fandaharam-potoana @ fihaonana sy fety ho an ny namana Dago
301. mimich
(
06/12/2006 15:48)
i wata angamba matahotra sao mangataka voateha-maina
de aleony i fijo no amporisihina :-D:-D:-D:-D
de aleony i fijo no amporisihina :-D:-D:-D:-D
305. sasa
(
07/12/2006 05:52)
fijo tsy mahazo wa koa :-D:-D:-D mitadiava hafa, avelao haniry eo ny voasary d aza ongotana tsony fa efa manomboka mitsiry koa mantsy izao le zanaka voasary d efa 3 izy no miaraka maniry ao d tsy voaongotra hatrany am fotony izany tsony.
mimich mampmé an'ahy koa ilay hoe mangataka votehamaina =))=))=))
mbaliana tsy mahazo le virja hi hihh ihih
mimich mampmé an'ahy koa ilay hoe mangataka votehamaina =))=))=))
mbaliana tsy mahazo le virja hi hihh ihih
306. fijo
(
07/12/2006 05:56)
sasa an,aza mihaino an'io mbaliana io fa io anie kafiry e.
avelao wa aho mba ihinana voasary kely.
avelao wa aho mba ihinana voasary kely.
309. mbaliana
(
08/12/2006 23:56)
aiza zany rehefa tena barazy...birckavile aloha mbola tsy hitako e
312. mbaliana
(
11/12/2006 19:14)
aiza no misy voatehamaina? mampte-te hanome izy zany ...
watafon aza mba allergik zany wa.. ataovy foan dia mis'adapter ny organisme =))=))
watafon aza mba allergik zany wa.. ataovy foan dia mis'adapter ny organisme =))=))
320. mbaliana
(
15/12/2006 11:25)
lazaivo ndray ary fa za le mikroba mamindra anareo e? mateza aina be le mikroba =))=))