mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary

61. korana ( 27/10/2006 06:17)
andry08:

Koa olon-dehibe ve io ry Fiffi de tsy ho azo sa misy sequestration koa ao?Hono ry korana?

mahazo mandeha miasa kah.

62. Fiffi ( 27/10/2006 06:46)
xxx:
hoe tsy mba manana autonomie zany e! tsy mba mahazo vagian'olona na havana aza, raha misy fandevenana ohatra eto @ tanàna de tsy mahazo mandeha, na koa hoe mandeha any @ tanàna hiasany de tsy mba hetina mihintsy,
noho ireo voalaza ireo no nahatonga ahy nanontany an'io an!

63. korana ( 27/10/2006 08:38)
Fiffi:

xxx:
hoe tsy mba manana autonomie zany e! tsy mba mahazo vagian'olona na havana aza, raha misy fandevenana ohatra eto @ tanàna de tsy mahazo mandeha, na koa hoe mandeha any @ tanàna hiasany de tsy mba hetina mihintsy,
noho ireo voalaza ireo no nahatonga ahy nanontany an'io an!

rehefa hoe ampidim bola de afa indray no fipetrany, zao izy lasa miantsena irery any de zahako ato an trano, tsy mba entina akory, tsy fantako hoe maninn izy raha hanontaniana tsy mamaly

64. Fiffi ( 27/10/2006 16:45)
ka maninona raha manao be loha tsotr'zao ? tondé manaraka azy fotsiny ?
65. korana ( 28/10/2006 09:14)
Fiffi:

ka maninona raha manao be loha tsotr'zao ? tondé manaraka azy fotsiny ?

koa raha mandeha miasa izy ry Fiffi de ahona? de mankaiza zany zahako? mihirahira ny hisaraka izy tato ho ato de inn no atao?

66. Fiffi ( 28/10/2006 17:32)
korana:
mihirahira ny hisaraka izy tato ho ato de inn no atao?
:roll::roll: ahoana koh zany ? hira hoe hisaraka isika ka handeha hifanahafatra
hifampi-tso-drano ary koa hifandao....

sa inona zany hirany zany ? :evil::evil: mba hafahafa koh zany vadinao zany an!

67. korana ( 31/10/2006 03:41)
Fiffi:

korana:
mihirahira ny hisaraka izy tato ho ato de inn no atao?
:roll::roll: ahoana koh zany ? hira hoe hisaraka isika ka handeha hifanahafatra
hifampi-tso-drano ary koa hifandao....

sa inona zany hirany zany ? :evil::evil: mba hafahafa koh zany vadinao zany an!

zao indray ary e! ovana ny tafa, zahako an misy blem momba ny permis de conduire, rehefa nanao ny démarche rehetra momba ny fanovana ny permis conduire gasy ho permis conduire frantsay an de nametraka sy nanaraka ny zavatra (démarche rehetra tokony ataoko aho tany @ sous préfécture Fontainebleau misahana ny permis) efa t@ volana décembre 2005 namaly rizareo t@ ity volana ity octobre 2006 io hoe tsy rehefa nandefa taratasy tany dago momba ny fikarohana ny permis de tsy nahita ny n° permis ko r'izareo tany @ ministera misahana zany any dago, kanefa nomarihandreo tsara fa afaka manao recours contentieux devant le tribunal administratif aho de nametraka an'izay aho omaly 30/10/2006, de rehefa nohazavaina ilay izy kay mitory tsy fantakao na ny sous préfécture fontainebleau aho na ny r'izareo any dago (ministera io), koa ny fanontaniana de tsotra tsy manakana ny renouvelement titre de séjour izay ny sous préfécture fontainebleau no miandraikitra ve io déposition ko any @ tribunal, satria mantsy ny partie adverse zao tsy fantako iza. zahako nieritreritra hoe ny tribunal no mikarakara ny momba ny échange permis ko.

68. Fiffi ( 31/10/2006 06:30)
zavatra hafa indray zany klé ! sady mahagaga satria firy ? firy ny ankizy tonga taty namadika ny permis-ny ho permis inter nefa mbola tsy naheno an'zany indray zah an!
Mino kosa aloha aho fa tsy misy hidiran'ny fahazahoanao ny renouvellement paps io satria enao ange manambady vazaha eh !
69. andry08 ( 31/10/2006 12:08)
Ianao to be taraina dia manova ny olana foana isan'andro.Ny permis dia azo hovaina raha ara-dalana.
Azo ny permis europeeen fa ny anao dia zavatra hafa!ny olona rehetra mankany @ prefecture dia mangataka permis europeeen.:)
Ny olana teo aloha dia ianao tsy afaka misafidy, mivoaka sns...Kay efa fantatrao ny tokony hatao!
Angamba tsy fantatrao ny tokony hatao nefa ianao ihany dia mahita kooh!
70. Fiffi ( 31/10/2006 19:12)
korana:
nandefa taratasy tany dago momba ny fikarohana ny permis de tsy nahita ny n° permis ko r'izareo tany @ ministera misahana zany any dago,
sao de permis fosika zany ? @ fomba ahoana moa no tsy hahitana an'io raha ara-dalana ny nahazahoana azy ?

