fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago
![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
323. watafon
(
18/12/2006 11:11)
mbaliana : tena mandaitra sady mahaliana mitsy raha izany akia k ! :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3329962f98be780b2e2eed61897774b5.jpg)
324. mbaliana
(
18/12/2006 12:30)
watafon nandaitra tany aminao mihitsy ve? hihihihi dia ampitomboy ary fa sao matimaty ao le mikroba e :-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3329962f98be780b2e2eed61897774b5.jpg)
326. mbaliana
(
20/12/2006 11:29)
ianao aza nahita fa mifindra le izy... koa tsy niala ary ianao? i watafon aza toa mankafy koa... samy manana ny fisainany marina ny olona ka... za tsy atao anjorony zany... idirako eo afovoany foana :-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/3329962f98be780b2e2eed61897774b5.jpg)
334. mbaliana
(
03/01/2007 13:57)
watafon> maninona moa e... eo afovoany zany za fa tsy anjorony koa .. tratry ny taona aloha e :-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
335. watafon
(
04/01/2007 11:01)
Mbaliana : misaotra e !:-*:-*tratrany mihitsy k ! d nanao ahoana ny fety ary e?