fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago
1. ravatorano
(
17/09/2006 08:19)
Faly mihaoana aminareo indray amin ny alalann ity lohahevitra ity :D
Omena anreo eto izany ny fiketrehena ny fety sy fihaonana ary ny asa hatao ho an ny namana serasera Dago , fandaharam-potoana hatramin ny volana Aogositra 2007 izy ity :wink:.
1 - Excusion : Fitsangatsanganana eny Vontovorona ny 28 Octobre 2006
Ny toerana : Vontovorona
Fiaingana : amin ny 08 ora maraina eo ampitan ny colas na eo amin\'ny arrêt SOLIMOTEL eo Anosibe.
Sarandalana : 1 500 ariary na 7 500 fmg mandroso sy miverina
Sakafo : samy mitondra ny sakafony sy ny zava pisotrony araky ny efa mahazatra ihany .
Fandaharam-potoana amin \'io andro io :
Maraina : lalao iombonana : efa misy tompon\'andraikitra mikarakara izany ary irina koa ny handraisantsika namana reetra amin \'izay.
Mitatao vovonana : miara misakafo
Ny tolak\'andro : brochette party
Ora fodiana amin ny 05 ora hariva (17h)
Io zany aloha no hetsika akaiky injinja ry namana isany koa manentana antsika reetra ho vory lanona amin io mba hifankahalalana bebe kokoa ^:^
2 - Fambole-kazo sy fifampiharabana tratry ny taona 2007 : ny 03 Febroary 2007
Io zany dia tohin ilay fambolen-kazo natao farany teo ary tsy maiintsy karakaraina moa izany ary amin io no fotoana hanosoana ny maty ary koa hanitarana ihany koa ny ho volena.Aza hadino fa amin io koa izany no hifankahita indray isika mpinamana ato amin ity trano kala ity ka hifampiharahaba tratry ny taona 2007 .
3 - Vacance août 2007 : semaine du 13 au 19 août 2007
Io zany ilay herinandro natao hiharahana any amoron dranomasina ho antsika namana rehetra ary defa nalefa aloha b izy tiy mba hahafahan ny be sy ny bobaka mihomana ary ky ny sosokevitra nalefanareo taty aminay ihany.Ny fandehan izy io dia toy izao :
Toerana : Mahajanga
Fotoana laniana any : herinandro
Ny sarampitanterana + fiantranoana + sakafo
frais de transport + hébergement + sakafo dia eo amin ny 20 000 ariary isaky ny olona iray eo na 400 000 fmg/pers rah tsy misondrotra ny frais.
Efa tomobana ary efa vita omana ny fandraisna any eo amin ny lafiny trano sy ny logistique mikasika ny sakafo;fatoriana sns...
Izay ny amin \'iny :wink:
Eo anelanelan ireo fotoana ireo dia haverina indray ny fihaoanamahazatra fnaao taloha ireny dia ny fiarahana misakafo,mijery film;mijery vazo sy kanto ; ary koa fiarahana mivavaka izay tena ialaina miitsy aryu nangatahin ny be sy ny maro.
Aza hadino koa fa amin ny fahatongavan ny Jeux des Iles eto dia hisy koa ny fiarahan ny namana hijery sy hanatrika izany fety zany.
Ho antsika namana rehetra tsy anakanavaka ity fihaoana ity ary raisina ampanajana ihany koa ireo namana avy any ampitan dranomasina raha mandalo eto ka hiaraka hanao ny hetsika miaraka amitsika eto Dago satria namana serasera iray ihany iska rehetra e
HO an izay mila fanazavana fanampiny na koa hanolotra ny fandraisany anjara amin ireo hetika atao ireny izany hoe hanome ny frais-ny dia tsara raha miantso na mametraka hafatra mivantana amin ireto olona voalaza manaraka ireto :
ravatorano 0320459118
glou 0320416886
mcz
blanche
mimich
voahirana
sasa
raha toa koa misy sosos kevitra dia azo atao tsara ny mametraka izany eto amin ny forum ary tsara lazaina dieny mialoha fa na namana folo aza tonga amin ireo hetsika ireo defa tongotra mby andakana izy ty roso tsa m\'pody kouh ah :-D:-D:-D
Farany manainga antsika namana reetra eto Dago izany handray anjara voalohany indrindra amin ilay fitsangatsantgana amin ny 28-10-2006 ho avy izao atao e,ny Vontovorona e
tsiky dia ampy
ny mpiketrika
namana serasera Dago
^:^^:^^:^^:^^:^

