fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

21. mimich ( 18/09/2006 07:21)
Fiffi:

ravatorano: nga akia efa mafana any @ io ? satria ny aty ivelany aloha tena mbola été be ! noheveriko hoe raha été ny aty ivelany de ririnina ny any ?




fiffi> zay no anaovana azy any mahajanga satria any mafana foana , na dia mbola ririina aza ny aty.
22. mimich ( 18/09/2006 07:35)
ravatorano:


HO an izay mila fanazavana fanampiny na koa hanolotra ny fandraisany anjara amin ireo hetika atao ireny izany hoe hanome ny frais-ny dia tsara raha miantso na mametraka hafatra mivantana amin ireto olona voalaza manaraka ireto :
ravatorano 0320459118
glou 0320416886
mcz
blanche
mimich
voahirana
sasa
raha toa koa misy sosos kevitra dia azo atao tsara ny mametraka izany eto amin ny forum ary tsara lazaina dieny mialoha fa na namana folo aza tonga amin ireo hetsika ireo defa tongotra mby andakana izy ty roso tsa m\'pody kouh ah :-D:-D:-D





fanamarihana kely fotsiny : ilay blanche voalaza eto dia blanche07 ny ps raha toa ka hafatra no alefa , misy blanche maro2 mantsy ato ka sao mifandiso ny resaka
23. mimich ( 18/09/2006 07:39)
efa feno tanteraka ny voalazan'i zoukki ravatorano, ka de izay ary ee, efa mirehitra ny afo , mitokona ny sakafo , fa dia anjarantsika tsirairay ny mandroso ny kitay sy manao izay hampirehitra tsara ny afo mba hahamasaka tsara ny nahandro eee
24. naritsimba ( 18/09/2006 07:48)
mimich> afaka adidy @ fatana ve raha mandroso kitay tsy mirehitra?
25. sasa ( 18/09/2006 10:22)
mimich hitanjy ve ny hitako akia? aza tezitra njy fa somonga ny ahy :-D:-D:-D:-D:-D
26. mandrindra ( 18/09/2006 11:20)
tena milay izany fiarahana izany fa manaova fiarahana sambatra e
27. mimich ( 18/09/2006 11:26)
sasa>raha ilay hitako ny hitan-jy de hitako ka!!! azon-jy v ny tiko lazaina hummmmmmmmmmmmmmmmmmmm
bedy eto eo njay tsika fa mamadi-dreska , fa aleo refa mifankahita miresaka ee!!!:-*

mandrindra> fa nga ianao tsy mba manam-paniriana hiaraka aminay am volana aout 2007
28. mandrindra ( 18/09/2006 11:31)
mimich, ny faniriana misy dia misy tokoa fa saingy ilay daty mbola ho dinihina
29. Samoana ( 18/09/2006 13:17)
'saotra Ravato fa voaray ny hafatra a ! Inona indray re no azo angalarina hatao frais e ?:lol:
30. booboo ( 18/09/2006 13:20)
Inona indray re no azo angalarina hatao frais e ?


hihihihihihihihi
31. mamzelkely ( 18/09/2006 13:44)
samoana ataovy bon le blt :-D:-D
32. glou ( 18/09/2006 14:11)

de faly miarahaba anareo njay ny tenanay eh, efa ireo moa zany ny fandaharam_ potoana ka dia miandry antsika indray izany , angamba tsy misy tsony ny excuse hoe atomotra loatra na tsy mahazo congé sns @ ireo fihaonana ireo fa efa misy firy mois d' avance ka dia manantena fa ho avy daholo isika rehetra , ny namana mpiaraka matetika sy ny mpandeha fihaonana dia efa misy efatra ambinifolo 14 no efa niantso ahy ankoatry ny mpanomana ka efa eo @ 20 eo zao ny isa ny olona milaza handeha @ ilay excursion ka dia miandry ny sasany eh, tsiky dia ampy

sasa sy mimich avy njay nareo roa an!:x
33. mimich ( 18/09/2006 14:22)
samoana>hihihih
mivarotra boule bdb :-D:-D:-D
34. sasa ( 18/09/2006 14:31)
Samoana ha ha ha ha atovy bon marina le frais
Mandrindra tssssss mba tongava lesy miaraka am fijo elah amin'ny 2007.
glou maninona indray izahay sy mimich :-D:-D:-D:-D:-D
mimich
35. sasa ( 18/09/2006 14:33)
mimich lasa tampoka le izy nefa tsy mbola tapitra le kozy, aleo rehefa miresaka manao pv lava be fa kay tokoa moa ato tsy azo anaovana pv koa
mifona raprezy an:-D:-D:-D
mamzelkely mandé njy amin'io excursion io an
36. Samoana ( 18/09/2006 14:33)
[quote=mimich]
samoana>hihihih
mivarotra boule bdb :-D:-D:-D
[/quote
]
tsy manana bdb zà! hihi sady tsy azo amidy hono:D


37. mandrindra ( 18/09/2006 15:03)
sasa, ka ilay ho avy amin'ny 2007 efa ho avy fa ny daty no mbola tsy voafaritra
38. watafon ( 18/09/2006 15:44)
enfin !!!!! raha tsy misy ny sampona d hoavy mihitsy @ 28 octobre e! efa ela ihany zay naniriana ny hanatrika fihaonana fa zao vao afaka e !
39. sasa ( 19/09/2006 04:51)
wataton =D=D=D=D tongava fa raisinay an-tanandroa
Mandrindra mbo atovy mitontona amin'io lesy,raha tena tsy mety moa d otrany mahazatra mampiantso anay elah raha te hihaona aminay d tonga izahay,hanaovana special elah :D
40. ANARIM ( 19/09/2006 05:33)
ravatorano:

3 - Vacance août 2007 : semaine du 13 au 19 août 2007
frais de transport + hébergement + sakafo dia eo amin ny 20 000 ariary isaky ny olona iray eo na 400 000 fmg/pers rah tsy misondrotra ny frais.


20.000 ariary va moa 400.000 Fmg zoky ô? le iza no tena izy isambatan'olona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1269