mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary

1. xxx ( 19/10/2006 08:54)
manaonn daolo
vao vety2 no nahazo ordi, koa manararaotra engana milaza ny fiainako aty. mafy ny mahazo ahy fa gasy aho nanambady mena sofina, mimpetraka aty ambanivohitra be mihintsy aho, de mijaly be koa inn ny hevitra atafavoana @ zao, fa mbola mahazo mijanon eto frantsa ihany, vao 14 volana no nahatongavako teto, ary 2e demande na titre de séjour aho zao fa vao ny 3 mois récépissé no azoko zay tapitra ] volana 2 janoary zao.
misôtra zay manome hevitra
novalian'i sitlo ny 16/03/2007 15:57
2. Fiffi ( 19/10/2006 18:13)
xxx: fa inona no mampijaly anao ? le hoe nanambady menasofina ve sa le hoe mipetraka any ambanivohitra ? sa momba ny paps ? tsy azoko an!
3. andry08 ( 19/10/2006 18:55)
Hatafavoahana @ inona aloha e!
4. dailynews ( 19/10/2006 19:22)
raha ny fahitako anao izao hoe manoratra haingana eto amin ny ordi izany, angamba tsy mahazo manoratra eto ihany koa ianao fa tsy avelandramose mifanerasera amin ny olona hafa? ...tohizo aloha ny resakao fa sahirana izahay maminavina hoe inona marina no manjo anao vao afaka tena manome hevitra.
5. fijo ( 19/10/2006 21:51)
manorata manokana amiko fa hafaka miresaka isika
6. Fiffi ( 20/10/2006 05:44)
xxx:
manaonn daolo
vao vety2 no nahazo ordi, koa manararaotra engana milaza ny fiainako aty.
satria tsy misy liberté mihintsy nga ?


7. xxx ( 20/10/2006 15:41)
hoe tsy mba manana autonomie zany e! na ny mandeha miantsena aza de izy foana no mimbaiko ny zavatra vidina, ny ato an trano tsy mahazo mikitika na inn na inn, fa de manadio de mahandro de matory de manao ny adidy @ alina, tsy mba mahazo vagian'olona na havana aza, raha toa ka misy izany de izao no miantoka na zava pisotro handraisana ny vahiny (namana na havana), raha misy fandevenana ohatra eto @ tanàna de tsy mahazo mandeha, na koa hoe mandeha any @ tanàna hiasany de tsy mba hetina mihintsy, ny tena nefa tsy miasa, na marary aza de izy no miteny raha handeha dokotera na tsia, nefa raha vao izy no marary de tonga de mandeha, raha sendra mifanena @ namany zay raha mandeha miantsena de lazainy fa campagne aho. nefa raha niala tany dago de kanto ery ary efa nanontany zavatra betsaka aza aho, oh. rehefa tonga any ve aho de mba mahita asa? de hoy izy namaly hoe afaka ampidiriko ao orin'asa hiasako ianao, nefa nony tonga taty de lazainy fa déshonoré azy ny fiasako ao @ ilay orinasa hiasany.
8. korana ( 20/10/2006 15:45)
fijo:

manorata manokana amiko fa hafaka miresaka isika



misaotra anao manokana fa rahampitso hariva isika miresaka fa miasa izy @ io. namaly ihany aho ao @ diaspora koa vakio de omeo ny hevitrao. matory izy de mangalatra manoratra aho koa tsy afaka mijanona ela. ny mailako sandriana_7@yahoo.fr


