aho, ary ny ray ireo zaza ireo de vola 75.000 fmg no hameny hamelomana azy tsy ampy zany nefa kosa olona niasa aho metteur en page t@ société frantsay iray mandray 900.000 fmg/mois aho tany nandeha tsara na tsy manankarena aza aho, fa mba tady olona tiako sy tia ahy @ fiainana sisa aho. Koa raha nifankahita tao @ meetic.fr (site de rencontre) izahay le mois d'aout de nivady tany M/car ny 30/04/2005 ary niala tany ny 21/06/2005 ho aty frantsa. alohan'ny hanambadiana sy handehanana de nazava tsara ny resaka na ny projet nay ho ny ho avy nanontany aho hoe misy kandra ve aty ho aho de namaly izy hoe oui ampidiriko hiasa ao @ société (sucrerie à 10km misy anay io fiasana io) laborantine ianao, tonga taty nefa zaho de lazainy fa midéshonoré azy raha miasa aho, raha toa ka misy zavatra momba ny papier ko t@ année 2005 io de tsy mba mety mandeha izy, moa sendra misy problème foana ny voisinay de lasa izy mamonjy an'izay fa avelany eo aho. tsy mahazo mikasika four, micro onde, machine à vaisselle, fa lazainy fa lafo be ireo raha manadio trano de ao aoriana izy manara maso sao mbola misy vovoka na zavatra tsy voadio tsara. ny noel tato an trano irery aho tsy mba nahazo na rose iray aza, nefa izy tany @ fianakaviana nahazo 40 euro tsirairay ny havany, ny faran taona izahay mba niaraka tany @ zandriny. ny fete de mère raha mba nangataka gâteau aho de ady be, nefa io andro io ihany tonga avy nanadio fasan'ny reniny ny zandriny 2 miaraka @ vady aman janaka de nividianana gâteau be 9 personnes anakiroa, izy no manapaka ny fanasana lamba, ny zavatra handrahoana (sakafo), ny fandehanana miantsena (io moa ny volany izay tsy mba hitako mihintsy) no hentina, tsy mahazo miteny mba hividy an'iroa aho satria tonga de laviny tsara. raha mahita vehivavy de midonaka eo 3 mn à 5mn menatra be aho io na vehivavy 15 ans na 18 ans na 40 ans na 50 ans, nisy fotoana aza misioka an'ilay vehivavy mihintsy izy nefa eo aho. tsy mba mahazo vola izany aho, t@ ririnina t@ herin taona de mba nahazo akanko bà fa de zay mora indrindra sy tiany no vidiany. tsy misy ny maha olombelona anahako, sy tsy manan kery aho ato an tokantranonay, zay aho manana blem @ permis de conduire avadika ho permis internationale lazainy ny paf fa tsy hita any M/car (archive) ny permis ko de mbola manao fitadiavana manokana aho @ zany koa mila carte téléphone azo hiantsoana any @ izay mba tsy lany betsaka @ phone ato an trano. niasa 3 volana aho de 5/06-31/31/08 de mba misy vola kely de te hividy carte aho fa tsy afaka satria ny trano à 4km ny bus moa ny toerana à 20mn à 25mn misy ny trano, de mba miangavy hoe hividy carte phone tsy mahazo fa tsy maintsy manararaotra hoe misy zavatra atao afa akoatr'izay marina ny azy, nefa kosa izao izy mila manasa sary t@ annif (50 ans) izay nanasany olona 68 personnes nandaniana 4500 euros, ilay toerana à 1h misy anay no hanasana ny sary de mandeha tsara izy, ny tiako ambara, rehefa ny azy de oui fa rehefa ny momba anahako de non.
@ manaraka indray aho manoratra fa manjary lava loatra koa fanina eo ianao mamaky.
veloma de mbola mamerina fisaorana betsaka
miandry valiny inn no tokony atao?
31. korana ( 22/10/2006 12:32)
[quote=korana]
[quote=fijo]

32. korana ( 22/10/2006 12:35)
Ralay:

xxx Azo omena torohevitra tokoa ianao fa mila miresaka tsara ary mila ho fantatra tsara ny momba² izany blem-nao izany nefa moa ianao tsy dia afaka miresaka fa andefaso hafatra aho dia omeko torohevitra ianao fa efa nisy olona toa anao izao koa nahasoa azy ny torohevitra nomeko.
Mahereza e

miandry valiny inn no tokony ataoko?

