fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

101. fijo ( 26/09/2006 22:01)
angie ,iza indray no hodakandry any kle??????
102. sasa ( 27/09/2006 05:03)
mamzelkely sakafo inona ary no hatao ho anjy akia? tanjemo sao d hoe hitondrao gilasy eo =))=))=))
103. mamzelkely ( 27/09/2006 06:56)
sasa :lol: za nefa vô saika za mits no holazaiko :lol::lol:
104. watafon ( 27/09/2006 16:04)
fijo: sô d mbo za kle ! :-D:-D
mamz : :-D:-D:-D
105. Angie ( 27/09/2006 17:45)
watafon: elah zao alou no omena :-*
fijo: omena lesona :idea:
mcz: omena daka be :P
zoky ravato: omena salade :miam:
...
ny sipa: omena voninkazo (l)
106. fijo ( 27/09/2006 21:33)
kay le ,fa naninona indray ary le virja kle
107. dailynews ( 27/09/2006 22:59)
tsara omana be nareo, tahakizay aho tany ihany koa. ny vakansy mahajanga aloha mbola 2007 e, iza no mahalala?
108. mimich ( 28/09/2006 06:01)
28 septembre -28 octobre : amin'ny 1 volan'ny androany ny hanaovana ilay excursion (io aloha no akaiky indrindra). Koa dia mbola mamerina ny fanasana antsika namana rehetra tsy ankanavaka ho avy amin'io fotoana io ampahatsiahivina kely eto fa toy izao ny mombamomba ny fandrindrana sy ny fandahatampotoana:


Ny toerana : Vontovorona
Fiaingana : amin ny 08 ora maraina eo ampitan ny colas na eo amin'ny arrêt SOLIMOTEL eo Anosibe.
Sarandalana : 1 500 ariary na 7 500 fmg mandroso sy miverina

Sakafo : samy mitondra ny sakafony sy ny zava pisotrony araky ny efa mahazatra ihany .

Fandaharam-potoana amin 'io andro io :
Maraina : lalao iombonana : efa misy tompon'andraikitra mikarakara izany ary irina koa ny handraisantsika namana reetra amin 'izay.
Mitatao vovonana : miara misakafo
Ny tolak'andro : brochette party
Ora fodiana amin ny 05 ora hariva (17h)


109. sasa ( 28/09/2006 06:28)
mimich efa betsaka aloha no nandefa hafatra taty amiko milaza ny handé akia.:-D:-D:-D
110. nyeja ( 28/09/2006 06:30)
salut daholo ianareo
ho avy any za e , fa tena ela aho tsy mba nandeha fitsangatsanganana izany sady tiako koa ilay mba miaraka amin\'ny namana rehetra eto, tsy hohadinoko ny tononkalo ho anareo an dia misy kilalao vaovao ho antsika hovimbiniko an , any daholo mahita azy isika rehetra fa dia samia tonga izany e e .
Ny Eja namanareo
111. mamzelkely ( 28/09/2006 06:33)
mila miteny alou be angah akia ry sasa ra hande :roll: de mahazo mitondra olona hafa mo :°)
112. watafon ( 28/09/2006 10:45)
angie : aleoko ksoa alou :-* toy zay lesona e ! :-D
113. fijo ( 28/09/2006 21:45)
mamzely,fa le any mahajanga mahazo mitondra sipa hafa ndry ka.
114. kanto1 ( 29/09/2006 07:15)
Miarahaba ny namana rehetra ny tenako, dia mirary manokana ireo faniriana rehetra.
Misaotra manokana an ireo mpikambana sy mpandrindra ny hetsika serasera namana dago, ary de mankasitraka tokoa,
Hanomana programme dia ny izao moa zany ny tenanay, hiezaka hanatrika an io fihaonana any njanga io, hiezaka woa , satria on sait jamais .
Dia mankasitraka mankatelina antsika jiaby
Kanto:-*
115. sasa ( 29/09/2006 13:03)
kanto d manantena an\'lah koa izany izahay namana dago
afaka mitondra fiara koa elah raha ohatra ka te-ho tangenanay :-*:-*:-*
mimich mihamitombo ihany izany ekipa ho any jangil izany e!=D=D
116. nomenaj ( 29/09/2006 16:23)
ravatorano:

ary lasa lavabe kle nefa efa nafoheziko araky izay poitrineko
d manentana atsika hatrany eh
saotsé

Bonjour!
mba haotany kely azafady;ny amin'ilay fitsangatsaganana eny votovorona;mila misoratra anarana mialoha ve sa ahona?dia aiza no misoratra anarana?ZAY AIHANY ANGAMBA NO FANOTANINA FA DI AMISAOTRA MIALOH.
James.

117. mbaliana ( 29/09/2006 18:03)
hiihihhi ny tena anaran'i nomenaj kay James.. faly mahafantatra o..lol
118. fijo ( 29/09/2006 21:22)
ndry koa "mba liana "an
sasa sy mimich an,mba arao maso kely anie mamzely io any sao latsaka andrano e.
119. mimich ( 30/09/2006 07:48)
nomenaj> ny fitsoratana anatrana tsy misy ka!!! , fa rehefa vonona ianao de mamonjy ilay toerana nolazaina voalaza etsy ambony hoe ifanaovana fotoana hiaingana miaraka. Raha ohatra moa ka tsy dia hitanao loatra ilay toerana dia afaka miantsy ireo finday efa mipetra aeo ambony ireo ihany koa , na amin'ny andro andehanana na mialoha , ahafahanao manao ny fifandaminana.

Dia manantena ny fahatongavanao.


fijo> :-D:-D:-D:-D:-D , aza matahotsa , minoa fotsiny ihany fa sty latsaka an-drano zany io
120. watafon ( 30/09/2006 15:45)
fijo: mahay milomano letsy izy na latsaka aza an ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.625