9. Fiffi ( 20/10/2006 16:19)
korana: ianao zany io xxx io an ?
Fa nga tsy mba nahafantatra ny toetrany ianao na dia kely aza alohan'ny nanambadianao azy ?
10. sipagasy ( 20/10/2006 16:32)
ngamba kosa tsy ...campagne ... ny tiany lazaina ny aminao fa compagne e!!!! samihafa mantsy ireo e!
11. andry08 ( 20/10/2006 16:45)
xxx, aza tapahina aloha ny contact-nao eto @ serasera, sao mba misy azon'ireo namana hatao ihany.
Dia fenoy ilay momba anao na dia maika aza.Mahereza !
Efa hatr@2005 ianao no teto ka aza tapahina.
12. Ralay ( 20/10/2006 17:05)
xxx Azo omena torohevitra tokoa ianao fa mila miresaka tsara ary mila ho fantatra tsara ny momba² izany blem-nao izany nefa moa ianao tsy dia afaka miresaka fa andefaso hafatra aho dia omeko torohevitra ianao fa efa nisy olona toa anao izao koa nahasoa azy ny torohevitra nomeko.
Mahereza e
13. Fiffi ( 20/10/2006 17:13)
grave koh zany hataon'ny vadindry zany an ? femme soumise ? fa mba hasiana limite hiany !
Raha zah aloha ny eo @ toerandry de mi-se révolta zah an! tsy hanaiky an'zany aho na inon-kidona na inon-kihantra klé !
Tandremo fotsiny fa raha efa tahak'zao ny fijaliana sao de lazainy hoe tokony hasiana zazakely eo an!
14. fijo ( 20/10/2006 22:03)
esclavage moderne io ,ka azo atakena tsara.aleo fa hanoratako ianao ,de anyisika miresaka
15. Fiffi ( 21/10/2006 07:58)
misy lalana mazana be mifehy an'io an!
Article 1er :
Définition de l’incrimination de traite des êtres humains et des peines de prison et d’amende qui la sanctionnent.
http://www.assemblee-nationale.fr/11/dossiers/esclavage_moderne.asp
16. Fiffi ( 21/10/2006 07:59)
http://www.assemblee-nationale.fr/11/dossiers/esclavage_moderne.asp
17. korana ( 21/10/2006 17:32)
fijo:

esclavage moderne io ,ka azo atakena tsara.aleo fa hanoratako ianao ,de anyisika miresaka


De misaotra famiandry ny hevitrao aho, de hietsika. tsy maintsy ho mangana ny diha tongotra indray zany

18. korana ( 21/10/2006 17:40)
Fiffi:

korana: ianao zany io xxx io an ?
Fa nga tsy mba nahafantatra ny toetrany ianao na dia kely aza alohan'ny nanambadianao azy ?

oadray, tsara fanahy be mihintsy izy, ary tena tsy noeritreretiko mihintsy hoe manana toetra ratsy hoatr'izany. hitanao mila manao formation civique sy linguistiques ary information vivre en france zao zany ny 14/11/2006 de tsy nety nandeha nanatitra izy satria nila azy ny voisin nay, nefa ilay toerana hanaovana an'ilay formation de à 2h30mn misy ny trano de nateriny tany @ vadin-jandriny lahy aho de io olona io no nitondra aho tany @ ilay toerana hanaovana formation.


19. andry08 ( 21/10/2006 17:43)
Fa aiza ho aiza ianao no mipetraka raha tsy mahadiso?
20. korana ( 21/10/2006 17:43)
Fiffi:

xxx: fa inona no mampijaly anao ? le hoe nanambady menasofina ve sa le hoe mipetraka any ambanivohitra ? sa momba ny paps ? tsy azoko an!

momba ny paps; hitanao lazain'i zandriny vavy aho hoe izy io ange tsy vonona hanambady akory fa raha izaho ianao de misaraka aminy. tsy azoko satria izy tonga tany M/car nanao mariage avy mbola niantokoa billet avion AiR FRANCE ho ahy handehanako aty. ny vola rehetra any @ banky de natoany @ anarany zandriny raha sanatria ka maty izy, sy ny fananana rehetra, koa ny resam-bola aloha tsy maninn na de miafy mafy aza ato an trano, raha mandeha vacances izy de tsy mba misy sakafo ho ahy ato an trano. de vola 30 euros fotsiny no mba nanjanony ho ahy


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3528