33. Fiffi ( 22/10/2006 12:55)
mi-révolte raha zah no eo @ toeranao !
34. soanja ( 22/10/2006 13:00)
Tsara atao an-gazety any Mcar ity tantaranao ity (zany hoe tsy atao fantatra ny anarana na ovana mihitsy) mba hisaintsainan'izay mitady hanaraka ny lalanao. Mahereza hatrany. Tsy mora ny fiainana. Misy ny fantanenana ary indraindray poakaty. Ny hitako azo anampiana anao amin'ny torohevitra de hoe rehefa mahita hirika dia miasa/mianara ary manana independence. Aza miankina am'iza n'iza fa dia atoavy plan amizay hoe inona no ahafahanao miala amin'io situation io na dia miadana dia miadana aza ny hahatanteraka azy. Aza hadino ny mivavaka, manolotra ny olanao amn'Andriamanitra. Izy hanampy anao arakevitra. Misy foana ny fanantenana. Mahereza lalandava. Soanja.
35. korana ( 22/10/2006 16:08)
Fiffi:

mi-révolte raha zah no eo @ toeranao !

eny e! miady mafy mihintsy aho ato an trano, ary indraidray aza izy tsy mahita hamaliana anahako. fa enoy zany ry azo an damosina, indraidray ary aho tsy mety hanadio trano fa avelako maloto velona eo, izy mantsy raha jerena de lehilahy mazaka tsara ny trano na sehatra fanadiovana izany na inn na inn, moa izy koa raha teo nimpetradrery hatr@ nafahafaty an dreniny efa ho 13 taona lasa izay.

36. korana ( 22/10/2006 16:10)
soanja:

Tsara atao an-gazety any Mcar ity tantaranao ity (zany hoe tsy atao fantatra ny anarana na ovana mihitsy) mba hisaintsainan'izay mitady hanaraka ny lalanao. Mahereza hatrany. Tsy mora ny fiainana. Misy ny fantanenana ary indraindray poakaty. Ny hitako azo anampiana anao amin'ny torohevitra de hoe rehefa mahita hirika dia miasa/mianara ary manana independence. Aza miankina am'iza n'iza fa dia atoavy plan amizay hoe inona no ahafahanao miala amin'io situation io na dia miadana dia miadana aza ny hahatanteraka azy. Aza hadino ny mivavaka, manolotra ny olanao amn'Andriamanitra. Izy hanampy anao arakevitra. Misy foana ny fanantenana. Mahereza lalandava. Soanja.

misaotra an'i saonja mivavaka foana aho ato an trano na hisakafo aza, de mihomehy izy, fa mahatsiaro an'A/tra tokoa.

37. Fiffi ( 22/10/2006 17:07)
korana: raha zah no eo @ toerandry de miantso assistante socialy zah !
38. soanja ( 23/10/2006 05:02)
Korana, be dia be tokoa ny olona mihomehy amin'ny resaka finoan'ny hafa io. Tsy manahy izany fa izay no naman'ny fitsapana eto an-tany de ny fiadiana amin'ny satana izay mitady foana hevitra handemena ny fanahinao. Ny fivavahana anefa dia hitondra fanantenana ho anao fa matokia ahy. Andriamanitra manampy amin'ny fomba isan-karazany.
F any finoana kosa alo tsy miasa irery fa mila action koa. De ataovy foana izay mety mampiaraka anireo. Mahereza lalandava.
39. korana ( 23/10/2006 07:10)
Fiffi:

korana: raha zah no eo @ toerandry de miantso assistante socialy zah !

efa niantso mihintsy fa afaka tapam bolana vao mahazo RDV, satria isakin'ny 2 semaines zany izy vao mandalo aty @ mairie akaiky anahako aty.

40. rvoulah ( 23/10/2006 13:02)
miarahaba an'i korana
tohina ny foko namaky ny zavatra nosoratanao.
Sanatria hotrany oé tsy olombelona ilay vadinao , satria tsy mba manana fo mitemo na dia kely aza.Tena hotrany hoe esclave ny fotsiny enao.
Tsy dia manakambara betaka nefa aho fa ny mivavaka ho anao no azoko atao ary matokia "Andriamanitra tsy hanolo-bato mafana anao", fantany ny hahasoa anao , fa miandry fotoana fotsiny.Mahereza
rvoulah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877