fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago

281. mamzelkely ( 28/11/2006 14:17)
sasa tahony zany ny azy ko :lol:
282. mbaliana ( 28/11/2006 23:01)
:-D:-D:-D
283. sasa ( 29/11/2006 05:55)
mamzelkely le tahony vao maika loza tsy azony kitihana iny koa.
284. mimich ( 29/11/2006 06:48)
aiza moa izany ilay atao hoe tahony ee :?::?::roll::roll::-D:-D:-D
285. mamzelkely ( 29/11/2006 08:17)
le tahony akia ry mimich de le ts any am fotony aaa:lol:

sasa humm de inn zany ny azy akia :-D
286. watafon ( 29/11/2006 10:18)
maty le virja kle ! :-D:-D:-D
mamz : :-* ftsn kalou e!
287. mamzelkely ( 29/11/2006 12:54)
:-*:-* ko aza klou eee de hita eo aveo ny azy :wink:
288. mbaliana ( 30/11/2006 20:02)
tsy omena koa izy na ny raviny aza? asaina maka fofom-boasary fotsiny :-D:-D:-D
289. fijo ( 01/12/2006 06:05)
aza mihaino izay tsy hanome ry sasa fa ,ireny anie tsy manana hoatolora e,sady rehefa haka ny voany anie dia mihanikla ny tahony klo e.
290. mimich ( 01/12/2006 07:44)
fijo> e tndremo ary voaongotra hatrany amin'ny fotony
291. mbaliana ( 01/12/2006 12:46)
fa iza hono no hanome an'i fijo'?
292. watafon ( 01/12/2006 17:50)
:-D:-D:-D
293. fijo ( 01/12/2006 22:31)
mbaliana ze manana .
mimich avy dia ambongadiny izany ko
294. mbaliana ( 02/12/2006 02:48)
mianjy ny tsy misy eo fijo fa tsy misy hanome ny azy ... raha zao no fandehany...
295. mimich ( 05/12/2006 06:21)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
296. mbaliana ( 05/12/2006 19:33)
:-D:-D
297. watafon ( 05/12/2006 21:22)
mbo omeo izy ry reto an ! :-D:-D:-D:-D:-D
298. fijo ( 05/12/2006 23:17)
tsy manana homena indray mbaliana dia mitarika ny sasany an
299. mimich ( 06/12/2006 06:15)
omena inn moa izy izay ry wata??
300. mbaliana ( 06/12/2006 12:31)
ary wata tsy mangataka fa mamporisika.. hatramin'izao i fijo mbola tsy nahazo nefa efa ela no nangataka koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7234