répondu par mbaliana le 04/01/2007 17:20
2. ravatorano
(
17/09/2006 08:20)
ary lasa lavabe kle nefa efa nafoheziko araky izay poitrineko
d manentana atsika hatrany eh
saotsé
d manentana atsika hatrany eh
saotsé
3. fasaly
(
17/09/2006 08:35)
hummmm! milay be kou zany pro nareo any antoerana any zany a! zahay mou lavitra njay de tsy ho afaka amzany fa mahavità be de mahazoa ambiansy dool:wink::-*:-*:-*:-*de aza hadino ny sary toy ny mahazàtra sy ny tatitra e:wink:
4. hery
(
17/09/2006 08:42)
fasaly> Raha mandeha any Dago amin'ny volana aogositra 2007 dia ataovy mitontona amin'io daty io e.
5. fasaly
(
17/09/2006 09:26)
hery fangah moa 2007 io?????ary hevitra tsara zany ka!:P toa 2006 io voasoratra io kou:roll::roll:
7. fasaly
(
17/09/2006 09:36)
:-D ah ok! ka zà lava be lay izy de zay tena daty no nojereko:wink::-*:-*:-* msotsa e! d'efa homanina zany ny pro 2007 an! i hery koun ngah mikasa handeha am fiaoanana 2007:wink: de raikitra ndray ny surprise zany:-D:-D:-D
8. fasaly
(
17/09/2006 09:39)
hummmmm! zay vao hitako ka! zà kou tena jamba mitsy fa sady zay ndray any amorondrano ndray lay izy de hisy azy ny lomano sy ny manao anaty rano amin'io fa tsy ririnina be ve amzany tsy hangitsy ????:cry:tsisy hitsofoka anaty rano akory angamba.....aleo asina manangombla dieny zao fa ho lafo be ny frais amzany jeux des iles zany:x
9. fens
(
17/09/2006 09:55)
[quote=ravatorano]
Fiaingana : amin ny 08 ora maraina eo ampitan ny colas na eo amin\'ny arrêt SOLIMOTEL eo Anosibe.
[quote=ravatorano]
efa lasa MOTEL izy zao fa tsy io tsony!

10. fens
(
17/09/2006 09:59)
devoaray io ary de atao anaty rakitadidy amzay tsy misy misongona tsony e!
fa so de misy bizna kalou any hiketrehana io 400.000 amin'ny ertaona io e!:lol::lol::lol:

11. pitoussy
(
17/09/2006 10:08)
hummmmmm! mety ho avy le @ 28 oct io ka ; kalou amboarina tsara ny pgm
raha mbo le tany amorondranomasina zao ny amin'io an ,tonga d sur fa tonga :D:D:D

13. fasaly
(
17/09/2006 10:22)
pitousy de am heritaona zany no mande any amorondranomasina kou:wink: sur fa mety ho tonga amzany:wink::-*:P
14. Fiffi
(
17/09/2006 10:43)
ravatorano:ravatorano: nga akia efa mafana any @ io ? satria ny aty ivelany aloha tena mbola été be ! noheveriko hoe raha été ny aty ivelany de ririnina ny any ?
3 - Vacance août 2007 : semaine du 13 au 19 août 2007
Io zany ilay herinandro natao hiharahana any amoron dranomasina ho antsika namana rehetra ary defa nalefa aloha b izy tiy mba hahafahan ny be sy ny bobaka mihomana
17. sasa
(
18/09/2006 04:39)
Faly miarahaba an'i zoky ravatorano, d saotra nametraka an'le calendrier.
Io izany no vokatry ny ketrika d manantena antsika namana rehetra tsy ankanavaka,sady efa niezahana natao aloha be izy io ka samia mandamina ny program fa milay be io fihaonana io, indrindra moa fa ity misy brochette party ity no tena tsy hahafoizako azy.
Fiffi majunga anie akia ka mafana foana e! hafa Tanà sy Antsirabe,tena perioden'ny vakansy masaka be amin'io, afaka milomano tsara mintsy.

18. fasaly
(
18/09/2006 05:29)
hummmmm! efa tsara lamina ky zany sasa fa de hiaraka aminjy any jangil zany am 2007!:wink::P:-*
19. diamondra27
(
18/09/2006 06:15)
fiffi::)ka le fianakaviana nge hitandry ihany e!
indraindray aleo mivahiny @namana toa an'i "sarobidy" :wink: toy izay ho any @ fianakaviana . Sady hoe: raha hanao fandalovana izany , hummm lazain'olona fa rehefa misy intérêt eo vao makany aminy de mahasosotra.
Ilay mba miresadresaka sy mitafa manko nge no tena tsara rehefa manao fandalovana toa izao e!
Hafa indray ny fandehany raha hoe: vacances une semaine @ fianakaviana no programme
sa ahoana?
:-*:-*

20. naritsimba
(
18/09/2006 06:21)
Misaotra ravatorano @ fampitana ny fandaharam-potoana.
Ilay @ 28 Oktobra 2006 dia miala tsiny fa JMCE io ho anay ato am-piasana, ka @ maha tompon'andraikitra voalohany ahy dia tsy afaka hamonjy an'io fitsangatsanganana io, fa dia mirary anareo hahatontosa soa aman-tsara e!
Ny 3 fevrier 2007 dia fotoam-panokafana ny taom-pianarana kabary 2007 io ho anay ka ho hita eo ny fandaminana fa aleo aloha milaza hoe tsy afaka hatramin'izao;
Ny fandehanana any Mahajanga dia inoako fa afaka aho @ io fotoana io. Ny irariana dia tsy hisy sampona, koa dia aleo hanangom-bola zany.
Dia mirary serasera milay foana eh!