mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary

81. andry08 ( 02/11/2006 17:16)
Eny hoy aho!
82. fijo ( 02/11/2006 21:29)
fiffi an,ka izy anie ka tany no nalaina fa tsy hoe olona tsy nanana taratasy taty no nanao mariage e.tsy mihantra aminy izany ilay lalàna.
ary ny profo dia sahy nangataka hisaraka izy,na dia tsy mbola nahazo taratasy vazaha aza.za hadino,fa victime izy eto.
83. Fiffi ( 02/11/2006 21:59)
fijo: marina akia ny andry an! hay zay tokoa ny maha-samy hafa an'le nalaina tany sy ny efa taty na de efa nanana pas aza ! misaotra akia an! :):-*
84. fijo ( 02/11/2006 22:15)
za koa mba halaivo fa tsy mariage blanc ka;ataontsika mariage mainty
85. Zina ( 02/11/2006 22:55)
Na inona na inona no ataony ataoko fa tena mila temoin izy @ zavatra rehetra mitranga, ATOUT be ho azy io.. ka ilay assistante sociale no tokony ataony tsara hatramin'ny farany ...mila miresaka @ io mihitsy izy (urgent)
86. Zina ( 02/11/2006 22:57)
Adiniko tenan nalahelo be mihitsy namaky ilay tantara... Mivavaka ho anao aho.. ary aza adino ny fanaovana ny tsara fa ny panao tsara tsy mba very mande mihitsy na aiza na aiza...
Ny atahorako an'ilay rangaha maheno divorce mety ho vonoiny ny vadiny sa ahona oy nareo????
87. korana ( 03/11/2006 03:24)
Fiffi:

de mba nanao ahoana hiany aloha le tany @ assistante sociale ?

nanome toerana aleha izy ho hanaovana fitarainana de ho convoqué rangahanay rehefa avy eo.

88. Fiffi ( 03/11/2006 13:12)
korana: de nataonao zany io ?
fijo: heu.....raha mariazy maintsy zany kosa akia toa tsy ho lasa an! ohtran'ny hoe misaona zany klé !
89. fijo ( 03/11/2006 22:21)
korana ,tsara be izany vaovao izany.de aza miova amin'io fitakiana io,fa raha eo no mamotsitra dia vita.ataovy foana izay hifandraisana amin'ilay assistante io.
fiffi an,ny akanjo no mainty fa ny saina botsiaka ka
zina,tsy mino izany aho,satria efa fantany fa misy olona hafa izany mahalala ny zavatra misy
90. korana ( 04/11/2006 02:57)
fijo:

korana ,tsara be izany vaovao izany.de aza miova amin'io fitakiana io,fa raha eo no mamotsitra dia vita.ataovy foana izay hifandraisana amin'ilay assistante io.
fiffi an,ny akanjo no mainty fa ny saina botsiaka ka
zina,tsy mino izany aho,satria efa fantany fa misy olona hafa izany mahalala ny zavatra misy

ny blem zao de izy tapitra androany ny fiasana 4h à 12h, de repos 2jours avy eo miasa alina de 20h à 4h de totonl'andro izy ato an trano, tsisy fika handehanana satria lay toerana aleha à 45km ny handeha vélo lavitra no mangatsiaka ny andro.

91. Fiffi ( 04/11/2006 07:43)
korana:
tsisy fika handehanana satria lay toerana aleha à 45km ny handeha vélo lavitra no mangatsiaka ny andro.
korana: miala tsiny @ nao indray aho ny @ io hoe ny @ 45km ny toerana azo hanaovana an'le fitarainana an ! tsy mino an'io aloha zah an! satria zao ny antony !

-Na aiza , na aiza toerana misy anao de tsy maintsy misy ny mairie , tsy maintsy misy ny assistante sociale , tsy maintsy misy ny tribonaly , tsy maintsy misy....eny na de hoe somary lavitra aza ny tribonaly ! io de ekeko ! fa raha hoe toerana hitarainana zany an ! heu.....:wink: aza hadino fa eto frantsa isika ary ny zavatra tsy hataon'ny gouvernemanta ambanin'javatra mihintsy de ny "bienêtre" ho an'ny tsirairay ! zany no mahatonga ny fisian'ny 115 , 119 ect....ary na de any ambanivohitra faran'zay lavitra indrindra aza no misy anao de tsy maintsy misy ary efa conçu hisy ny toerana faran'zay akaiky indrindra ahazahoana hanampy ny olona @ zay olana mety hitranga !
Fa zany hoe à 45km zany kosa aloha de hialako tsiny fa tsy mino an'zany aho an !

92. Fiffi ( 04/11/2006 07:47)
hadinoko koa fa raha sanatria ka halavitra (somary halavitra) ny toerana zay ilaina handehanana tahak'zao de misy ny service zay hatolotrin'ny mairie fiara , fitanterana ho an'olona manana problème , ohatra ny olona hantitra , handicapé , ny tsy manana fiara sns....ary na aiza no misy anao , na aiza de tsy maintsy misy io !
93. korana ( 04/11/2006 08:26)

o! ry Fiffi, koa tsy lolo fotsy mitolombatana zany aho? olona conseiller municipal ao amnindreo ilay rangahy, de ho vety2 foana de hoe olon dratsy aho? tsy aiko e! mety essayer-na foana aloha e! aleo ho dinihina tsara io.