71. fijo ( 31/10/2006 23:18)
izay vao voavaky.
ny permis tsy itako izay hidiran'ny fikarohana atao any mada.ny ahy koa gasy nefa vita teo no eo nony navadika.
tsy misy hifandraisany amin'ny fanaovanao taratasy io.
rehefa tonga any amin'ilay assistante socialy,dia avy dia mitenena aminy hoe za tsy hiverina any aminy intsony.fa hangataka divorce aho,ka tsy te hiara mipetraka aminy aho mandrampiandry izay.tsimaintsy manome hevitra hiantranoanao ireo.
milaza hitory anao manao mariage blanc izy,ka avelaohanao,fa ho hitany eo fa mifototra aminy io.
aza matahotra mihintsy.fa hafaka manampy anao tsara ny service socialy.
izay aloha fa aleo ho hita eo ny fizotrany
72. korana ( 01/11/2006 03:34)
fijo:

koa raha mangataka divorce aho de mety manao renouvelement de titre de séjour ve? zao mantsy tapitra @ 2/01/2007 ny titre de séjour.

73. Fiffi ( 01/11/2006 06:20)
hitombona hiany ny handraisana hoe mariage blanc raha ohatra ka hangataka divorce dien'zao ianao !!! surtout vao carte de séjour fotsiny no hanananao fa tsy CNI !
74. andry08 ( 01/11/2006 21:25)
Ny azo hatao dia mitady asa fa rehefa miasa tsy hisy olana io.Mety ho sarotra hoy i korana nefa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto hoy isika malagasy. Mahereza !
75. fijo ( 01/11/2006 22:31)
fiffi,non.raha tena mariage blanc tsy izao mihintsy no hangataka divorce fa miandry le taratasy aloha.profo io fa misy bonne foi.satria tsy zaka ny fitondrana de misaraka,fa tsy miharitra satria te ahazo taratasy.
tsy maninona amin'ny taratasy mihintsy izany.
ary raha miasa koa ka mbola ao,dia aza manaiky izany hoe handoa ny zavatra rehetra izany.raha azy ny trano hoy izy,dia aza mandoha ninoninona momba ny trano.na impot na inona.izay momba anao ihany jerena,fa efa tsy ankijery ny hafa io.raha mahavaly izany ianao,dia hiova hoazy izy.
76. Fiffi ( 02/11/2006 07:21)
fijo: ny mampiheritreritra ahy manko de zao: samy efa mahafantatra fa namoaka lalàna i sarko momba an'io fanambadiana io ! ny lalàna aza milaza fa raha manambady vazaha de tsy maintsy mody aloha le olona de any an-toerana izy no miandry ny hahazahoany paps zay vao afaka tonga aty !

Les mariages français-étrangers sont aussi dans le collimateur de l’actuel gouvernement, a-t-on appris. Dans l’actuel projet de loi, les étrangers mariés avec des Français devront obligatoirement retourner dans leur pays d’origine pour y attendre la délivrance hypothétique d’un visa long séjour.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44ed5f4e22473
77. korana ( 02/11/2006 08:17)
Fiffi:

hitombona hiany ny handraisana hoe mariage blanc raha ohatra ka hangataka divorce dien'zao ianao !!! surtout vao carte de séjour fotsiny no hanananao fa tsy CNI !

Tsy mifamadika ve ny hevitrao? koa raha tsy mahandry carte CNI ve zahako de hoe mitombona ny mariage blanc?

78. korana ( 02/11/2006 08:22)
andry08:

Ny azo hatao dia mitady asa fa rehefa miasa tsy hisy olana io.Mety ho sarotra hoy i korana nefa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto hoy isika malagasy. Mahereza !

ny assiter forum de recrutement aho de nahazo valiny rehefa ni déposer t@ agence intérim manpower t@ io forum io zany. any @ paris 14e ilay ilay toerana niantsoana aho ilay agence interim zany, rehefa niantso anahako t@ phone de efa noteniny daolo ny papiers tokony ho entina satria nataoko t@ anaran'i vadiko ilay anarana, nony rehefa tonga tany aho de vao nahita ahy ilay vazaha vavy de tonga de niteny mora t@ ilay collègue hoe non, fa hitako tsara ny fietsiny, de mody niatsara vela tsihy nanao interview tamiko no nasainy nameno paps aho. grave be koa ny fanavahana eto an! fa mitady foana aloha zaho e! enga anie mba ahita indray andro any.

79. korana ( 02/11/2006 08:26)
fijo:

fiffi,non.raha tena mariage blanc tsy izao mihintsy no hangataka divorce fa miandry le taratasy aloha.profo io fa misy bonne foi.satria tsy zaka ny fitondrana de misaraka,fa tsy miharitra satria te ahazo taratasy.
tsy maninona amin'ny taratasy mihintsy izany.
ary raha miasa koa ka mbola ao,dia aza manaiky izany hoe handoa ny zavatra rehetra izany.raha azy ny trano hoy izy,dia aza mandoha ninoninona momba ny trano.na impot na inona.izay momba anao ihany jerena,fa efa tsy ankijery ny hafa io.raha mahavaly izany ianao,dia hiova hoazy izy.

fijo, mci @ ilay hevitra fa zahako koa aloha tsy handoa ny momba ny trano mihintsy raha tahiny ka mikandra e! ary eo no mety hinanana an'azy raha mizizo izy

80. Fiffi ( 02/11/2006 15:57)
de mba nanao ahoana hiany aloha le tany @ assistante sociale ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1744