fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

41. mandrindra ( 19/09/2006 07:23)
sasa, misaotra mialoha fa tsy ho adino izany e.raha vao voafaritra ny daty dia hilazana e.
42. naritsimba ( 19/09/2006 07:28)
diamondra27> raha ilay @ 2007 dia azonao atao tsara mihitsy ny mamantana any aminay e, malalaka ny trano, misy firy nareo hanomanana ilay tsihy?
43. infinity ( 19/09/2006 10:47)
Tena hevitra mahafinaritra tokoa izany ( aout 2007), misy hodinihina tsara sy hanomanana arakizay mampety!!
44. mamzelkely ( 19/09/2006 12:07)
sasa hitatsik eo akia aa aleo atao sirpiz :°):-D:-D
45. mimich ( 19/09/2006 13:00)
mamz> aza atao surprise zany de am zay njy mena glasyyyyyyyyyyyyyyyyyyy misy chololat :-D
46. watafon ( 19/09/2006 17:39)
mamz: za tsy hande ra tsy mande njy ! :cry: :-D:-D
47. blanche07 ( 19/09/2006 18:40)
slt nareo an!

dia io zany pro 2006 sy 2007 fa manantena ny fahatongavany maro satria efa nihezaka mafy ireo mpikarakara nanomana ny calendrier.
dia manantena ny fahatongavany namana taloha sy ny vao2, satria dia tena misy ny ambiance rehefa tonga ilay fotoana!
48. blanche07 ( 19/09/2006 18:45)
glou:

sll raprez!
fa ireo olona 20 fa efa tena sur hoe ande sa mananihany fotsiny, satria ireo fionana ireo tsy sagisagy fa tena matotra be.
de faly miarahaba anareo njay ny tenanay eh, efa ireo moa zany ny fandaharam_ potoana ka dia miandry antsika indray izany , angamba tsy misy tsony ny excuse hoe atomotra loatra na tsy mahazo congé sns @ ireo fihaonana ireo fa efa misy firy mois d' avance ka dia manantena fa ho avy daholo isika rehetra , ny namana mpiaraka matetika sy ny mpandeha fihaonana dia efa misy efatra ambinifolo 14 no efa niantso ahy ankoatry ny mpanomana ka efa eo @ 20 eo zao ny isa ny olona milaza handeha @ ilay excursion ka dia miandry ny sasany eh, tsiky dia ampy

sasa sy mimich avy njay nareo roa an!:x



49. fijo ( 19/09/2006 22:21)
le virja ny aout aloha dia hoavy ka.sady any amin'ny tanana nahabe ka tsimaintsy hoafaka.
fa fanontaniana kely.raha mitondrafiara ve tsy olana?
50. fijo ( 19/09/2006 22:38)
efa hitako sahady le any mahajanga kle.karakôry eeeee
51. naritsimba ( 20/09/2006 06:31)
fijo> tonga dia Boeing entina dia @ izay mora ny frais eh!
52. ravatorano ( 20/09/2006 07:24)
sendra mandalo cyber d manokatra kely an ity fa za io tsy any amin ny anantà amizao ary dia misaotra anareo namaly sy nandray anjara mavitrika amin ity forum ity .
anarim< diso tokoa aho fa 80 000 ariary ny 400 000 fmg fa ialako tsiny ary isaky ny olona io sauf hoe papozy tsy mandoa fré .
any mahajanga zany mafana tsara amin io zany hoe temperature ambiante eh ao amin ilay ilavana anazy tsara miitsy
fens
53. mamzelkely ( 20/09/2006 07:44)
fijo:

raha mitondrafiara ve tsy olana?



ts olana ka za ko manko hijapy am ravirja zany ko :-D:-D

watafon:

mamz: za tsy hande ra tsy mande njy !


ôka aza fa ande za eee de miaraka tsika zany :°)
54. mimich ( 20/09/2006 09:12)
fijo> ny tena faniriana aloha dia ny hiarahan'ny rehetra ee , anaty fiara iraisana sns, fa ho hita eo ihany, mety tsy haninn angamba
55. watafon ( 20/09/2006 10:16)
mamz: wéééééé !:-D:-D:-D
fijo: le @ 28 zao moa zany resahanlà sa le @ août ? lol
56. mimich ( 20/09/2006 11:05)
wata> :-D:-D:-D aout kosa angamba hoy aho!!!
(tena mbola any anaty ala marina izy zany fa tsy mahazo réseau tsara:-D:-D)
57. booboo ( 20/09/2006 11:30)
mamzelkely > aaaaahahahahahahahahaha, hifampijapy ny virja lé !
58. sarobidy ( 20/09/2006 11:37)
defa any zany mihaona e
59. mimich ( 20/09/2006 12:14)
sarobidy> ok , raisina an-tanan-droa aky ny avy any ttve ahh :-*
60. mimich ( 20/09/2006 12:16)
sarobidy> ok , raisina an-tanan-droa aky ny avy any ttve ahh :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5084