94. Fiffi ( 04/11/2006 09:02)
korana: tsy hoe olondratsy akory enao an! NON ! tsy niherireritra an'zany aho na de pitiny aza fa zao an !

-Tsy ny conseiller municipal no ahazahoanao renseignement momba an'io ! fa teto isika de niresaka momba ny assistante sociale ! samy hafa be ny handraikitrin'ny assistante sociale sy ny conseiller municipal ! ry zareo de tsy miditra @ affaire mikasika anao zao na de kely aza ! zay no nahatonga ny fisinan'ny assistante sociale !

-Tadidio koa fa ny rôlen'ireo assistante sociale ireo de indrindra ! indrindra ny hananampy ny olona takaha anao ! ny zavatra mahazo anao moa zany an !

-
95. Fiffi ( 04/11/2006 09:05)
hadinoko kely....

Tadidio tsara koa fa raha ohatra ka hoe any @ 45km no misy ny toerana azonao aleha hitarainana ! ny assistante sociale tsy hijery anao @ zao nefa efa fantany tsara ny zavatra manjoa anao , tsy misy fiara sns........(fa tsy ny conseiller municipal akory)
96. andry08 ( 04/11/2006 14:57)
Azon'ilay assistante sociale anie ny mi- se déplacer ao an-tranonao e! Angataho dieny izao (antsoy @ phone raha azo hatao). Ny service sociale dia manana ny fiara fampiasany.Aza matahotra be izany hoe conseiller municipal io rangahy io fa ny compétencen'io dia eo @ villagenareo ihany ary tsy hahasakana ny services sociaux mihintsy.
97. korana ( 05/11/2006 04:54)
Fiffi:

korana: tsy hoe olondratsy akory enao an! NON ! tsy niherireritra an'zany aho na de pitiny aza fa zao an !

-Tsy ny conseiller municipal no ahazahoanao renseignement momba an'io ! fa teto isika de niresaka momba ny assistante sociale ! samy hafa be ny handraikitrin'ny assistante sociale sy ny conseiller municipal ! ry zareo de tsy miditra @ affaire mikasika anao zao na de kely aza ! zay no nahatonga ny fisinan'ny assistante sociale !

-Tadidio koa fa ny rôlen'ireo assistante sociale ireo de indrindra ! indrindra ny hananampy ny olona takaha anao ! ny zavatra mahazo anao moa zany an !

-

zahako no tsy mahay manazava ry Fiffi, ilay assistante sociale efa hitako, de nanome toerana sy n° na phone izy bureau hafa mihintsy tokony hatoniko, io birao io à 45 km misy ahy, ny olona miasa ao tsy afaka mi déplacer, ny hanjarany ilay assistante zany vita, de ilay déplacement ko no manahirana anahako, ianao niteny hoe misy fiara manokana (mikarakara momba an'izany blem zany any @ mairie) zahako mamaly anao hoe tsy afaka miresaka @ izany @ mairie aho satria izy conseiller municipal, fantany maire mihintsy raha ny toetrany satria zaza niaranitombo r'izareo, ary minoa aho fa ny toetran'ny vazaha ambanivohitra de tena ratsy mihintsy, fa mpiaravelatsihy tsisy adi hevitra, efa mba nikaroka hoe raha misy manampy ny manodidina fa non UMP daolo de mba eritrereto @ zany ny misy ahy, ary ilay rangahy an tsara fanahy be mihintsy @ mpiara monina de mizara vola any atsy sy eroa, tsy manankarena be izy fa tia manome atao hoe pour boire zany. mba efa nitaraina ihany aho, fa toa zahako indray no kondrana.

98. korana ( 05/11/2006 05:00)
andry08:

Azon'ilay assistante sociale anie ny mi- se déplacer ao an-tranonao e! Angataho dieny izao (antsoy @ phone raha azo hatao). Ny service sociale dia manana ny fiara fampiasany.Aza matahotra be izany hoe conseiller municipal io rangahy io fa ny compétencen'io dia eo @ villagenareo ihany ary tsy hahasakana ny services sociaux mihintsy.

eny e! efa nifankahita zaho sy ilay assistante sociale ary fantako mihintsy zany ary nazavainy ilay assistante sociale tsara, koa ny raha2 izao de efa miakatra ambaratonga fa tsy mijanona eo aminy, koa service hafa indray zao no mandray ahako, ka ilay déplacement no blem ko zany zao. tsy afaka manao appel @ fiara mairie zany aho.
99. tywa68 ( 05/11/2006 11:32)
Korana, tena miaiky anao aho maharitra an'izany rehetra izany ! mitondra anao am-bavaka !
100. kitjo ( 05/11/2006 12:29)
ka inona ndray ilay servic andefasany anao io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.187